Fitezana

1. mpilaza444 ( 26/02/2016 00:03)
Maditra be ny zanako lahy. Ompainy sy ilany ady isan'andro zahay mivady. Mandrahona hanindrona antsy nefa vao dimy ambin'ny folo taona. Mamalivaly isan'andro. Inona no hatao?
novalian'i i-tie ny 26/02/2016 06:55
2. i-tie ( 26/02/2016 06:55)
Ny hazo tokoa no vanon-ko lakana, ny tany naniriany no tsara. Tsy iverenako ny momba anareo fa ny hanarenana sisa no jerena. Rehefa misy fotoana mahafaly azy iny no mila araraotina, ohatra entina misintaka lavitra ireo namany, satria ny ataon'ny namany no isan'ny ampahany (10%) ohatra mitaiza azy.
NB : Fitaizana no fiteny fa tsy fitezana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8531