manao ahoana daloho ! ie ny kolontsaina malagas...

1. den ( 25/04/2016 05:52)
manao ahoana daloho ! ie ny kolontsaina malagasy dia tokony tandrovin a hatrany satria io no maha malagasy ny malagasy antsika e! toy ny fomba amam panao malagasy ny vokatra malagasy toy ny asa tanana ny hira@ mahamalagasy antsika sns ny zava kanto io lazaiko io tafiditra amin zany ny boky malagasy zay tsy dia hita taratra intsony ny mpamorona azy reny roman malagasy ny fitsipi pitenenana sns e!
2. hery ( 27/04/2016 08:23)
Mila vola daholo ny fikarohana sy ny famokarana rehetra. Ao anatin'ny fotoanan'ny fahantrana tanteraka isika izao ka izay laharam-pahamehana aloha no mahamaika. Tsy laharam-pahamehana izany ireny amin'izao satria tsy ankoanan'ny fanjakana tahirim-bola manokana.

Tsy afaka miantehitra amin'ny fanjakana izany fa amin'ny olona tsirairay sisa.

Koa ny fanontaniako aminao dia hoe inona no efa mba ATAONAO hitandrovana izany kolotsaina izany? Raha toa mantsy ka mizara ianao dia mety ho azon'ny rehetra hianarana ihany koa.

Misaotra e
3. razafyaina2o15 ( 28/04/2016 06:15)
manao ahoana daholo, ie ef a mb misy trakefa ihany mba hampitaiko @ ankizy satria ny tenako dia mifanerasera@ ankizy maro samihafa ihany eny rehetra eny dia mba mizara sy mitantara ny fiainana taloha eny momba ny kolontsaina ohatr ny trano famakiam- boky ; taloha zahay rankizy tsy mba nanana zany atao hoe trano famakiam -boky dia eny ambohijatovo eny no manofasady lafo ery , ianareo manana@ toeram -pianaranareo dia tokony hajainasy kolokoloina tsara mba tahihina ny ankizy ho tia vaky boky fa tsy dia variana loatra@ itony interneto itony dia manaiky ny ankamaroany hoe tena marina zany , dia manahiany eo iaho hoe reghefa ratrizay mandeha retirety aho dia hanokatra trano famakiam - dia faly be izy ireo hoe dia ho any @ madame zahay zany satria sehefa tonga any @ ambaratongaambny zahay dia tsy hita hoe aiza satriany trano famakiam - boky any tsy dia mis inona firy ; ao reo mamorona tononkalo na manao zava - kanto dia hamporisihina hazoto hatrany ary somary ampiana kely izy ireo ; zay sy zay ndray ary aloha fa sady miasaato no mba miserasera e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1482