manao ahoana daol; anisan ny kolontsain tsara i...

1. razafyaina2o15 ( 25/04/2016 08:37)
manao ahoana daol; anisan ny kolontsain tsara indrindra ny famakiana boky ; ireny no tsara ato maro eto amintsikafa tsy ny trano fanaovany jeu akory ny cyber ! ilaina reny fa tsy dia atao mibahana loatra hany ka varianaany ny ankiz diadinony ny famakiana boky , ny hany faniriako rehefarahatrizay ka retirety aho any aoriana any dia hanokatra trano famakiam boky eny handrsy lahatr reo ankizy ; fa tsy de hijery ny redsak teknologia zay ten mbol tsy voafehy ny zaza malagasy mihintsy
novalian'i 5laody ny 30/04/2016 10:24
2. vahiny2004 ( 25/04/2016 08:42)
afaka mananihany ve ? Ary ny tsipelina ( orthographe ) ahoana ny fijerinao azy, ahoana ny tokony ho toerany :-D

3. vazivazo ( 26/04/2016 11:13)
satria ve hitan'i vahiny2004 be dia be ny TSIPELINA DISO @ io voasoratr'i razafyaina2015 io??? ary tena marina izany fa tsy vazivazyyyy an, ny tokony hisy tsipi-panohizana mandeha ho azy, ny teny tokony misaraka lasa mitambatra, ny resaka soratana @ teny malagasy afangaro @ teny vahiny, sy ny sisa eeeeee
sao dia samy manana ny kolo-tsainy kosa ary ee
4. razafyaina2o15 ( 26/04/2016 11:43)
mialatsiny raha diso tsipelinasatria sady miasa no mba te handray anjara@ kolontsaina malagasy e! fa ny zavatra teneniko tena marina kaza ny angamba no tena manohina ny fonao; tsy ny soratanako diso tsipelina no anankihanana ahy fa mba ny hevotro@ kolontsaina malagasy ezay tena miravoravo toy ny firenena zay miravoravo ankehitriny noho nhy teknologia ny vahiny e!
5. vahiny2004 ( 27/04/2016 07:30)

razafyaina2o15:

mialatsiny raha diso tsipelinasatria sady miasa no mba te handray anjara@ kolontsaina malagasy e! fa ny zavatra teneniko tena marina kaza ny angamba no tena manohina ny fonao; tsy ny soratanako diso tsipelina no anankihanana ahy fa mba ny hevotro@ kolontsaina malagasy ezay tena miravoravo toy ny firenena zay miravoravo ankehitriny noho nhy teknologia ny vahiny e!

Ka rehefa manao zavatra dia miezaha kosa hanao zavatra tsara fa tsy tsara tapany e.
Io ianao manao zavatra 2 miaraka io koa mety mahatonga an'izany, sady misa no manoratra eto. Ataovy tsirairay dia ataovy tsara.
Namaste
6. razafyaina2o15 ( 27/04/2016 07:54)
miarahaba tompoko ! e! ka ny fotoanaanie vidina lafo e! mba tonga tao an tsaiko anie ireny dia mba nampitaiko e! sendra nahita io serasera io za rehefa eto dia iny mba nampitaiko iny ny hevitro : dia misaotra indrindra ary o! ny mampalahelo manko dia ireo ankizy tena tsy mahafantatra intsony ny kolontsaina malagasy fa dia variana @ reto teknologia vaovao e!
7. hery ( 27/04/2016 08:21)
Angamba tsy resaka kolotsaina ilay izy fa resaka fanabeazana mihitsy e. Any am-pianarana ve ny ankizy beazina hamaky boky? Mba misy mamangy ihany ve ireo tranomboky izay efa misy na any am-pianarana izany na izay tantanan'ny fanjakana?

Tsy ilaina akory ny manokatra tranomboky vaovao fa izay efa misy no asaina vangian'ny ankizy.

Fa ankoatra izay dia mitovy aminao koa ny ankamaroan'ny olona. Io lazainao eo ambony io hoe ny fotoana vidina lafo. Mety mandany fotoana kokoa ny resaka famakiam-boky noho ny resaka hafa. Koa raha hiteny toa izany daholo ny olona rehefa tenenina dia tsy hisy fivoarana mihitsy eo.
8. 5laody ( 30/04/2016 10:24)

Salama aby e,

Raha mahita toy izao kosa ve di atsy hahazo tsirony kely e. ilay manomboka no mila famporisihina kely fa mazoto ho azy izy rehefa tafiditra ao anatiny. Mahazotoa e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1715