Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Nofy Ny Fitia ( 27/02/2016 19:58)
Mankasitraka be dia be ho anareo rehetra.Efa ela a...
Mankasitraka be dia be ho anareo rehetra.Efa ela aho no naniry ihiditra ato saigy 'zao moa 'zany vao nety dia faly ah ankehitriny... tohiny
immi ( 26/02/2016 19:23)
hevitra hifindrana monina any ivelany
manahoana daolo o Mba mila torohevitra ry reto araka ny titra sao dia mba misy afaka manoro hevitra hoe inona no atao raha te hifindra monina any ivelany an. tsy voatery hoe tsy maintsy aiza fa refa m... tohiny
novalian'i thyna ny 08/03/2016 09:54
endriny ( 26/02/2016 18:57)
Maty kanefa velona indray
Indray andro rehefa nilalao ny ankizy nanao fanenjika dia nanao posy i Jean Marie Frederic fa poritra te hipipy. Dia nododosan'ny mpanenjika izy hoe: "haingana ialahy e!". Dia niolomay i Jean Marie Fr... tohiny
rhaj0 ( 26/02/2016 12:13)
Vision 2020
Tsy hoe tany @ dokotera maso io, fa fibanjinan'ny Tanora ny ho avy @ taona 2020. http://money.cnn.com/2016/02/12/technology/recycling-carbon-dioxide-liquid-light/index.html?iid=ob_homepage_tech_pool&... tohiny
mpilaza444 ( 26/02/2016 00:03)
Fitezana
Maditra be ny zanako lahy. Ompainy sy ilany ady isan'andro zahay mivady. Mandrahona hanindrona antsy nefa vao dimy ambin'ny folo taona. Mamalivaly isan'andro. Inona no hatao?... tohiny
novalian'i i-tie ny 26/02/2016 06:55
saho ( 25/02/2016 18:55)
hena omby zantely jirama
Mbola tsy mangarahara ny fomba fiasan ny mpandray andraikitra misahana ny tena atao hoe filana andavanandro ilain ny mponina malagasy amin ny firenena malagasy Maninona no haondrana any amin ny sinoa... tohiny
novalian'i ilafy ny 14/09/2017 05:25
rabaradaka ( 24/02/2016 05:45)
Dia mbola hangina ihany ve ny vahoaka manoloana ireny fihantsiana ataon'ny olon'ny HVM ?
Saika tsy hanoratra ihany aho saingy nenjehin'ny eritreritro aho hoe sao tokony hiteny ihany dia nanapaka hevitra aho hoe hilaza izay fantatro mikasika ny raharaha Rasendrahasina Lala, izay hifonako s... tohiny
RBNIR ( 24/02/2016 05:44)
FANTARO NY AMPITSO IZAY HO AVY TSY HO ELA.....
Raha sitrapon'ny Tompo dia holazaina amin-tsika rehetra........ tohiny
novalian'i RBNIR ny 08/04/2016 12:54
vazivazo ( 24/02/2016 04:22)
mitsikia kely monja oeeeeee
Nanontany ilay mpampianatra hoe: inona rankizy no tokony atao mba hananantsika lakilasy madio lalandava? nananga-tanana ilay mpianatra iray dia namaly: TOKONY MIJANONA ANY AN-TRANO DAOLO isika fa tsy ... tohiny
novalian'i batsilana ny 26/07/2017 06:13
Angie ( 23/02/2016 08:06)
Malagasy mizara nahandro
Mety mba mahasoa ny namana ato ity vohikana http://www.mamina.org/ ity fa ahitana karazana recette maro no misy ihany koa astuces , sy vertus maro isan-karazany koa dia zaraina ampifaliana Misy koa ... tohiny
novalian'i BENEM ny 28/09/2018 05:13
hery ( 23/02/2016 06:15)
Tononkalo 8252
Misaotra antsika rehetra hatrany fa efa mahatratra 8252 izao ny tononkalo ao amin'ny vetso.serasera.org http://vetso.serasera.org Samy nandalo fotoana kely naha "poeta" azy daholo isika ka tsy mahame... tohiny
rjromuald ( 22/02/2016 16:37)
Miarahaba, raha misy afaka manampy dia tena faly t...
Miarahaba, raha misy afaka manampy dia tena faly tokoa,raha misy mahay mamadika ny teny hoe:" haely eran'ny tanana ny tsaho " ka ny hoe eran'ny tanana indray no atao "lazaina". Misaotra tompoko.... tohiny
novalian'i hery ny 23/02/2016 06:11
rhaj0 ( 22/02/2016 12:09)
Andriamanitra ô, inn ar’ty
Mba ampazahoy ny vanitik'i Francis Turbo izay nijery oooo :-) http://www.midi-madagasikara.mg/culture/2016/02/22/francis-turbo-satirique-sur-la-religion/ ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 25/02/2016 15:25
rhaj0 ( 22/02/2016 12:08)
Andriamanitra ô, inn ar’ty
Mba ampazahoy ny vanitik'i Francis Turbo izay nijery oooo :-) http://www.midi-madagasikara.mg/culture/2016/02/22/francis-turbo-satirique-sur-la-religion/... tohiny
endriny ( 22/02/2016 05:53)
Somary mba miomehy kely aloha Tanimboho vs Tatezana
Hoy I Fransisy hono: "Izay olona tsy manamboatra tatezana fa manamboatra tanimboho dia olona tsy Kristianina" Dia ahoana kanefa ireto fikambanana relijiozy Kataolika rehetra eto Madagasikara mipetrak... tohiny
novalian'i endriny ny 02/03/2016 09:54
endriny ( 19/02/2016 06:26)
Noporofoin'ingahy Benedicte fa tsy ilaina mihintsy ny mainty hoditra
Ahoana angaha hoy ianao? Tamin'ny fitsidihana nataony tany Meksika dia nilaza ity RR ity fa azo ampiasaina ny fiarovana mba hialana amin'ny fianahan'ny Zika eo amin'ny vehivavy. Haintsika tsara fa an... tohiny
novalian'i endriny ny 20/02/2016 05:26
rhaj0 ( 18/02/2016 15:59)
pasitera Rasendrahasina
Fa naninona Irazokinibe eee?? Araho maso koa fa ry OMAR koa ve ohatra tsy mba olona koa eee... :-)... tohiny
novalian'i endriny ny 02/03/2016 09:56
Charoumeni ( 18/02/2016 07:02)
Fahaizana teny vahiny
Miarahaba daholo e! Mba mangataka torohevitra aminareo aho fa tsy mahay teny frantsay loatra ilay zandriko nefa hanohana voka-pikarohana afaka 8 volana. Efa nipetraka 12 mois tany Frantsa izy nefa ts... tohiny
novalian'i 5laody ny 20/02/2016 13:25
endriny ( 17/02/2016 05:31)
Iza tokoa ary no mitombina amin'ireo
[url=http://forum.serasera.org/forum/message/m56ba437392865]ireto[/url] hafatry ny namana tany amin'ny eritreritra mandalo... tohiny
novalian'i ASRT ny 06/10/2016 15:09
gasy1zay ( 16/02/2016 15:23)
Mahereza ianareo dia mampamangy
Noho ny fitadiavana sy ny asa aman'andraikitra dia mety tsy hanampotoana hiseraserana amintsika eto intsony ny tenako ka dia mametrabeloma sy maresaka ho antsika rehetra, misaotra betsaka an'i rhaj0 s... tohiny
novalian'i rbnir ny 22/02/2016 18:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.99