Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
saho
(
12/06/2016 16:21)
lalamby manerana an i Gasikara
Rahoviana vao hisy train du nord et partout a mada, nofinofy izany. mamorina mandoa 50milles ariary daholo ny malagasy tsirairay ohatra hanamboana lalamby sy lalana mampitohy eraky i Gasikara. ohatran...
tohiny
novalian'i ilafy ny 14/09/2017 05:17
Rylant
(
12/06/2016 15:14)
Ny Fivavahana sy ny Fomban-drazana (tradition)
Miarahaba!
Mety hoe, efa lohahevitra efa nandalo teto ity fa mialatsiny, fa izaho dia vaovao.
Raha fahiny, nanana ny fomba amam-panaony ny Ntaolo teto amin-tsika. Tamin'izany no efa nahalala ny fisian...
tohiny
novalian'i angouz ny 17/06/2016 17:45
kamita
(
12/06/2016 12:21)
Pilules contraceptives
Iza kay no mihinana pilules contraceptives? Dia azo antoka tsara ve reny? Mba meo santionany anarana pillule oe azafady?...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/06/2016 19:33
kamita
(
12/06/2016 11:36)
pilule contraceptive
18 taona, mbola tsy nihinana "pilule contraceptive" aho ary tsy nieritreritra an'izany mihitsy taloha. @zao anefa dia mieritreritra ny anomboka ihinana azy io aho raha nahare fa azo antoka tsara ary m...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/06/2016 16:28
razafyaina2o15
(
10/06/2016 11:49)
Manao ahoana daholo
misy mpianatra maromaro m...
Manao ahoana daholo
misy mpianatra maromaro mianatra ny serasera dia mba nametraka fanontaniana kely tamiko ary amintsika rehetra ko momb ny fahaiza miaina na eny an- dalambe eny na eny @ za...
tohiny
novalian'i razafyaina2o15 ny 03/04/2017 11:45
radoratsimba
(
10/06/2016 05:04)
tony zao mitono tena o apôtre hono
À LIRE ABSOLUMENT !!!
VERSION FRANÇAISE :
Apôtre Martin Aman de la part du Prophète Kacou Philippe :
INFORMATION : Le Prophète Kacou a été arrêté par les renseignements généraux de Côte...
tohiny
novalian'i harenadanny ny 07/07/2016 07:53
tovorandria
(
05/06/2016 14:55)
na ny depiote ko aza dia manampy ny vahoaka hatrany mba hijaly sy hikoroso fahana
efa be ny zava-bitan´ireo depiote ireo izay mbola mila fitsarana manokana daholo, kanefa hodian´ny fitondrana tsy hita izany nohon´ny fiarovany ny sezany.
midika izany fa tsy rajao sy namany ihany...
tohiny
novalian'i Tovorandria ny 22/06/2016 19:25
brunokalidia
(
05/06/2016 13:41)
asa
saody misy mait asa met amiku ato azfd?za 18ans tsy mfidy ...
tohiny
angouz
(
02/06/2016 22:52)
Raha mba serasera ihany mo....
Mba mandinika ihany za fa to tsy mba misy olona mihintsy ato @ ity lohahevitra ity hoe : andao ndray anangana orin'asa lehibe iray ny poniny serasera.org dia ho rava ny fahantrana eto gasikara hummm !...
tohiny
novalian'i fredkwel ny 03/06/2016 04:33
angouz
(
02/06/2016 22:40)
Fotsy Mena Maintso
MANKAHERY ANTSIKA GASY IRAY MANONTOLO IZAY MIATRIKA IZAO FIAINANA MAFY IZAO ARY MIRARY NY SOA HANTRANY SY FAHOMBIAZANA HO ANTSIKA REHETRA E ! ...
tohiny
novalian'i fredkwel ny 03/06/2016 04:39
angouz
(
02/06/2016 22:26)
Fazahoana zanaka lahy
Akory iaby ! tsy haiko na efa voaresaka tato izy ity, fa mba anisany mahaliana ny manontany azy, ahoana kay no fomba azahoana zaza lahy fa mba tsara ho fantatra ? ary mba iangaviana mba experience vec...
tohiny
novalian'i fredkwel ny 17/06/2016 07:17
tovorandria
(
02/06/2016 15:39)
miaiky an´ity fitondrana mpamono vahoaka ity aho
ampahantraina andro aman´alina, izao koa hamaizinina anaty delestazy, d inona ko ny manaraka?? mody manao cinema fôna, oe enjehina ravatomanga, d lylison ko, f´angaha mo nareo mody miady ireo tsy n...
tohiny
novalian'i theomanja ny 22/06/2016 06:03
Tokoa
(
02/06/2016 06:45)
TSY TAMANA AMIN'NY ASA
Bnjr
Tsy tamana amin'ny asako aho. Efa niasa aho talohan'ny asako amin'izao. Natsoin'izy ireo aho hiasa ao aminy ary mazava ho azy fa ambony kokoa ny karama... Ankehitriny anefa dia mahatsiaro ho ts...
tohiny
novalian'i Tokoa ny 05/06/2016 15:51
razafyaina2o15
(
01/06/2016 07:58)
Manao ahoanadaholo ianareo e!
eritreritr manda...
Manao ahoanadaholo ianareo e!
eritreritr mandalo fotsiny ny ahy ty reny busren ve hoadiavoatery mifanenjikatoy reny foan e! aizakatsy mijer mitsy hoe mis olon miandry ne izy eo @ arret eo fa...
tohiny
asylumefreder
(
31/05/2016 12:03)
Fikaontiana sipa
Atao ahoana kay ny mikaunty sipa?Ahoan ku nu ahafantara hoe tia iz f ts mbol manaik fotsn?...
tohiny
novalian'i fredkwel ny 02/07/2016 03:37
rhaj0
(
31/05/2016 11:10)
Ady @ Habadoana: Ny Sigara
Androany 31 May ny Andro Iraisam-Pirenena Iadiana @ Fifohana Sigara
http://www.journee-mondiale.com/164/journee-mondiale-sans-tabac.htm
Efa fantatra izany izao fa ny sigara dia - mahavoan'ny cancer -...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 31/05/2016 14:58
lahindroy
(
28/05/2016 16:12)
akon'ny siansa
Miarahaba ny rehetra
Nahitana GLYCINE teny amin'ny kintana manan-drambo TCHOURI..., vaovao izay navoakan'ny gazeti-mpikarohana ScienseAdvances ny 27 mai 2016 lasa teo.
Inona no maha zava-dehibe an'i...
tohiny
novalian'i lahindroy ny 31/05/2016 16:45
Charoumeni
(
27/05/2016 10:20)
téléphone admet B30
Salut daholo
Za ry reto mba te hividy le phone oe admet B30, iza no manana Mba tsara ihany ve?
Mba mila torohevitra o
Merci...
tohiny
angouz
(
26/05/2016 21:13)
hazon'aina
Jenezy 3:24, Apok 22:2 mba azavao kely azafady fa tena tsy azoko ...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 20/06/2016 11:16
rabaradaka
(
26/05/2016 13:43)
Mitaky ny Filoha Rajaonarimampianina hiala am-pahamendrehana
http://www.madagate.org/madagascar-informations-politiques/a-la-une/5767-hery-rajaonarimampianina-le-jet-falcon-900ex-t7-z0r-lui-appartient-reellement.html
Efa mibaribary ny adalana ataony ary manazi...
tohiny
novalian'i theomanja ny 02/06/2016 05:11
