Lazao zay fantatrao!

1. thyna ( 04/08/2016 00:41)
Rehefa tonga ny fotoana voalaza fa hitsangana avokoa ny maty rehetra ,dia irahina ianao hitady an'i Adama ao anatin'ireo lehilahy rehetra !Inona no marika na fanamarihana mety halalànao azy?
novalian'i thyna ny 06/08/2016 08:31
2. Miharena ( 04/08/2016 05:10)
Azafady kely hoe taiza ny loharano ahazoanao antoka fa io no hitranga?
3. thyna ( 04/08/2016 11:15)
Kilalaontsaina sy ankamantatra io fa tsy hoe io no hitranga ka!Izany hoe mikaroka ianao hoe inona no mampiavaka an'i Adama @ lehilahy rehetra!
4. hmgabin ( 05/08/2016 13:01)
Tsy misy foitra hono izy, satria tsy nateraka fa noforonina, mety ho marina ve?
5. thyna ( 06/08/2016 08:31)
Tena marina!Bravooooooooo!nahamarina ianao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4216