sarimihetsika

1. razafyaina2o15 ( 26/04/2016 12:21)
manao ahoana daholo! ny sarimihetsika malagasy kosa aloha zao dia tena mivoatra tsikelikely e! tsara fa tohizina hatrany fa tena hatao toy ireny hoe hiainana reny mihintsy izy dia vao maika tsara hatrany , ny sarimihetsika vahiny indra zay alefa @ fahita lavitra ireny matetika misy mamoa fady ihany satria tsy ampoizina dia misy zavatra izay indraindry tsy azo jeren ' ny mpianaka na mpianadahy ; tokony ho jerena kely ihany io ; matetika manko ny mpianankavy rehefa vory eo dia miara mijery vata fahitalavitra eo daholo dia eo ny olana kely ; eny e! misy tonga dia miala avy hatrany na ny zanaka na ny ray aman dreny fa misy mikipy maso fotsiny tena fialam boly tsara izy io @ besinimaro misy hanatra fa misy koa mampanaonao foanaireo zanantsika
novalian'i hery ny 22/12/2016 09:06
2. hery ( 22/12/2016 04:51)
Inona izao ny film gasy malaza sy tsara any?
3. razafyaina2o15 ( 22/12/2016 08:12)

manao ahoana tompoko : tsy dia misy fotoana intsony dia tsy dia mifanarasera ara hafatra e! be ny asa malaso no malaza any zao malaso 2 fa izahay tsy mbbola nijery pub fotsiny no hita ; mazotoa mijery e! miarahaba sahady anareo ho joyeux noel et bne fin d'annee de mirary taona vaovao sambatra ndrindra ihany koa e
4. hery ( 22/12/2016 09:06)
Misaotra betsaka e,

Mety ho tsara tokoa izany. Ny tsy tiako mantsy dia ireny film fampihomehezana terena be fotsiny ireny. Tsy naturels tsara ny mpilalao...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1007