Miarahaba, raha misy afaka manampy dia tena faly t...

1. rjromuald ( 22/02/2016 16:37)
Miarahaba, raha misy afaka manampy dia tena faly tokoa,raha misy mahay mamadika ny teny hoe:" haely eran'ny tanana ny tsaho " ka ny hoe eran'ny tanana indray no atao "lazaina".
Misaotra tompoko.
novalian'i hery ny 23/02/2016 06:11
2. hery ( 23/02/2016 06:11)
Nielezan'ny tsaho ny eran'ny tanĂ na

(angamba)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2159