Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
thyna ( 28/08/2016 13:04)
Andao indray hihomehy!
Toeram-pitsaboana marary saina iray no nanapakevitra fa tsara raha ho entina fiaramanidina ireo marary saina ho tsaboina mba hampivoatra ny toe-pahasalamany! Raikitra ny programa fa ihazo ny nosy kely... tohiny
novalian'i Iandria ny 17/11/2016 04:37
geremioh ( 27/08/2016 06:41)
Album Tsara ny Tompo 0338037969
5 000 ar monja 10 titres audio 1 titre video... tohiny
lanjakely ( 25/08/2016 19:24)
slt dao?ly.mitady namana iresahana ...
slt dao?ly.mitady namana iresahana ... tohiny
novalian'i midrou ny 12/06/2020 20:38
mpilaza444 ( 24/08/2016 10:37)
Sipa sexy loatra
Hitako tany isotry. Sipa iray manao bas collant tantera pahazavana nefa tsy misilipo ary ita be ilay fivaviana. n akanjo nefa fohy , toy ny vady miandry firaisa. nefa tao am assurance... tohiny
novalian'i sahia ny 07/10/2016 07:58
STViha ( 23/08/2016 20:20)
FIARAHA-MIENTANA NO ILAINA
Tsy efa fotoana ve izao hoy isika tokony mba ny MALAGASY @ izay no mitrandraka sy mihinana harena ambonin'ny taniny fa tsy ny vahiny mpanjanaka intsony? Ndao mba ny vava no ampiasaina miaraka @ fahefa... tohiny
lahindroy ( 23/08/2016 09:57)
ilaina ve eto Madagasikara ny fisarahan'ny fitondram-panjakana sy ny rafi-pinoana ?
Ny mpitondra eto amintsika , manomboka any amin'y farany ambany (sefo-pokotany , na talen-tsekoly ...) ka hatrany amin'ny fara-tampony (filoham-pirenena , praiministra , ministra, lehiben'andri-panjak... tohiny
novalian'i hery ny 21/09/2016 05:23
andriaraholi ( 23/08/2016 07:24)
Zanaka
manan janaka 4 mianadahy zahay mivady. Samy manana ny sainy tokoa ny ankizy fa lay zanakay lahy no tena mahavaky ny lohako am maha reny ahy. Samy nitaizana tam sekoly alahady izireo fa asa na izy lay ... tohiny
novalian'i booboo ny 23/08/2016 21:33
Ratsimarofy ( 23/08/2016 01:26)
Sao dia misy mitady documents anglais fa misy isan...
Sao dia misy mitady documents anglais fa misy isankarazany sady mahaliana: vocabulaire (voasokajy @ lohahevitra maro, mandeha par niveau), grammaire, dictionnaire, encyclopédie, sns. Misy exercices s... tohiny
novalian'i hery ny 21/09/2016 04:27
Ratsimarofy ( 23/08/2016 01:24)
Sao dia misy mitady documents anglais fa misy isan...
Sao dia misy mitady documents anglais fa misy isankarazany sady mahaliana: vocabulaire (voasokajy @ lohahevitra maro, mandeha par niveau), grammaire, dictionnaire, encyclopédie, sns. Misy exercices s... tohiny
mpilaza444 ( 22/08/2016 16:45)
vady tia lelena nefa mamalivaly
Tia milely amiko ny vadiko ary le mando be ireny rehefa manao. Rehefa am antoandro nefa de miseho ho mpamalivaly. inona no hanaovana azy?... tohiny
novalian'i andrywui ny 20/11/2017 07:51
Ditrakely ( 22/08/2016 14:03)
e! asa famitahana fotsiny ry reto fa tandremo a!
hono oa ry reto, ilay manao recrutement lava tsy misy farany ao antsirabe ilay teleoperatrice ao amin'ny bonnara io ilay ao ambony cyber "akory aby" io ve ahoana marina fa mandefa demande d'emploi ian... tohiny
Ditrakely ( 22/08/2016 13:57)
e! asa famitahana fotsiny ry reto fa tandremo a!
hono oa ry reto, ilay manao recrutement lava tsy misy farany ao antsirabe ilay teleoperatrice ao amin'ny bonnara io ilay ao ambony cyber "akory aby" io ve ahoana marina fa mandefa demande d'emploi ia... tohiny
novalian'i hery ny 05/04/2017 18:45
tealala ( 22/08/2016 12:46)
Evolution
http://www.lamed.fr/index.php?id=1&art=369 "Plus j'avance dans le domaine de la science et plus je crois en D.ieu"... tohiny
novalian'i endriny ny 08/10/2016 16:44
zo6 ( 21/08/2016 09:55)
firaisana ara nofo ho an'ny mpifankatia
FAHAFATESANA no tambin'ny ota! ny fahafatesana nataon'Andriamanitra sazy no fampisehoany fa tsy ankasitrahany ny adultère sy ireo fahavetavetana! ao @Deo 22:13-29 sy Eks 22:16-17 dia meloka avokoa eo... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 14/10/2016 12:25
andrianarivelo ( 20/08/2016 19:58)
Oe! asio tsiky fona e! Dia itsikio fa tsy adala a... :-)
Oe! asio tsiky fona e! Dia itsikio fa tsy adala akory ianao, fa mitsiky iany. ....... ;-) ... tohiny
wittboii ( 19/08/2016 12:02)
Princio - Io kolikoly io (Dikan-teny)
Salama daholo, J'ai pu obtenir les paroles de la chanson grâce à ZIORIKA qui a eu l'extrême bonté de me consacrer une partie non négligeable de ton temps, merci encore, ZIORIKA! Pour ceux que ... tohiny
novalian'i wittboii ny 13/09/2016 14:52
Harry14 ( 18/08/2016 20:25)
Site gasy vaovao be
Nouvelle agence de communication en ligne Malagasy: MITADY FIARAHAMIASA AMINAREO Entreprise commercial ,MANAO pub sy vente,en ligne, misy offre de service,misy torurel ho a osss facebook,sur Youtube 0... tohiny
angouz ( 18/08/2016 18:36)
Mba ilaina tokoa ve ?
Salama ! Hono ho aho ry mpiady hevitra isany, aminareo ve dia tena ilaina tokoa ve ny mpimasy ? satria dia izao no antony fanontaniko, raha efa tena mandinika ny olona mpampiasa sy mpilalao ody izaho ... tohiny
novalian'i hery ny 10/09/2018 20:41
angouz ( 18/08/2016 18:17)
fiverenan'ny sambo fiara
Azo inoana ve fa hisy fiverenany ny sambo fiara ary iza no mpaminany nilaza an'izany, ary ahoana ny fisehoany ?... tohiny
novalian'i endriny ny 08/09/2016 06:31
tealala ( 18/08/2016 08:00)
Testamenta vaovao/Testamenta taloha
Fa maninona kay ilay testamanta vaovao no manova ny zavatra tao anatin'ilay testamenta taloha?... tohiny
novalian'i tealala ny 23/08/2018 18:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 8.208