Lay fanaovanazy

1. slf2016 ( 14/03/2016 02:54)
kaiz eh.aun kay atao refa manao de ela b vao tong
msotra ho anle mamaly
novalian'i BANDBGS ny 12/10/2016 07:09
2. hery ( 14/03/2016 23:45)
Samy manana ny manahirana azy marina angamba r'ingahy :-)

Ny fotoana (ela, vetivety) ny an'ny sasany, ny habe (lava, fohy) indray ny an'ny sasany, sns.

Fa maninona raha ny fitiavana no atao be dia be dia mety foana io e :-)
3. rhaj0 ( 15/03/2016 19:42)
ka mety mba te-haka tsirony bebe kokoa, na koa te-hanome tsirony bebe kokoa, an'ny andefimandriny kosany i slf2016 ry Hery, ka mba ampazahoy sopapa kosany eeee...

Sa i Hery tsy mba (manontani-tena ny) @ izany ? :-)

fa mila elaela tokoany ny lhl ry Slf2016... fantatra mantsy fa ny vhv dia.. elaela tokoany koa vao tonga.. ka raha ny lhl vao jery atrika 1 minitra tonga dia mitifitra, dia ... inona izany fa dia mila lhl 10 izany ravhv vao mba lasa koa..


RAha miara-mandry @ Google ianao dia ahita ny lazain'ny expert eee... :-)
http://lmgtfy.com/?q=how+to+last+longer+in+bed

Fa efa nisy resaka lavabe nataoko tato, ary efa nisy mpamaky efa ho 4000 tao, ka dia...
http://forum.serasera.org/forum/message/m5460ccbbeac86
4. maningana ( 16/03/2016 08:46)
mba tantarao kel eto oe rhajO n tohin lay demande nataon'i sandye anao tamin'io lien nomenao etsy ambony io , hihihihihi
5. rhaj0 ( 16/03/2016 12:34)
:-) k'efa hoe "tongavan'ny polisy eo ianao fa mandika lalAna izao.." :-)
6. asylumefreder ( 31/05/2016 12:19)
Fa ts ela be ve tadiavin e-
7. fredkwel ( 02/06/2016 09:12)
underline text tj :D
8. fredkwel ( 02/06/2016 09:17)
JAC[Tsara beJACunderline textJAC[Tsara beJAC

  1. list item

JAC[Tsara beJACunderline textJAC[Tsara beJACJAC[Tsara beJACunderline textJAC[Tsara beJAC

  1. list item

JAC[Tsara beJACunderline textJAC[Tsara beJAC
9. BANDBGS ( 12/10/2016 07:09)
slt! ny valin izany dia mihainaga any an tsaina ilay izy no tena marina.Eo ihany koa ny fanomanana sns sns.Miankina amin'ny tsirairay ary farany dia mety ho eo koa ny aretina.Ilaina koa ny sport ho an'ny lehilahy.Ary rehefa manao RS dia ilaina be ny preludes ho ela ela fa tsy tonga dia vavany.ok merci anareo e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2065