Niaraka t@ vevavy iray za ary telo andro niarahana...

1. haratra ( 09/02/2016 19:20)
Niaraka t@ vevavy iray za ary telo andro niarahanay dia nangataka izy ny mba hajanona ho pinamana ny fiarahanay, haiko anefa fa misy olon miaraka aminy sady tsis anaovany ny sitrapony raateo. nef ref itany fa nohajaiko izany fangataany izany dia lasa saropiaro tamiko izy, isaky ny maita vevav niresak tamiko . hany ka nogardeko ny distance tamreo namako...indray andro nisy namanay nanontany hoe pifanina moa zany zaay de nasaiko noprezanteny ka hoy izy tam le namako : " izaho no.. Ary izy no ex ko mantsy ahy.nandefitr a satria tiko izy sady niezaka nanatr azy iany iz moa zandriko lavidavtra ian koa...taty aoriana niady zay, nisedezole taminy za fa diso nef ts nahoany, nisy fotoana ary andeh hiverina tany tana za de mba niantso nefa ts nande tsun le numero. Ref tany tana ar zah d nandefasany msg " jt pardone" saingy ref nanambarataminy za fa niezak niantso azy fa ts mande num nef, mis vavao lazaiko hiasa any amorontsiraka aho...fantako hoe sadynalahelo izy no tezitr fa tsis azo atao. Densaratoeran zay ary nodiny ts fantatr ndray za. Nandef msg tsndraindray za ,nis fotoan anefa novaliany nmsgko hoe " ...indrisy fa rah mba teto mantsy ianao... tu me manque... Iza ny sipanao any? Tsvoavaliko arapotoana lmsg fa ndecharge n phoneko de tsnaazo antso azytsuny za
Nanomboka hatreo...y volana ray teo anef zay dia nihaona kisendrasendr zaay.ary reef niarak andro vitsvits ka naniry n mba ho fiaraanamatotra no hisy aminay de notanisany teo daholo ndray hatraminn nandaozako azy noho ny asa. Ary nofaraanany hoe vendrana enao aoan no iarahako amn olon ts atokisako, ref av nadao ahy ve enao vo itady seconde chance aty .ary zay teny izay no ndraisako decision fa atsaatro ze mety relation nisy reetr taminay .eny fa na dia mbolatiko az izy amn avendranako.
2. booboo ( 11/02/2016 09:59)
Fiainana aby izany. Havendratana ve ny mitia ? tsy haiko. fa havendratana kosa klou raha manaiky hijanona "vendrana" foana...mitolefika dia mitraka dia mitsangana dia lasa indray zao.
3. booboo ( 11/02/2016 10:00)
Fiainana aby izany. Havendratana ve ny mitia ? tsy haiko. fa havendratana kosa klou raha manaiky hijanona "vendrana" foana...mitolefika dia mitraka dia mitsangana dia lasa indray zao.
4. nilex ( 11/02/2016 10:36)
amiko dia tena tsara ny fanapahakevitrao fa ny fitiavanao dia mbola ny fo no mibaiko kely fa tsy ny saina.Ny fitiavana rehefa misy toy izany dia aleo mijoro satria tsy afaka hahita zavatra matotra amin'izay olona izany mihinsy ianao fa handrebireby ny fiainam-pitiavanao fotsiny izany.Aoka tsy handeha amin'ny fihetseham-po fotsiny rehefa mitia fa mila mandinika tsara koa ny saina fa manimba ny ho avinao io a.Izao no tokony hataonao raha ny hevitro:tonga dia tsory aminy amin'ny fahamatorana tanteraka fa tapaka ny aminareo ary tena tapahana tokoa.Ajanaony ary alaviro tanteraka ny fifaneraserana na amin'ny fomba inona na inona fa tsy ho afaka eo ianao.Mila mijoro kely fa aza malefaka loatra e
5. nilex ( 11/02/2016 10:39)

6. vahiny2004 ( 12/02/2016 12:46)
Hafa mihintsy aloha ny holazaiko eto : asa na izaho no misy olana fa misafotofoto be amiko ilay tantara ... sarotra vakiana be
7. Fiffi ( 13/02/2016 08:39)

vahiny2004:

Hafa mihintsy aloha ny holazaiko eto : asa na izaho no misy olana fa misafotofoto be amiko ilay tantara ... sarotra vakiana be

naveriko novakiana fa tsy hitako loatra we inona sy inona....
8. nilex ( 15/02/2016 12:08)
tena mazava be kosa io fa vakio im-polo aloha fa sao ho diso fandray eo e
9. asylumefreder ( 31/05/2016 12:50)
Ataov ze met e.Mb miarah ku am'n ulukaf ku
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2137