Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
7411 ( 01/04/2016 08:36)
vehivavy mangatsika kibo
bjr,ono oa ry reto, ny zokiko vavy ef nanambady erintaona lasa zay mbola ts mitoejaza iany nefa izy mba te ananjanaka aingana mitsy dia lazain olona fa mangatsiaka ono ny kibony ka tokony afanaina,dia... tohiny
novalian'i fredkwel ny 24/08/2016 13:37
7411 ( 01/04/2016 07:26)
Vergeture Na tsatsakaotra
Miarahaba antsika rehetra, izaho dia vehivavy 22 taona mbola tsy niteraka akory kanefa dia feno tsatsakaotra sahady, indrindra eo am ranjoko,tena rakotra. efa nampiasa karazana produit anti vergeture ... tohiny
novalian'i nirina_83 ny 08/07/2016 14:00
endriny ( 30/03/2016 15:29)
Olona iray ihany ve i Gasy1zay sy Strong3
I Gasy1zay mantsy no nametraka veloma dia I Strong3 koa no tsy hita intsony, raha tsy hoe olona iray ihany ry zareo ireo. Anarana 2 kanefa olona iray. Ohatran'ny hoe olona 3 kanefa Atra tokana (3,1)... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/04/2016 12:38
eugenie2016 ( 30/03/2016 13:38)
Ny fisaraham-panambadiana - olona vao nisoratra tam décembre izay vonoin'ny vadiny
Salama daholo, Mba hanontany anareo momba ny fisaraham-panambadiana, misy rahavavy vao avy nisoratra tam décembre teo. Mijaly be izy fa mamono sy mikasin-tanana azy ny vadiny ary roasiny amin'ny al... tohiny
hery ( 30/03/2016 12:58)
Mandalo fanamboarana
Manao mise-à-jour-n'ny site serasera tsikelikely (mamindra azy amin'ny serveur vaovao) dia mety hisy olana vitsivitsy...... tohiny
novalian'i hery ny 17/04/2016 05:43
RBNIR ( 30/03/2016 11:36)
Misy olana ny serveur??? tsy hita daholo ny valiny...
Misy olana ny serveur??? tsy hita daholo ny valiny nalefako?? :-)... tohiny
endriny ( 29/03/2016 14:52)
69 taona lasa izay... tsy avelako ho kaon'ny riaka ny ran'ireo Malagasy novonoina tamin'izany
Na dia ezahina kosehina eo amin'ny tantara aza, ary na ezahina fafana eo imason'ny Malagasy ankehitrio, dia tsy menatra aho ny mahatsiaro ireo Malagasy Ray aman-dReny, Tantsaha sy Olomanga nampiara-di... tohiny
Penja ( 28/03/2016 17:53)
Bizina
So mba mis mahita clients mpividy produits (girofle, café, vanille) any ivelany. Fa mis manana fôntry be ! ... tohiny
tsabany ( 28/03/2016 16:29)
Fandefasana entana ho any Madagasikara
Manahoana daholo tompoko ô. Mitady orinasa mpandefa entana ho any Madagasikara mora aho satria mandefa entana matetika any, raha toa ka misy afaka manome information ahy. Misaotra mialoha!... tohiny
endriny ( 28/03/2016 04:28)
Ho avy tsy ho ela mitaha amin'ny rongony
Efa hatramin'ny andron'ny mpaminany no nisy filazana fa ho avy tsy ho ela ny Mesia, dia maty foana izay maty fa tsy tonga ny Mesia. Fa ho an'ny Kristianina moa dia efa tonga ny Mesia, ary Jesosy no an... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 11/04/2016 15:30
sam16 ( 25/03/2016 21:02)
bjr,daholo za reto Bandy vao2 a, mamana olana aram...
bjr,daholo za reto Bandy vao2 a, mamana olana aram-pitiavana,nisy olona izay, vao nifanao fotoan izahay d raikitra,nefa 4andro taty aorina ref mba miteny taminy za oe ndao iona milaza ny ts afaka fona... tohiny
novalian'i fredkwel ny 02/06/2016 09:10
bobramanamiravaka ( 25/03/2016 12:13)
GBS
Ny GBS dia fikambanana masina Na koa fandinihana soratra masina Alao ao an-tsaina ny hoe fiangonana Fa sao manakorontana ny ankohonana Io fikambanana io dia te... tohiny
tovorandria ( 24/03/2016 20:00)
fanjakana mpivarotra tanindrazana
nilaza ampahibemaso ny embassadeur frantsay fa an´i frantsa ny îles éparse, d taitra ny gasy d aveo tonga niresaka tamin´i attalah béatrice tonga teny amin´ny biraony mitsy ny ministre d´outre ... tohiny
novalian'i endriny ny 29/03/2016 14:54
rabaradaka ( 24/03/2016 07:33)
Super Ministre incompétent et nul : premier victime du fitsaram-bahoaka
Dia gaga ny rehetra mahita ny fihetsiketsehana ataon'ingahy Rivo RAKOTOVAO izay mametraka ny tenany ho Praiministra mihitsy na ao anaty fivoriana aza. Ny Ministera tantanany anefa no tena tsy mahavoa ... tohiny
nenikely20 ( 23/03/2016 10:15)
homéopathie et grossesse
miarahaba e, misy amintsika tato ve no efa nampiasa ny homéopathie mba hahazoana zaza? mba omeo contact homeopathe mahay raha misy manana azafady, fa maniry ny hahazo zaza mafy! misaotra sahady e!... tohiny
novalian'i bichette ny 07/04/2016 15:43
Rafieritreretana ( 22/03/2016 19:05)
Nosy voafidy i Madagasikara!
https://www.youtube.com/watch?v=bdtbBgXu8sk... tohiny
novalian'i endriny ny 29/03/2016 15:00
crus ( 22/03/2016 13:01)
mila toro-hevitra indrindra raha MPITSABO ianao
Misy ilay fanafody hoe TANAKAN (solution buvable) izay voasoratra anatin'ny notice hoe " le traitement symptomatique de certains troubles cognitifs du sujet âgé (en particulier troubles de la mémoi... tohiny
novalian'i sissia00 ny 06/06/2016 10:14
menalamba ( 18/03/2016 11:27)
Afa-baraka isika !!
Miarahaba Dia efa mampihaiky sy malaza eran'izao tontolo izao ve isika @ sinto- mahery é ? Mba jereo kely ity fa mody sarina finday tsy tena izy no nampiasain'ireto vahiny teto... http://www.livele... tohiny
novalian'i 260882 ny 10/05/2016 22:34
JeanBa10t ( 18/03/2016 06:08)
fanontaniana
Mba azoko fantarina ve ny anaran'ny malagasy nanan baiboly voalohany?... tohiny
rhaj0 ( 16/03/2016 12:53)
Ny Katolika sy ny fahasalamam-bahoaka
http://www.lagazette-dgi.com/index.php?option=com_content&view=article&id=52155:vaccin-contre-la-poliomyelite-dans-les-ecoles-les-ecoles-catholiques-s-y-opposent&catid=42&Itemid=109 [i]Vaccin contre l... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.7032