Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rabaradaka
(
24/03/2016 07:33)
Super Ministre incompétent et nul : premier victime du fitsaram-bahoaka
Dia gaga ny rehetra mahita ny fihetsiketsehana ataon'ingahy Rivo RAKOTOVAO izay mametraka ny tenany ho Praiministra mihitsy na ao anaty fivoriana aza.
Ny Ministera tantanany anefa no tena tsy mahavoa ...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 02/05/2016 09:14
nenikely20
(
23/03/2016 10:15)
homéopathie et grossesse
miarahaba e,
misy amintsika tato ve no efa nampiasa ny homéopathie mba hahazoana zaza?
mba omeo contact homeopathe mahay raha misy manana azafady, fa maniry ny hahazo zaza mafy!
misaotra sahady e!...
tohiny
novalian'i bichette ny 07/04/2016 15:43
Rafieritreretana
(
22/03/2016 19:05)
Nosy voafidy i Madagasikara!
https://www.youtube.com/watch?v=bdtbBgXu8sk...
tohiny
novalian'i endriny ny 29/03/2016 15:00
crus
(
22/03/2016 13:01)
mila toro-hevitra indrindra raha MPITSABO ianao
Misy ilay fanafody hoe TANAKAN (solution buvable) izay voasoratra anatin'ny notice hoe " le traitement symptomatique de certains troubles cognitifs du sujet âgé (en particulier troubles de la mémoi...
tohiny
novalian'i sissia00 ny 06/06/2016 10:14
menalamba
(
18/03/2016 11:27)
Afa-baraka isika !!
Miarahaba
Dia efa mampihaiky sy malaza eran'izao tontolo izao ve isika @ sinto- mahery é ?
Mba jereo kely ity fa mody sarina finday tsy tena izy no nampiasain'ireto vahiny teto...
http://www.livele...
tohiny
novalian'i 260882 ny 10/05/2016 22:34
JeanBa10t
(
18/03/2016 06:08)
fanontaniana
Mba azoko fantarina ve ny anaran'ny malagasy nanan baiboly voalohany?...
tohiny
rhaj0
(
16/03/2016 12:53)
Ny Katolika sy ny fahasalamam-bahoaka
http://www.lagazette-dgi.com/index.php?option=com_content&view=article&id=52155:vaccin-contre-la-poliomyelite-dans-les-ecoles-les-ecoles-catholiques-s-y-opposent&catid=42&Itemid=109
[i]Vaccin contre l...
tohiny
novalian'i vahiny2004 ny 24/04/2016 17:02
CRUS
(
16/03/2016 07:48)
mba miangavy soson-kevitra
Sao mba misy afaka hanoro sy hanome soson kevitra momba ny fikarakarana ny antonta-taratasy ilaina hanaovana raharaham-panambadiana frantsay. Eto Mcar no kasaina hatao ny raharaha, ilay lehilahy dia g...
tohiny
novalian'i booboo ny 17/03/2016 20:29
mpilaza444
(
16/03/2016 07:43)
Inona no prcocédure arahina amin'ny fandefasana zaza maditra eny amin'ny ankany fanarenana?
Maditra ve ny zanako ary isan'andro izao dia mivoady ny hahafaty ahy. Efitra roa ny tranonay ka raha vao mandalo ny efitra misy azy aho dia asainy vonoina ny jiro kanefa tsy izy no mamono ny jiro fa i...
tohiny
novalian'i endriny ny 18/03/2016 06:15
zazabel
(
15/03/2016 20:23)
Homosexuel
Hono ho aho ry ireto, toa lasa tena miely patrana be ity resaka homosexualite ity tatoato zay toa lasa fanaon'ny lehilahy tratran'izy io no mila vehivavy ihany koa mba hanafenany ny ataony na mba ahaz...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 17/03/2016 12:52
endriny
(
15/03/2016 05:30)
Nahoana tokoa no niverina indray i TGV kanefa teo efa hoe hifindra any Frantsa
Tsy nisy gazety moa sahy nanontany azy an'io hatramin'izay...
Fa izaho izany no mba mandefa heritreritra eto e...
Ny fahitako azy dia iray amin'ny mety voasaringotra amin'ilay afera any Singapour iz...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 28/03/2016 13:59
rhaj0
(
14/03/2016 16:54)
Ny Papa sy ny Vehivavy
Talohan'ny naha-Papa azy, dia hozy (hono) i Begligli, hozy ny gazety
http://insidecostarica.com/2013/03/14/while-most-of-cr-celebrates-new-pope-one-lawmaker-boycotts-calls-church-misogynist/
[i]In th...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 18/03/2016 13:23
RBNIR
(
14/03/2016 06:12)
INONA NO ANDRASAN'ANDRIAMANITRA AMIN-TSIKA AMIN'IZAO ANDRO PASKA IZAO?
Faly misera namana,
« Koa aza avela hisy hitsara anareo ny amin'ny fihinana, na ny fisotro, na ny andro firavoravoana, na ny voaloham-bolana, na ny Sabata; » (Kolosiana 2:16)
« aloky ny zavatra ho ...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 01/04/2016 05:13
slf2016
(
14/03/2016 02:54)
Lay fanaovanazy
kaiz eh.aun kay atao refa manao de ela b vao tong
msotra ho anle mamaly...
tohiny
novalian'i BANDBGS ny 12/10/2016 07:09
endriny
(
11/03/2016 15:05)
Un budget faramineux de 25 milliards d’Ariary pour le Sommet de la Francophonie à Madagascar !
[url=http://www.moov.mg/]eto jerena aza fady[/url]
25 Milliard ar hihihihihi betsaka dia betsaka hono. Fa aleo aza jerena kely
25.000.000.000 ar = 75.000.000.000 fmg (Toa vao maika nitombo)
75.000....
tohiny
novalian'i ilafy ny 16/09/2017 09:34
andreasr
(
11/03/2016 11:13)
TIC TAC DO
Manaona daoly,
Nahita emission taminy youtube (takariva mafana) zay a ndray mandé momban'i Cohen Rivolala, dé gaga bé mintsy a hoe comment se fait-il qu'il y a autant de monde qui le croit, qui le...
tohiny
novalian'i harenadanny ny 29/04/2016 17:00
Lytoniar
(
10/03/2016 19:05)
Manao ahoana daholo ô!
Mitady olona handeha any ...
Manao ahoana daholo ô!
Mitady olona handeha any Antananarivo atsy ho atsy aho, izay ho karamaiko mba hitondra une pochette de joints culasse. 300 gr eo ho eo ny havesany, ary 46 cm de long sur 20 cm...
tohiny
novalian'i fredkwel ny 02/06/2016 15:20
hery
(
10/03/2016 18:38)
Malagasy Mizara Nahandro
Takelaka ahitana sakafo malagasy isan-karazany
http://www.mamina.org
...
tohiny
7411
(
09/03/2016 11:50)
Fiterahana: Anesthesie peridurale
Iza Tamtsika no efa nanao anesthesie peridurale t@ niteraka? d nanao ahoana? mba miandry valiny azafady...
tohiny
novalian'i booboo ny 16/03/2016 22:15
joharyrakotondratasy
(
09/03/2016 08:16)
tena marina ve le fapanatenana ao @ jaona 5:28,29 ...
tena marina ve le fapanatenana ao @ jaona 5:28,29 ?...
tohiny
