Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
zazatanora01 ( 18/09/2016 09:52)
fahasalamana
mirahaba zalahy!!! mila fanampiana zalahy fa mitete ehh!(angatra hono) dia ny an'ny ilay sipa indrindra indrindra... tohiny
novalian'i batsilana ny 04/09/2017 08:11
angouz ( 17/09/2016 18:57)
Raha liana ianao
Miarahaba antsika rehetra ! Misy soso-kevitra indray ity ka asa na misy liana na tsia, mahita tany ideal izaho afaka ambolena safran ka sao misy manam-paniriana ny te hifaninana @varotra iraisam-pire... tohiny
novalian'i angouz ny 30/09/2016 17:18
nilex ( 16/09/2016 12:27)
DEPANNAGE INFORMATIQUE ET ELECTRONIQUE
Afaka manampy raha misy no olana .[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/b25fe4f3d98aed7dfb3a2719e87e7a8a.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/b25fe4f3d98aed7dfb3a2719e87e7a8a.jpg[... tohiny
novalian'i rougenoir ny 03/07/2017 13:20
myckael ( 15/09/2016 10:54)
lu dol: mba toroy hvtra zah fa tena maizina tanter...
lu dol: mba toroy hvtra zah fa tena maizina tanteraka @ko le izy e?... tohiny
endriny ( 14/09/2016 16:56)
Be fitiavana tokoa ve ilay Atr'Israely?
Raha Israelita aho dia ENY hoy aho, satria io Atra io no nahatonga ny razambeko hanamontsana ny fahavalo, sy niady ho azy ireo tamin'ny fangalarana tany tany Mezaopaotamia tamin'izany e. Fa raha Jent... tohiny
novalian'i endriny ny 26/10/2016 06:52
rhaj0 ( 14/09/2016 12:17)
Ny Nofy... sy ny Faminaniana
Inona moa ny Nofy.. Rahefa matory isika, dia misy dingana (stades) maromaro lalovantsika, ary rahefa tonga @ ilay hoe "sommeil paradoxal", dia eo no mivoaka ny Nofy. Raha taitra tampoka eo isika, dia... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 30/09/2016 10:55
RBNIR ( 12/09/2016 12:41)
TENA MISY V ANDRIAMANITRA???? RAHA MISY IZY DIA IZA ILAY TENA MARINA??? ARY INONA NO TAKIANY AMINTSIKA???
TENA MISY V ANDRIAMANITRA???? RAHA MISY IZY DIA IZA ILAY TENA MARINA??? ARY INONA NO TAKIANY AMINTSIKA???... tohiny
nath02 ( 09/09/2016 12:53)
mila torohevitra
slt a tous,lasa be dia be ny moniko,napiasa eau de rose sy gommage voatabia za fa tena vo maik lasa mis mainty2 kely bdb ny tarehiko,iza no afaka hamaly a? msaotra mialoha... tohiny
novalian'i ora ny 14/09/2016 07:33
thyna ( 09/09/2016 00:17)
Gasy sy vazah
Raha ny tena izy dia blagy izy ity nefa toa ohatran'ny tena marina! Nanontany ity Malagasy iray ity vazaha nanao hoe: -Tena marina ve r'ise fa raha vao manontany anareo Malagasy hono dia valianareo fa... tohiny
endriny ( 08/09/2016 05:15)
Very lakolosy
Efa hanomboka hangina ny fiangonana fa very lakolosy. Tsy hisy intsony ilay tindao manaitra vao maraina ireny atsy ho atsy... Fa maninona no angalarina ny lakolosy? Atsonika dia atao fitoeran-dabozi... tohiny
novalian'i endriny ny 30/09/2016 04:10
mangakely2016 ( 07/09/2016 05:09)
Mafana fo sy tarihin'ny fanahy (asa fanompoana)
Salama daholo ! Mba mangitikitika ahy ity fampianarana noraisiko t@ mana isan'andro ity ka mba tiako hozaraina amintsika: Atao ahoana kay no manavaka ny asa fanompoana : - @ hafanampo -@ fitarian... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 09/09/2016 13:13
rhaj0 ( 03/09/2016 12:12)
Ireo LOZA ao @ Apoakatsymisy
Loza iray ao @ Apaokalipisia ao hono dia hoe, ny [i]ranomasina sy ny ranomamy dia lasa rĂ [/i].. hi hi hi.. dia hozy i Lahindroy hoe, nitaveravera ilay anjely faha-3 tany an-danitra, ary dia niraraka... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 30/09/2016 13:10
lahindroy ( 03/09/2016 09:31)
miarahaba ny rehetra Araky ny hevitsika , kristi...
miarahaba ny rehetra Araky ny hevitsika , kristiana ve Jesosy sa ...jiosy ? ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/09/2016 22:27
Rafieritreretana ( 02/09/2016 05:32)
TV Live Stream
Mba mila torohevitra, hanao TV LIVE STREAM eto @ Internet de ahoana kay ny condition: youtube ohatra? Sao de mba misy mahafantatra... Misaotra indrindra tompoko.... tohiny
rhaj0 ( 31/08/2016 16:46)
Les Monologues du Vagin
(nakisako eto ity resaka ity, fa zava-dehibe loatrany..) ... mila mijery ilay fampisehoana (stand-up comedy) hoe "Monologue du Vagin" (daholo isika ry) namana. [youtube]https://www.youtube.com/watch?... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/02/2017 00:02
wittboii ( 29/08/2016 14:39)
Rak Roots - Efiko (Dikan-teny)
Salama daholo, J'essaie de traduire cette chanson, mai j'ai beaucoup de mal, pouvez-vous m'aider? Efiko ho ahy irery ny fitiavako anao iny Tsy amboraka aho tsy iteny fa ho tiaviko mangina Tiak... tohiny
novalian'i wittboii ny 13/09/2016 16:48
crus ( 29/08/2016 09:52)
zanaka nania
sao mba misy afaka manome ahy ny lohateny sy ny mpihira ilay hira hoe: ity lay zanakao nania fa hiverina aminao..... .... mifona eh, ho aiza moa aho Misaotra mialoha, dia raha afaka tonga dia manome... tohiny
novalian'i tokyma ny 03/04/2017 14:52
rhaj0 ( 28/08/2016 18:55)
We Were Children
Tena vao avy nijery io sarimihetsika io aho ho'a, fa dia te-hizara, ary tena mampirisika anareo mba hijery koa... (mba ampiasanareo ilay compassion-n'ny Finoanareo ao ee...) http://lmgtfy.com/?q=we+... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 01/09/2016 16:41
thyna ( 28/08/2016 13:04)
Andao indray hihomehy!
Toeram-pitsaboana marary saina iray no nanapakevitra fa tsara raha ho entina fiaramanidina ireo marary saina ho tsaboina mba hampivoatra ny toe-pahasalamany! Raikitra ny programa fa ihazo ny nosy kely... tohiny
novalian'i Iandria ny 17/11/2016 04:37
geremioh ( 27/08/2016 06:41)
Album Tsara ny Tompo 0338037969
5 000 ar monja 10 titres audio 1 titre video... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.2284