Mitady namana sud oeust de la France

1. erbly27 ( 29/02/2016 16:28)
Arak'io lohateny io dia mitady namana ,vehivavy 32taona hatramin'ny 45taona kristianina ar-piainana .
Raha mety mihoatra ny namana ,plus si affinités.Lhl 51 taona ,libre .
Na resaka serasera fotsiny aza tsy asiana olana @ fifanakalozan-kevitra.
Mail: erbly27@gmail.com
Misaotra!
novalian'i erbly27 ny 19/02/2017 06:26
2. aminahcorre3 ( 08/03/2016 23:53)
Coucou,
Sendra itako tam forum gasy oe mtady namana enao, za akory ts mitady namana oe sipa na vady fa vehivay 27 ans eto sud ouest de la France koa, mitady namana gasy hanaovana connaissance sy ifaneraserana, atsoy aho am 07 53 98 11 05
3. joharyrakotondratasy ( 09/03/2016 04:39)
bonjour! Za ku mb mitadi namana
4. phiton ( 18/02/2017 13:15)
Mitady namana za mb afk manampy ahy
5. erbly27 ( 19/02/2017 06:26)
Phiton,
Ity ny mel ko: erbly27@gmail.com
Eo miresaka raha mety aminao.
Misaotra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4248