Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
etudiant_linguistique
(
09/04/2016 09:41)
Recherche sur le Malgache
Salut ! Désolé de déranger (et excuser pour mon mauvais français). Je m’appelle Remco van der Veen et je suis étudiant en première année de Master Recherche en Linguistique aux Pays-Bas. Je s...
tohiny
novalian'i vaotonga ny 16/04/2016 03:35
RBNIR
(
08/04/2016 10:53)
Rom.3:1,2
Fanentanana mialoha: aleho mba
Rom.3:1,2
1 Koa inona ary no tombony ananan’ ny Jiosy, ary inona koa no soa avy amin’ ny famorana?
2 Be ihany amin’ ny zavatra rehetra: voalohany, izy no notolo...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 20/04/2016 13:27
rhaj0
(
07/04/2016 19:05)
Mihinana sy misotro
[i]Matio 11:18 Fa tonga Jaona tsy nihinana na nisotro, ka hoy ny olona: Manana demonia izy.
19 Tonga ny Zanak’ olona mihinana sy misotro kosa, ka hoy ny olona: Indro, olona fatra-pitia hanina sy mpi...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/04/2016 17:37
dasy
(
07/04/2016 14:31)
hira masina malagasy
mitady olona mahay mametraka ny note de solfege @ hira masina malagasy ( tsy solfa akory fa solfege )
misaotra
ity ny é-mail ko : frakoton@ wanadoo.fr...
tohiny
novalian'i hery ny 07/04/2016 15:35
vahiny2004
(
06/04/2016 12:52)
Vatovavy Fitovinany
Hono ho aho , misy dikany na tantara ve io anarana région io " Vatovavy Fitovinany" ?
Misaotra mialoha ...
tohiny
novalian'i Calinbrandon ny 10/07/2017 07:02
RBNIR
(
05/04/2016 22:08)
FANTARO NY AMPITSO IZAY HO AVY TSY HO ELA.....
Noho ny antony manokana dia averin-tsika eto ity lohahevitra ity.....
« Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho t...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 07/07/2016 10:20
rhaj0
(
04/04/2016 18:34)
Robot Tay
http://techno.lapresse.ca/nouvelles/201603/24/01-4964310-le-robot-de-microsoft-devient-raciste-nazi-et-sexiste.php
Raha ny fahazoako azy izany, dia ilay "robot", dia hotry ny "olona virtuel", ka rahe...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/04/2016 12:47
Myno
(
02/04/2016 22:33)
Tsy natao ho faty isika.
Misy mampianatra fa tetezana iray hiampitana mankany amin'ny fiainana tsara na hafa kokoa ny fahafatesana.Ilaina izy io raha izany.Fahavalo anefa izy io fa tsy namana araka ny Baiboly.(1 Kor 15:26)Nam...
tohiny
novalian'i midrou ny 12/06/2020 19:44
hh16
(
01/04/2016 15:30)
NY témoins dia manpihatra izay laizan'ny baiboly....
NY témoins dia manpihatra izay laizan'ny baiboly.Rehefa mitory isan'trano izy ireo dia mitory izay lazaina ny baiboly,fa tsy araky ny heviny...
tohiny
7411
(
01/04/2016 08:36)
vehivavy mangatsika kibo
bjr,ono oa ry reto, ny zokiko vavy ef nanambady erintaona lasa zay mbola ts mitoejaza iany nefa izy mba te ananjanaka aingana mitsy dia lazain olona fa mangatsiaka ono ny kibony ka tokony afanaina,dia...
tohiny
novalian'i fredkwel ny 24/08/2016 13:37
7411
(
01/04/2016 07:26)
Vergeture Na tsatsakaotra
Miarahaba antsika rehetra, izaho dia vehivavy 22 taona mbola tsy niteraka akory kanefa dia feno tsatsakaotra sahady, indrindra eo am ranjoko,tena rakotra. efa nampiasa karazana produit anti vergeture ...
tohiny
novalian'i nirina_83 ny 08/07/2016 14:00
endriny
(
30/03/2016 15:29)
Olona iray ihany ve i Gasy1zay sy Strong3
I Gasy1zay mantsy no nametraka veloma dia I Strong3 koa no tsy hita intsony, raha tsy hoe olona iray ihany ry zareo ireo.
Anarana 2 kanefa olona iray. Ohatran'ny hoe olona 3 kanefa Atra tokana (3,1)...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/04/2016 12:38
eugenie2016
(
30/03/2016 13:38)
Ny fisaraham-panambadiana - olona vao nisoratra tam décembre izay vonoin'ny vadiny
Salama daholo,
Mba hanontany anareo momba ny fisaraham-panambadiana, misy rahavavy vao avy nisoratra tam décembre teo. Mijaly be izy fa mamono sy mikasin-tanana azy ny vadiny ary roasiny amin'ny al...
tohiny
hery
(
30/03/2016 12:58)
Mandalo fanamboarana
Manao mise-à-jour-n'ny site serasera tsikelikely (mamindra azy amin'ny serveur vaovao) dia mety hisy olana vitsivitsy......
tohiny
novalian'i hery ny 17/04/2016 05:43
RBNIR
(
30/03/2016 11:36)
Misy olana ny serveur??? tsy hita daholo ny valiny...
Misy olana ny serveur??? tsy hita daholo ny valiny nalefako?? :-)...
tohiny
endriny
(
29/03/2016 14:52)
69 taona lasa izay... tsy avelako ho kaon'ny riaka ny ran'ireo Malagasy novonoina tamin'izany
Na dia ezahina kosehina eo amin'ny tantara aza, ary na ezahina fafana eo imason'ny Malagasy ankehitrio, dia tsy menatra aho ny mahatsiaro ireo Malagasy Ray aman-dReny, Tantsaha sy Olomanga nampiara-di...
tohiny
Penja
(
28/03/2016 17:53)
Bizina
So mba mis mahita clients mpividy produits (girofle, café, vanille) any ivelany. Fa mis manana fôntry be ! ...
tohiny
novalian'i yandudelajoie ny 06/07/2018 07:37
tsabany
(
28/03/2016 16:29)
Fandefasana entana ho any Madagasikara
Manahoana daholo tompoko ô.
Mitady orinasa mpandefa entana ho any Madagasikara mora aho satria mandefa entana matetika any, raha toa ka misy afaka manome information ahy. Misaotra mialoha!...
tohiny
endriny
(
28/03/2016 04:28)
Ho avy tsy ho ela mitaha amin'ny rongony
Efa hatramin'ny andron'ny mpaminany no nisy filazana fa ho avy tsy ho ela ny Mesia, dia maty foana izay maty fa tsy tonga ny Mesia. Fa ho an'ny Kristianina moa dia efa tonga ny Mesia, ary Jesosy no an...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 11/04/2016 15:30
sam16
(
25/03/2016 21:02)
bjr,daholo za reto Bandy vao2 a, mamana olana aram...
bjr,daholo za reto Bandy vao2 a, mamana olana aram-pitiavana,nisy olona izay, vao nifanao fotoan izahay d raikitra,nefa 4andro taty aorina ref mba miteny taminy za oe ndao iona milaza ny ts afaka fona...
tohiny
novalian'i fredkwel ny 02/06/2016 09:10