Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ranjafirmin
(
26/04/2016 18:25)
Vevavy
ren vevav ren les zalah be lou ka! marn e,, mapte andak mits.. voten fon elah aw atran nef ef velompotsn kial.. hodakak lty zalah nena a!...
tohiny
novalian'i asylumefreder ny 31/05/2016 12:49
razafyaina2o15
(
26/04/2016 12:21)
sarimihetsika
manao ahoana daholo! ny sarimihetsika malagasy kosa aloha zao dia tena mivoatra tsikelikely e! tsara fa tohizina hatrany fa tena hatao toy ireny hoe hiainana reny mihintsy izy dia vao maika tsara h...
tohiny
novalian'i hery ny 22/12/2016 09:06
razafyaina2o15
(
26/04/2016 12:11)
ny teny tiako ho lazaina anie dia ilay kolontsain...
ny teny tiako ho lazaina anie dia ilay kolontsaina malagasy zay ten very tanteraka mihintsy e! satria maty ny tekonlogia vaovao , ny fomba amam panao malagasy toa tsy hita taratra intsony reo ank...
tohiny
novalian'i hery ny 27/04/2016 08:17
ydifas
(
26/04/2016 01:22)
ARARAOTY
"Saingy tsy tanterahina vetivety ny famaliana ny ratsy atao, dia izany no ikirizan'ny fon'ny zanak'olombelona amin'ny fanaovan-dratsy. Eny, fa na dia manao ratsy injato aza ny mpanota ka ela velona ih...
tohiny
novalian'i endriny ny 29/04/2016 04:44
tovorandria
(
25/04/2016 18:41)
ny orinasa gasy simbaina dia ny orinasa vahiny aroborobo
ô rey olona e, fa die efa voahozona mints ve le mpitondra fanjakana no sakanana ny vita gasy, potehina ny mpandraharaha malagasy, ampahatraina ilay gasy kanefa ny vita vahiny sy ny orinasa vahiny kos...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 30/04/2016 08:56
razafyaina2o15
(
25/04/2016 08:37)
manao ahoana daol; anisan ny kolontsain tsara i...
manao ahoana daol; anisan ny kolontsain tsara indrindra ny famakiana boky ; ireny no tsara ato maro eto amintsikafa tsy ny trano fanaovany jeu akory ny cyber ! ilaina reny fa...
tohiny
novalian'i 5laody ny 30/04/2016 10:24
rabaradaka
(
25/04/2016 08:33)
Fantatra hoe an'iza ilay machine fanaovana vola sandoka
loza iray, loza folo, fa tratra i Claudine fa azy ilay milina (machine) fanaovana vola sandoka. Fa rehefa tratra izy dia ny vadin'ny Filoha hajaina Hery Rajaonarimampianina mihitsy no miaro azy.
Hatao...
tohiny
novalian'i theomanja ny 22/06/2016 05:54
den
(
25/04/2016 05:52)
manao ahoana daloho ! ie ny kolontsaina malagas...
manao ahoana daloho ! ie ny kolontsaina malagasy dia tokony tandrovin a hatrany satria io no maha malagasy ny malagasy antsika e! toy ny fomba amam panao malagasy ny vokatra malagasy toy ny asa ...
tohiny
novalian'i razafyaina2o15 ny 28/04/2016 06:15
den
(
25/04/2016 05:47)
manao ahoana daol ; eo @ fitiavan ve rah ara...
manao ahoana daol ; eo @ fitiavan ve rah araka ny eritreritr maro karazana izy reo ; ao ny fitiavan tena fitiavana any ny an tery ka io an tery io ndrindra no ten miseho ny olana ...
tohiny
novalian'i theomanja ny 24/05/2016 09:50
kalasoo
(
24/04/2016 07:42)
mitady toerana fitsangantsanganana misy piscine sy toerana azo hilalaovan'ny ankizy
Salama daolo Tompoko!
Mitady toerana azo hitsangatsangana misy piscine sady misy filalaovan'ny ankizy zay mahita o!! afaka hitondrana sakafo ihany koa! dia tsy dia lavitra ny ville! Izany hoe eto an...
tohiny
novalian'i vazivazo ny 25/04/2016 09:28
SYLLA8
(
23/04/2016 14:28)
INONA AM TY ANGAH NO TENA MITOMBONA!?
"avoto ny namanao mb hanavotanao ny tenanao" sa "avoto ny tenanao mb hanavotanao ny namanao"? aiza amnreo no mety hitombona na tena mitombona,de rah hoy enao hoe samy mitombona aby io de mb omeo ohatr...
tohiny
novalian'i tenere ny 16/11/2016 16:23
rickardorickardo2
(
23/04/2016 13:03)
mila fanampina
mila fanampina f marar loha lava!...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 16/05/2016 13:49
razafyaina2o15
(
22/04/2016 12:22)
FIHAVANANA
ankehitriny toy tsy hita taratra intsony zany hoe fihavanana zany ! asanoho ny fiainanamihasarotra hatrany ve sa noho ny fisian ny teknologiavaovao sa noho ny inona tsy hay intsony ; vola ! ...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/05/2016 15:30
razafyaina2o15
(
22/04/2016 12:03)
FANATSARANA SY FITANDROVANA NY ZARIDAINA
MIARAHABA
endriky ny tanana rehetra na eny ambanivohitra na ety andrenivohitra ny zaridaina ka tokony hajainasy kolokoloina fatratra izy ireny ; mitondra rivotra tsara ary mampazotozoto ...
tohiny
razafyaina2o15
(
22/04/2016 08:18)
e! ty tananantsika
farahovian ihany hoa ny olona maromaro sasantsasany vao mb hhay hiaro zany hoe fanananaiombonana zany e! toy zaridaina ny jiro ny wc ny zavatrarehetra mahafinaritra eny an dalana manaingo ny ...
tohiny
novalian'i razafyaina2o15 ny 26/04/2016 05:00
razafyaina2o15
(
21/04/2016 12:31)
betsaka ny olona no tsy mahay miara monina ka ton...
betsaka ny olona no tsy mahay miara monina ka tonga ny disadisa eny na dia eo @ manodidinaaza ! nef tikony hahatsapa ny tsirairay fa misy hatrany ny fifampiresahanamba hilaminan zany fiaraha mo...
tohiny
razafyaina2o15
(
21/04/2016 12:22)
fanabeazana
miainga avy any @ ray aman dreny aloha ny fanabeazanavao miampita@ mpanabe sy ny mpampianatra satria saorotra ny mitondraazy raha ts ny ray aman dreny no mandray andraikitra! miangaavy any ny olana...
tohiny
novalian'i razafyaina2o15 ny 17/06/2016 06:20
endriny
(
21/04/2016 04:36)
Ny olombelona tokoa ve no namorona an'Atra
Hoy ny baiboly: "Raha misy olona roa na telo mivory amin'ny anarako dia eo afovoany aho".
Izany hoe raha izaho irery izany no mivabavaka eo dia tsy misy Atra. Fa raha "misy 2 na 3" miara-mivavaka ami...
tohiny
novalian'i endriny ny 17/06/2016 05:57
rhaj0
(
20/04/2016 14:39)
Ny sakafo sy ny filàna
Izao indray no reko farany...
Ny vatana dia mila sakafo hamenoana ireto filàna
1- filàna enerzetika : mila angôvo ny vatana.. io dia alaina any @ siramamy sy ny matavy sy ny sisa.
2- filàna nutri...
tohiny
novalian'i booboo ny 13/06/2016 08:49
rhaj0
(
20/04/2016 11:17)
ni-pa nama
https://offshoreleaks.icij.org/search?country=MA&q=&ppl=on&ent=on&adr=on
Alibhay Djouma Goulamhoussen
Taj Mahal, 15 rue Mahafaka Tsaralalana, Tananarive 101
Mr. Ylias Akbaraly
Lot iiK 36 1, Soavimas...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 11/05/2016 13:39
