Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
endriny ( 04/03/2016 06:57)
Ho vita ihany koa ny amin'ity fitondrana Rajao ity e
Diso misetrasetra loatra ny zanany lahy, ary tena miasa ohatran'ny mafia mihintsy. Dia alainy daholo izay toerana henony hoe misy vato na volamena. Tsy vitan'ny hoe alainy fotsiny moa fa vonoiny mihin... tohiny
novalian'i endriny ny 11/03/2016 07:14
voladomoina ( 03/03/2016 11:30)
mangataka tononkira
Miarahaba anareo amin'ny Anaran'i Jesosy. Mba mangataka tonon-kira azafady izay afaka manome, tsy haiko izay lohateny fa hira 2 ireto, : 1. misy oe "Inty ilay zanakao nania fa hiverina Aminao .... Am... tohiny
voladomoina ( 03/03/2016 11:27)
Miarahaba anareo amin'ny Anaran'i Jesosy. Mba mang...
Miarahaba anareo amin'ny Anaran'i Jesosy. Mba mangataka tonon-kira azafady izay afaka manome, tsy haiko izay lohateny fa hira 2 ireto, : 1. misy oe "Inty ilay zanakao nania fa hiverina Aminao .... Am... tohiny
novalian'i endriny ny 04/03/2016 07:48
rhaj0 ( 02/03/2016 12:17)
Ny Manohitra sy ny Momba
ka ahoana tsara (ny) marina ny @ Manohitra sy ny Momba.. [i][b]Matio[/b] 10:30 Izay tsy momba Ahy dia manohitra Ahy; ary izay tsy miara-mamory amiko dia manahaka. [b]Marka[/b] 9:40 Fa izay tsy manohi... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 03/03/2016 15:12
endriny ( 02/03/2016 10:02)
Ny anarana fiantsoana
Ny olona iray dia antsoina amin'ny anarany araka ny toerana misy azy eo amin'ny rafi-piarahamonina. Ka ny olon-tsotra dia antsoina amin'ny fanampinan'anarany mba ahamora ny fiantsoana azy amin'ny fana... tohiny
novalian'i booboo ny 09/03/2016 22:44
endriny ( 02/03/2016 09:50)
Tena fanjakana badouraly sy KerrySay ity
Ny Filoha Kaomorianina indray no sahy miteny am-pahibemaso ny tokony hamerenana ny Iles Eparses ho an'i Madagasikara... Ny Colas tsy manana permis environnemental kanefa afaka mitrandrka sy manondran... tohiny
novalian'i endriny ny 08/03/2016 04:53
Ditrakely ( 02/03/2016 08:35)
mba te halala
salama daholo e, hono woa sao mba misy manana hevitra holazaina momba ilay offre d'emploi medsot ao antsirabe io mba manao ahoana io orinasa io fatsy mbola re nefa mba ohatrry nyta handray anjara ami... tohiny
erbly27 ( 29/02/2016 16:28)
Mitady namana sud oeust de la France
Arak'io lohateny io dia mitady namana ,vehivavy 32taona hatramin'ny 45taona kristianina ar-piainana . Raha mety mihoatra ny namana ,plus si affinités.Lhl 51 taona ,libre . Na resaka serasera fotsiny... tohiny
novalian'i erbly27 ny 19/02/2017 06:26
rhaj0 ( 29/02/2016 12:24)
Miteraka nefa tsy .. niray
T@ tapa-bolana, dia nisy tovovavy nilaza, ary niziriziry, fa ... i Jesosy hono no rain-janany. Hainao ihany ilay finoana hoe, i Maria virijiny hono mba nitoe-jaza dia niteraka, nefa TSY niray t@ Jose... tohiny
novalian'i endriny ny 11/03/2016 14:47
manajafitia ( 29/02/2016 09:58)
adresse mail
salama hery! ahoana no atao raha hanova adresse mail, very ny adresse nanokafako kaonty dia tokony hovana , android ! misaotra betsaka amin'ny fanampiana! ... tohiny
novalian'i hery ny 08/03/2016 15:04
RUZ9 ( 29/02/2016 09:05)
IZA NO MAHAZO TOMBONTSOA AMIN'NY FISIAN' NY "AMBALAVELONA"?
Toa zary resabe tato ho ato ity resaka ambalavelona ity, ny valala moa misy, ny mpilaza mahay. Variana ihany ny tena nahita mpitondra fivavahana nilaza tamin'ny fahitalavitra tafiditra amin'ny tranonk... tohiny
novalian'i shafira ny 02/07/2017 09:21
RUZ9 ( 29/02/2016 09:05)
IZA NO MAHAZO TOMBONTSOA AMIN'NY FISIAN' NY "AMBALAVELONA"?
Toa zary resabe tato ho ato ity resaka ambalavelona ity, ny valala moa misy, ny mpilaza mahay. Variana ihany ny tena nahita mpitondra fivavahana nilaza tamin'ny fahitalavitra tafiditra amin'ny tranonk... tohiny
RUZ9 ( 29/02/2016 09:04)

novalian'i RUZ9 ny 12/04/2016 10:44
RUZ9 ( 29/02/2016 09:03)
IZA NO MAHAZO TOMBONTSOA AMIN'NY FISIAN' NY "AMBALAVELONA"?
Toa zary resabe tato ho ato ity resaka ambalavelona ity, ny valala moa misy, ny mpilaza mahay. Variana ihany ny tena nahita mpitondra fivavahana nilaza tamin'ny fahitalavitra tafiditra amin'ny tranonk... tohiny
novalian'i endriny ny 02/03/2016 09:52

novalian'i endriny ny 01/03/2016 18:41
RUZ9 ( 29/02/2016 09:02)
IZA NO MAHAZO TOMBONTSOA AMIN'NY FISIAN' NY "AMBALAVELONA"?
Toa zary resabe tato ho ato ity resaka ambalavelona ity, ny valala moa misy, ny mpilaza mahay. Variana ihany ny tena nahita mpitondra fivavahana nilaza tamin'ny fahitalavitra tafiditra amin'ny tranonk... tohiny
RUZ9 ( 29/02/2016 09:01)
IZA NO MAHAZO TOMBONTSOA AMIN'NY FISIAN' NY
Toa zary resabe tato ho ato ity resaka ambalavelona ity, ny valala moa misy, ny mpilaza mahay. Variana ihany ny tena nahita mpitondra fivavahana nilaza tamin'ny fahitalavitra tafiditra amin'ny tranonk... tohiny
betsymiteny ( 29/02/2016 02:43)
Mpangala-badin'olona ve aho?
Manao ahoana daholo, Za dia vehivavy manana problème toy izao ka mila torohevitra avy aminareo efa manana traikefa satria izay olona nangalako hevitra toa tsy mahita avaly avokoa. Nisy bandy malaga... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.1148