Mpangala-badin'olona ve aho?

21. vazivazo ( 14/03/2016 09:01)
raha zah IANAO dia SAMY ADABOKA ANY IZY ANAKIROA, efa hita ny toetrany sy ny zava-misy ka zaranao aza nahalala izany dieny mbola tsy nisy fifamatorana bebe kokoa, apetraho @ Tompo ny fiainanao fa IZY MAHALALA NY HEVITRA HIHEVERANY ANAO e!


Toojran0:

Lay bandy gasy lo zan ts tokon iarahanao tsony e, manao tokatran maso iz zan ka na d iarak ar nareo met isopatr le sipa sad mis zavtr hafeniny anao ao sad enao ku zan ef ts matoky az ny amle sipa ku,.. io d arak le tenin Atra we... AZA METY APITONDRAINA ZIOGA TS ANTONONA ANAREO...
Ny am le vazah dray, ref tena tinao iz sad tena tia anao ku d iz iarahan zan ku fa manome sosokevtr ian za we tsaratsar kokoa gasy mtouv amnao ian iarahan fa maro vokadrats azo am fanambadian vazah, hafa be toetsain reny, rah eto nareo no ipetrak met ts koi, fa ref entiny an am taniny ianao d miseho d'origine aminy...met ts afak ifanerasera am fianakavinao aty Madagascar enao...haf be sad manao tsinotsinon soatoavin malagasy rzareo e..ka asakasakao ian io fa mba sosokevtr ian ny ahy we ts aleo v gasy mitovy soatoavina sy fomba fiasaina sy fijery no iarahn...
22. asylumefreder ( 31/05/2016 12:47)
Ra za enw d manao be ts mten aho.Tstk ze atw amzan
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6021