Liste des messages
Liste des messages, inserés par nantsafaina, par ordre de date
nantsafaina
(
12/10/2016 10:47)
Aza hitako, aza misy anie izany.
Ny hanongotsongoana ny maty anie, tahotra ny handevim-belona.
Ny aro riaka main'andro, hitsinjovana ny fahavaratra tsy maintsy ho avy.
Dian-tana rahateo ny fiainana, ka ny efa lasa no hakana lesona am...
suite
répondu par Dreamlover14 le 21/12/2016 19:14
nantsafaina
(
12/10/2016 10:14)
Kabary tsy valiana sady tsy misy mpihaino.
Marina tokoa fa tsy mba mirehitra ny tany mena,
Ny afo lavitra aza moa tsy azo hamindroana.
Nefa dia ho diso ve izay nilaza fa rehefa mety anie ny atao
Sahobakaka aza hampidi-drano ketsa,
Ary ny baing...
suite
répondu par vazivazo le 13/10/2016 11:33
