Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rabaradaka
(
04/08/2016 11:56)
Vahaolaa haingana raha sendra tsy velona ny lataka
Ny firaisana ara-nofo na koa raha tsorina hoe ny milely dia ahazoana fahafinaretana sady mampisokatra ny lalan-drà mankany amin'ny fo. Tandremo anefa fa tsy azo terena io rehefa tsy velona ny filahia...
tohiny
novalian'i malala62.sheilla ny 02/12/2017 08:30
rabaradaka
(
04/08/2016 11:52)
Tsy mila mpanao politika i Soamahamanina
Miangavy anareo mpanao politika mpiady seza sy mpiatsara velatsihy tsy hiditra na hitsabaka amin'ny raharahan'ny Soamahamanina. Azafady indrindra tompoko, aleo ianareo tsy miresaka ny momba ny olana m...
tohiny
novalian'i angouz ny 23/09/2016 17:38
rabaradaka
(
04/08/2016 11:47)
Mba tena tsy rariny intsony kosa e
Mba tsy rariny intsony kosa e : sipana ministra dia hasiana gyrophare toa ireny PM ireny nefa dia maika hamonjy an'ingahy ministra sipany dia hanao firaisana sy hilalao vody fotsiny.
Mba tsy rariny ko...
tohiny
novalian'i thyna ny 04/08/2016 13:09
thyna
(
04/08/2016 00:41)
Lazao zay fantatrao!
Rehefa tonga ny fotoana voalaza fa hitsangana avokoa ny maty rehetra ,dia irahina ianao hitady an'i Adama ao anatin'ireo lehilahy rehetra !Inona no marika na fanamarihana mety halalànao azy?...
tohiny
novalian'i thyna ny 06/08/2016 08:31
simplex
(
03/08/2016 17:09)
rvg
Otran'ny misy simba le hoe afaka mandahatra hira 2 isaky ny adiny 1.
Efa adiny 2 mahery no lasa mbola tsy manaiky ihany nedala.
Misaotra ooo...
tohiny
novalian'i hery ny 11/08/2016 07:17
kapisou
(
03/08/2016 13:13)
faniriana zaza
Faly miarahaba antsika rehetra,
mba mila hevitra azfd fa za manana namana te iteraka mafy nefa de efa in3 zay tsy azo foana ilay zaza fa teraka à 25 SA fona izy! sao dia misy mahalala kay eto Mada v...
tohiny
STViha
(
02/08/2016 20:41)
SAO MBA ITY SISA NO ANDRASANA ETO AMINTSIKA
IESHUA tokoa no vahaolana ho an'ny MALAGASY. Tsy ''Affirmation gratuite'' araka ny fiteny vahiny velively fa TENA FAHAMARINANA ary voaporofo ara-baiboly ka efa betsaka no mivoy izany.
Raha tsy mandros...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/08/2016 13:51
jegergassisk
(
01/08/2016 08:42)
mpihira sa mpanakanto?
mbola azo lazaina ho zavakanto ve ny ankabetsahan'ny hira mlaagasy ankehitriny ?...
tohiny
novalian'i gily ny 21/10/2016 20:33
fara16
(
30/07/2016 11:48)
Mba mangataka ny hiran'ny antsan'i kristy (ampy a...
Mba mangataka ny hiran'ny antsan'i kristy (ampy ahy jeso ny falemeko )ao @radio vazogasy raha mba azo atao m misaotra mialoha tompoko...
tohiny
RBNIR
(
29/07/2016 17:50)
FANTARO NY AMPITSO IZAY HO AVY TSY HO ELA.....
[url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5704374e35428]Aleo angamba hotohizantsika ato ity lohahevitra ity.....
[/url]
http://forum.serasera.org/forum/message/m5704374e35428...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 11/01/2017 08:17
rhaj0
(
28/07/2016 12:15)
pOta kely ho'a ny gasy kely eee...
Mba tsy gisitra, fa alohan'ny gisitra, @ halavana hono ny gasy eee...
http://www.cnn.com/2016/07/26/health/human-height-changes-century/index.html
[img]http://i2.cdn.turner.com/cnnnext/dam/assets/160...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 12/08/2016 12:37
wittboii
(
28/07/2016 11:00)
Princio - Io kolikoly io
Salama daholo,
Frantsay aho izay mianatra ny teny gasy. Tena mahasoa ahy ny hira gasy amin'ny fianarako.Ity hira ity dia tena tiako be na dia tsy azoko tsara aza.
Désolé pour les fautes. Qui veut ...
tohiny
novalian'i Fredkwel ny 19/08/2016 14:51
hery
(
28/07/2016 10:24)
Nisy olana kely
Nisy olana kely teo ny forum. Tsy nahita internet oa ny tena satria tany ambanivohitra aty an-tanindrazana ka elaela kely ny fanamboarana azy.
Efa mandeha izany amin'izao fotoana izao.
...
tohiny
novalian'i hery ny 11/08/2016 07:18
RUZ9
(
20/07/2016 08:39)
GRENADY-FAMPIHAVANAM-PIRENENA
Tsy mamoha fota-mandry akory i RUZ9 raha manoratra miresaka kely an'ilay fipoahana grenady tetsy Mahasina tamin'ny 26 jona lasa teo.
Ny mahavariana aloha, toa mirazotra amin'ny resaka [url=http://cyri...
tohiny
rhaj0
(
19/07/2016 16:04)
Fanontaniana - Fanadinana (2)
Tohizako kely indray izany ilay natomboka tatsy eee
http://forum.serasera.org/forum/message/m57693efe0bd47
4- Ianao dia tena afaky ny hino, na ny marimarina kokoa, dia tena mino, fa ny tontolo manont...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 04/08/2016 11:19
rhaj0
(
18/07/2016 16:30)
Ny niavinTSIKA Malagasy
Tato ho ato dia maromaro ihany ny vokatry ny fikarohana ny @ niavin'ny RazanTSIKA nataon'ny Siantista. Ireo misy santionany tsikaritro:
1- http://www.techno-science.net/?onglet=news&news=15344
[i]les...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 20/07/2016 17:12
Maps23
(
18/07/2016 08:20)
Fanotaniana
Nanao fanabeazana aizana aho nadritrany 3 mois. Ary le 21 juinny rende-vois manaraka ,, kanjo anefa lasa niasa lavitra aho le 10 juin de tsy afaka nanohy intsony ary mariako fa tsy niray t@ lehilahy t...
tohiny
novalian'i Fredkwel ny 26/08/2016 17:15
Maps23
(
18/07/2016 08:19)
Fanotaniana
Nanao fanabeazana aizana aho nadritrany 3 mois. Ary le 21 juinny rende-vois manaraka ,, kanjo anefa lasa niasa lavitra aho le 10 juin de tsy afaka nanohy intsony ary mariako fa tsy niray t@ lehilahy t...
tohiny
thyna
(
17/07/2016 01:10)
Kilaoty nifamadika
Nifamadika ny kilaotin'ilay rangahy sy ilay sipany fa samy maika hody rehefa vita ny nataony ka tsy ni-verifié intsony hoe izy ity sa tsy izy.
Rehefa tonga tany amin'ny vadiny ilay rangahy dia toy ir...
tohiny
novalian'i hery ny 11/08/2016 07:15
Tovorandria
(
16/07/2016 15:48)
Fa an iza i madagasikara
Mba fantatsika ve ny nahazo ny vahôkan i Soamahamanina izay miaro ny taniny tsy anjakazakan ny vahiny nefa d ny vahiny no mahazo ny rariny fa gasy miady ho an ny taniny indray no vonoin ny emmoreg ô...
tohiny
novalian'i romi16 ny 28/08/2016 18:51
