hira masina malagasy

1. dasy ( 07/04/2016 14:31)
mitady olona mahay mametraka ny note de solfege @ hira masina malagasy ( tsy solfa akory fa solfege )
misaotra
ity ny é-mail ko : frakoton@ wanadoo.fr
répondu par hery le 07/04/2016 15:35
2. hery ( 07/04/2016 15:35)
Ato aloha misy vitsivitsy Katolika

http://katolika.org/hira-naoty

Fa hira inina ohatra?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4504