mitsikia kely monja oeeeeee

1. vazivazo ( 24/02/2016 04:22)
Nanontany ilay mpampianatra hoe: inona rankizy no tokony atao mba hananantsika lakilasy madio lalandava?
nananga-tanana ilay mpianatra iray dia namaly: TOKONY MIJANONA ANY AN-TRANO DAOLO isika fa tsy misy mankaty an-dakilasy tompoko !!!
novalian'i batsilana ny 26/07/2017 06:13
2. perlin15 ( 28/02/2016 22:41)
Ha5. Marin n azy
3. rasoa15 ( 16/04/2016 12:15)
hihihi
4. ranjafirmin ( 18/04/2016 11:47)
ts vonon n ianatr mits lery r izan
5. fanotina ( 27/04/2016 10:13)
hahaha...hafa koa!!
6. tiaviniainagasy ( 11/05/2016 04:27)
mlay beu!!!!
7. Tahiry2 ( 29/05/2016 04:16)
Akamona kos zan ka.M'lay e!
8. Tafanarivao ( 01/06/2016 05:31)
ha3 ...mahafinaritr e
9. batsilana ( 26/07/2017 06:13)
hi3! marn kosa ny azy ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4758