Vola sandoka

1. mpisotrtoaka ( 15/06/2016 15:42)
Hitako tamin'ny gazety :
Hoy ilay pĂ´lisy :
- Nahoana lisany no manao vola sandoka?
Hoy ilay mpangalatra namaly :
- Ka tsy mahay tena izy zay sefo a!
2. Tafanarivao ( 16/06/2016 11:28)
ha2 mahafinaritr e
3. vazivazo ( 18/11/2016 11:29)

dia tsy niteny ve ilay polisy oe ary ianao zany avy nisotrotoaka d zay no met ts nahaizanao nanao ilay vola tena izy an??? hihihihi
4. mpisotrtoaka ( 13/06/2019 10:45)
vazivazo:


dia tsy niteny ve ilay polisy oe ary ianao zany avy nisotrotoaka d zay no met ts nahaizanao nanao ilay vola tena izy an??? hihihihi


HAHAHAHAH, mahita atao tsssss....
5. mpisotrtoaka ( 13/06/2019 10:45)
vazivazo:


dia tsy niteny ve ilay polisy oe ary ianao zany avy nisotrotoaka d zay no met ts nahaizanao nanao ilay vola tena izy an??? hihihihi


HAHAHAHAH, mahita atao tsssss....
6. vazivazo ( 18/07/2019 14:05)
iza alou lay oe mahit atw tinw lazain eto e: lay mpangalatra ve SA ilay polisy SA ilay mpisotro toaka e???? somary asio fanamarinana ihan ref toa izao ee, ok rangah aaaaa
7. mpisotrtoaka ( 16/08/2019 11:56)

vazivazo:

iza alou lay oe mahit atw tinw lazain eto e: lay mpangalatra ve SA ilay polisy SA ilay mpisotro toaka e???? somary asio fanamarinana ihan ref toa izao ee, ok rangah aaaaa


Ela be izy zany ry Vazivazo a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0769