Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ericruj ( 15/02/2016 07:59)
Hafatra ho an'Ireo Gasy manambany Malagasy
Miarahaba daholo, Ny antony andefasako an’ity resaka ity dia hifampadinihiny entre isika rehetra satria resaka fady moa izy ireto kanefa na de izany aza, tsy midika hoe tsy ahazo hifampiresahina. ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 18/02/2016 14:22
ericruj ( 15/02/2016 07:58)
Hafatra ho an'Ireo Gasy manambany Malagasy
Miarahaba daholo, Ny antony andefasako an’ity resaka ity dia hifampadinihiny entre isika rehetra satria resaka fady moa izy ireto kanefa na de izany aza, tsy midika hoe tsy ahazo hifampiresahina. ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 18/02/2016 14:22
ericruj ( 15/02/2016 07:57)
Ireo Gasy manambany Malagasy
Miarahaba daholo, Ny antony andefasako an’ity resaka ity dia hifampadinihiny entre isika rehetra satria resaka fady moa izy ireto kanefa na de izany aza, tsy midika hoe tsy ahazo hifampiresahina. ... tohiny
novalian'i erbly27 ny 02/03/2016 08:20
ericruj ( 15/02/2016 07:56)
Ireo Gasy manambany Malagasy
Miarahaba daholo, Ny antony andefasako an’ity resaka ity dia hifampadinihiny entre isika rehetra satria resaka fady moa izy ireto kanefa na de izany aza, tsy midika hoe tsy ahazo hifampiresahina. ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 18/02/2016 14:21
endriny ( 10/02/2016 05:24)
Fanenjehana ny mpivarotra amoron-dalana
Hihihihi Raha tsy mahaala ireo mpivarotra amoron-dalana ireo amin'ny fotoana voafetra i Neny dia soloina PDS, satria manalabaraka amin'ny fivorian'ny francophonie... Fa ny olona rehetra dia tokony h... tohiny
Rzk.7 ( 09/02/2016 19:52)
HANDEHA IZAHA KELY HOE:
salama daholo e! otrin'ny mahalasa ny saina fa raha ny baiboly no jerena dia mbola tsy ampy millions annee akory ny faharetan'ity planeta tany ity raha isaina nanomboka teo @ Adama sy Eva ... tohiny
novalian'i ASRT ny 06/10/2016 15:11
haratra ( 09/02/2016 19:20)
Niaraka t@ vevavy iray za ary telo andro niarahana...
Niaraka t@ vevavy iray za ary telo andro niarahanay dia nangataka izy ny mba hajanona ho pinamana ny fiarahanay, haiko anefa fa misy olon miaraka aminy sady tsis anaovany ny sitrapony raateo. nef ref ... tohiny
nunogomes ( 08/02/2016 13:46)
aleo manambady olona tena tiana
tam za 17ans de nahabevoka sipa 14ans de norahonan ny rad le sipa za we gadraina raha toa ka tsy hanambady azy de za tsy nanaiky h@ farany de iz koa tsy sahy nitory. tena ts nanaiky nanambady az za sa... tohiny
novalian'i Zoma ny 21/10/2016 08:39
SYLLA8 ( 06/02/2016 02:16)
FIANAKAVIANA SA !?
Misy olona iray niteny t@ko;de hoy izy t@ko nony nahita an ty Rangahy:"Ny zanak io Rangahy no rain janako!". Inona ary no fifandraisana aram pianakaviana misy @n io olona io sy ilay rangahy?kanefa io ... tohiny
endriny ( 05/02/2016 15:13)
Soratra masina ve sa soratra namasinina?
Ny baiboly ve soratra masina sa soratra namasinina? Ilay boky mihintsy ve no masina hatrany am-piandohany? Izany hoe ny trano printy mihintsy sy ny ranomainty ary ny taratasy sy ny mpanota azy dia za... tohiny
novalian'i endriny ny 01/03/2016 18:36
SYLLA8 ( 05/02/2016 05:32)
Mamp meh! inona koa ar ty?
olon 2 ihan no mpivrtra sakay eny an tsena - i1 mpandainga(mivarotr sakay malao) - i1 ts mandainga(mvartr n ts malao) Enao anef ts tia sakay malao, Inona ary no fanontanian apetrakao rah enao no tojo ... tohiny
SYLLA8 ( 05/02/2016 04:11)
Averku ndray! firy ary io ô?
Misy omby anaty vala iray: -omby 2 alohan ny omby 1 -omby 2 afaran ny omby 1 -omby 1 afovoany Firy ary no farafaha-ben'ny isan ny omby noteniniko io?... tohiny
novalian'i SYLLA8 ny 05/10/2016 11:11
SYLLA8 ( 05/02/2016 03:55)
Inty koa misy ô! firy ary io ô?
Misy machine locomotion iray mirefy 100m izay mahavita 100m/s. misy tunnel 1 koa anef mirefy 100m. anatin ny firy segondra ary no idarana sy ivoahan'ny machine io anatany tunnel 100m io?... tohiny
Robbygasy ( 04/02/2016 07:55)
Mombamomba ny mpanoratra Ramangamalefaka na Alfred RAMANDIAMANANA
Miarahaba antsika rehetra, iza no mba mety manana ny mombamomba ny mpanoratra malagasy Alfred RAMANDIAMANANA na fantatra amin'ny solon'anarana hoe Ramangamalefaka ny fiainany amin'ny maha olo-tsotra a... tohiny
rhaj0 ( 03/02/2016 18:27)
Zika sy ny ... finoana
Miala any indray izany ny virus Zika. Raha ny fahalalako azy, dia raha viavy bevohoka no voany, dia ho voan'ny microcephalie ilay zaza rahefa teraka; kely ny ati-doha, ary dia hahazo olana fahasalama... tohiny
novalian'i endriny ny 20/02/2016 05:47
rhaj0 ( 03/02/2016 15:32)
Misy ve Dieu?
Naravin'ny wikipedia eto ny arguments.. https://fr.wikipedia.org/wiki/Arguments_sur_l%27existence_de_Dieu Fa resaka Dieu (an'ny tandrefana) ny naraviny tao, raha ny fahazoako azy. Ny an'ny Malagasy... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 06/03/2016 14:41
entsrakotondramanana ( 03/02/2016 08:19)
lalatiana rakotondrazafy sy ny hafari malagasy
natsikafon'i lalatiana rakotondrazafy tao amin'ny free fm indray ny tetika ambadiky ny hafari malagasy amin'ny fivarotana tany.hafahafa ihany aloha e!... tohiny
novalian'i andrywui ny 04/02/2016 09:17
tsiahi ( 01/02/2016 16:49)
Mitady hira
Manahoana, misy hira taloha tadiaviko sao mba misy mahafantatra, tsy misy haiko ny tonony, ny titre moa zany dia mazava ho azy fa tsy haiko koa, mitovy amin ilay hiran i Romule : FANDAHARANA ny "mél... tohiny
novalian'i tsiahi ny 05/02/2016 06:15
victorine15 ( 01/02/2016 14:32)
Garde persm agee
Bjr,eto tana aho, mitady asa garde person agee... tohiny
novalian'i hery ny 23/02/2016 06:18
SYLLA8 ( 31/01/2016 14:33)
firy ary io o?mampmeh mhintsy
Misy piso 5 ao antranonao ao! io piso 5 io dia mahavoasambotra voalavo dimy anitin ny 5 minitra. Firy ary no tokony ho isan ny piso rah ohatra ka voalavo 100 no voasambotra tao anatin ny 100 minitra?... tohiny
novalian'i setam ny 28/02/2016 08:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8868