Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
endriny
(
05/02/2016 15:13)
Soratra masina ve sa soratra namasinina?
Ny baiboly ve soratra masina sa soratra namasinina?
Ilay boky mihintsy ve no masina hatrany am-piandohany? Izany hoe ny trano printy mihintsy sy ny ranomainty ary ny taratasy sy ny mpanota azy dia za...
tohiny
novalian'i endriny ny 01/03/2016 18:36
SYLLA8
(
05/02/2016 05:32)
Mamp meh! inona koa ar ty?
olon 2 ihan no mpivrtra sakay eny an tsena
- i1 mpandainga(mivarotr sakay malao)
- i1 ts mandainga(mvartr n ts malao)
Enao anef ts tia sakay malao,
Inona ary no fanontanian apetrakao rah enao no tojo ...
tohiny
SYLLA8
(
05/02/2016 04:11)
Averku ndray! firy ary io ô?
Misy omby anaty vala iray:
-omby 2 alohan ny omby 1
-omby 2 afaran ny omby 1
-omby 1 afovoany
Firy ary no farafaha-ben'ny isan ny omby noteniniko io?...
tohiny
novalian'i SYLLA8 ny 05/10/2016 11:11
SYLLA8
(
05/02/2016 03:55)
Inty koa misy ô! firy ary io ô?
Misy machine locomotion iray mirefy 100m izay mahavita 100m/s. misy tunnel 1 koa anef mirefy 100m.
anatin ny firy segondra ary no idarana sy ivoahan'ny machine io anatany tunnel 100m io?...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 15/06/2016 15:45
Robbygasy
(
04/02/2016 07:55)
Mombamomba ny mpanoratra Ramangamalefaka na Alfred RAMANDIAMANANA
Miarahaba antsika rehetra, iza no mba mety manana ny mombamomba ny mpanoratra malagasy Alfred RAMANDIAMANANA na fantatra amin'ny solon'anarana hoe Ramangamalefaka ny fiainany amin'ny maha olo-tsotra a...
tohiny
novalian'i tal Andria ny 16/02/2018 08:49
rhaj0
(
03/02/2016 18:27)
Zika sy ny ... finoana
Miala any indray izany ny virus Zika.
Raha ny fahalalako azy, dia raha viavy bevohoka no voany, dia ho voan'ny microcephalie ilay zaza rahefa teraka; kely ny ati-doha, ary dia hahazo olana fahasalama...
tohiny
novalian'i endriny ny 20/02/2016 05:47
rhaj0
(
03/02/2016 15:32)
Misy ve Dieu?
Naravin'ny wikipedia eto ny arguments..
https://fr.wikipedia.org/wiki/Arguments_sur_l%27existence_de_Dieu
Fa resaka Dieu (an'ny tandrefana) ny naraviny tao, raha ny fahazoako azy.
Ny an'ny Malagasy...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 06/03/2016 14:41
entsrakotondramanana
(
03/02/2016 08:19)
lalatiana rakotondrazafy sy ny hafari malagasy
natsikafon'i lalatiana rakotondrazafy tao amin'ny free fm indray ny tetika ambadiky ny hafari malagasy amin'ny fivarotana tany.hafahafa ihany aloha e!...
tohiny
novalian'i andrywui ny 04/02/2016 09:17
tsiahi
(
01/02/2016 16:49)
Mitady hira
Manahoana, misy hira taloha tadiaviko sao mba misy mahafantatra, tsy misy haiko ny tonony, ny titre moa zany dia mazava ho azy fa tsy haiko koa, mitovy amin ilay hiran i Romule : FANDAHARANA ny "mél...
tohiny
novalian'i tsiahi ny 05/02/2016 06:15
victorine15
(
01/02/2016 14:32)
Garde persm agee
Bjr,eto tana aho, mitady asa garde person agee...
tohiny
novalian'i hery ny 23/02/2016 06:18
SYLLA8
(
31/01/2016 14:33)
firy ary io o?mampmeh mhintsy
Misy piso 5 ao antranonao ao! io piso 5 io dia mahavoasambotra voalavo dimy anitin ny 5 minitra.
Firy ary no tokony ho isan ny piso rah ohatra ka voalavo 100 no voasambotra tao anatin ny 100 minitra?...
tohiny
novalian'i setam ny 28/02/2016 08:02
SYLLA8
(
31/01/2016 13:05)
iza ary !?
iza ary no rahavavin ny Nenitoanao izay tsy Nenintoanao mihints !!!? mb valio ö...
tohiny
novalian'i SYLLA8 ny 05/02/2016 03:23
SYLLA8
(
31/01/2016 13:00)
2) firy ary io ô?
1) firy ary ny antsasakin ny 2 nampiana 2?
2) misy trondro 3 ao anaty seau! n 1 anefa maty rehef avy eo! firy ary ny trondro sisa tavela anaty seau?
3) i jean sy jeanne niteraka 5 vavy. io vhvavy samy...
tohiny
novalian'i ajnal ny 12/05/2017 19:45
chantrire
(
31/01/2016 03:50)
Ny fanambadiana
Miarahaba ny mpiserasera rehetra.Fanontaniana ho anareo lehilahy.Inona no mahatonga ny lehilahy sasany tsy mety maka vady ireny reninjanany ireny? aty aminay aty dia misy rangahy izay mananjanaka 3 fa...
tohiny
novalian'i chantrire ny 14/02/2016 13:05
pamissanofi
(
30/01/2016 19:08)
Rehefa tsy hainareo le baiboly ry Leva2, aza miten...
Rehefa tsy hainareo le baiboly ry Leva2, aza miteniteny foana. Iza no niteny taminao fa ai anatinao NY fanjakan' Andriamanitra. Ianao mihitsy le mitsipona andini teny. Fanjakana misy io ary hanao zava...
tohiny
pamissanofi
(
30/01/2016 19:08)
Rehefa tsy hainareo le baiboly ry Leva2, aza miten...
Rehefa tsy hainareo le baiboly ry Leva2, aza miteniteny foana. Iza no niteny taminao fa ai anatinao NY fanjakan' Andriamanitra. Ianao mihitsy le mitsipona andini teny. Fanjakana misy io ary hanao zava...
tohiny
Gasybea
(
30/01/2016 14:19)
Mitady namana
Manaona daholo,
Izao dia vehivavy 27 taona merina, mitady lehilahy 25 à 32 taona hendry hiarahana; ho namana aloha @ voalohany dia avy eo ita eo.
Misaotra...
tohiny
novalian'i asylumefreder ny 31/05/2016 12:59
Joda400
(
30/01/2016 04:40)
Manaona daholo o!
iza @nareo no mba mahalala ny a...
Manaona daholo o!
iza @nareo no mba mahalala ny adressy email andefasana tononkalo ao @ korirakanto ny haisoratra azafady...
tohiny
novalian'i dannn ny 08/04/2016 08:55
elras
(
28/01/2016 16:04)
fanontaniana kely h an apela e?inn ten itiavanarw ...
fanontaniana kely h an apela e?inn ten itiavanarw n bandy ,n bikan s n toetran s ...?...
tohiny
novalian'i poutinah ny 19/03/2019 09:00
gasy1zay
(
27/01/2016 15:54)
Ny fakampanahy sy ny fizahantoetra
Mba te hizara kely ny momba ny fakampanahy sy ny fizahantoetra satria misy olona manafangaro azy roa ireo.
Ny fakampampanahy dia avy @ devoly/satana, ny fomba fisehony dia zavatra toa tsara na mahafi...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 05/02/2016 17:13
