Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
michousou
(
16/11/2016 19:29)
Miarahaba ny mpikambana rehetra o!!fa manina kay t...
Miarahaba ny mpikambana rehetra o!!fa manina kay ty serasera ty rah mba te iala enao de tsy mety tafiala mitsy otran'ny facebook?rah iala zao enao @ facebook vo mi-deconnect de afaka fa ty na miditra ...
suite
rhaj0
(
16/11/2016 15:01)
Kolosaina Malagasy sy Kristianisma
[size=15][b][quote=calin.brandon]mila mahalala ny kolontsaina Malagasy ianao ? Tongava aty dia ampianarina.[/quote][/b][/size]
Akisako dia avoitrako eto ity fa tena zava-dehibe loatrany. ka dia manant...
suite
répondu par rhaj0 le 15/12/2016 14:55
Onja.H
(
15/11/2016 09:49)
vehivavy bevoka sy accident
Miarahab, meti firy taona eo ny vehivav n afak mterak ndrai ra afa-jaza rehef ntondra 7 volana f tratran'n accident d mati tao ambohok l zaza?...
suite
répondu par Iandria le 17/11/2016 04:32
rabaradaka
(
15/11/2016 09:14)
Potika ny taranaka noho ny adalan'ny mpitondra
Raha ny zava-misy ankehitriny dia ho potika ny firenena satria lalaovin'i Paul Rabary sy ny manodidina azy ny fanabeazana izay ain-dehiben'ny firenena.
Omena toerana daholo izao sipan'i Paul Rabary re...
suite
NDINDY
(
12/11/2016 13:25)
PROSTATE
Inona no mahatonga ny lehilahy ho voan'ny PROSTATE; dia inona no atao mba ho fiarovana tsy ho voany ?...
suite
répondu par calin.brandon le 07/07/2017 05:52
Tovorandria
(
10/11/2016 18:15)
itaky 4X4 ve no nilatsahan reo député reo eo??
Ny delestage mampijaly ny vahoaka tss ivakiana loha, ny insecurité mitombo andro aman alina, ny vidim piainana miakatra isan tsegôndra, ny harem pirenena mandeha ôtrin ny rano mvôka an i madagasik...
suite
répondu par leebily le 17/12/2016 12:01
nantenaina4
(
10/11/2016 11:51)
Slt! Daholo!!!"Mahavita manadino ny 1er amournareo...
Slt! Daholo!!!"Mahavita manadino ny 1er amournareo ve ianareo vevavy? @fomba ahona?...
suite
répondu par hantarivah le 01/05/2017 17:09
Topher
(
09/11/2016 19:08)
Manala tasy mainty(holatra)
Slt daholo! Inona kay ny mahafaka tasy mainty @ holatra zay mba mahafantatra? De misaotra mialoha tompoko! ...
suite
Charoumeni
(
09/11/2016 09:42)
Inona no ataonareo?
Miarahaba ny vehivavy namana rehetra eto @ serasera.
Niniako natao ato @ resa-behivavy ity resaka ity satria mahakasika antsika manokana. Inona no ataonareo vehivavy tsy manambady mba hendresena ny ...
suite
répondu par baribary90 le 07/12/2016 04:36
remiandriambahoaka
(
05/11/2016 03:24)
momba ny Sabata
Andro lehibe amin’ny fivavahana Jodaisma ny Sabata ary, azo lazaina fa , mandrindra ny fiarahamonin’ny jiosy amin’ny akapobeny mihintsy , eny, na dia amin’izao andro hiainan-tsika izao aza ...
suite
leebily
(
04/11/2016 15:31)
tanjaka amerikana
bnjr daouly.iz ry reto n mety h lany any etazonia?le vevav s le lelah?...
suite
répondu par rhaj0 le 21/01/2017 18:15
Imano
(
02/11/2016 13:32)
Novambra = volana faha 9
Raha ny tantaran'ny calendrier gregorianina no asiana resaka dia nomena ireo anaran-tsampy romanina ny volana 8 voalohany (Janvier - Aout) fa rehefa lany ireo anarana ireo dia naverina tamin'ny fanisa...
suite
endriny
(
31/10/2016 12:58)
Didy vaovao vao nomen'ny Papa ho antsika Katolika
Tsy azo atao ny manaparitaka lavenona (Lavenona olona nodorana efa maty io) fa tsy maintsy tahirizina amin'ny toerana voatokana ho fanajana ny maty. Ary ny Katolika hoy izy dia tsy mino fa ny maty dia...
suite
répondu par rhaj0 le 28/11/2016 16:04
endriny
(
31/10/2016 03:28)
Midera manokana ireny mpivarotena ireny ny tenako
Ho ahy dia anisan'ny olona mendri-piderana eo amin'ny fiaraha-monina ny mpivarotena, noho izy ireo mahery fo sy be finoana amin'ny ataony ka sahy misedra ny alina mangina. Manana herin-tsaina mandao n...
suite
répondu par endriny le 20/01/2017 12:39
STViha
(
30/10/2016 19:22)
RANONORANA MIVATRAVATRA (Zakaria 14/16-19)
"RANONORANA MIVATRAVATRA" , io no fiantso ny anjara tso-drano tsy maivana ho an'ny firenena manatanteraka ny andro firavoravoana fitoerana an-trano ratsan-kazo araka ny lalàna voatendry. Isaorana era...
suite
répondu par Strong3 le 11/11/2016 06:50
NDINDY
(
29/10/2016 13:53)
FIANARANA TENY FRANCAIS EN LIGNE GRATUIT
Sao mba misy namana mahalala site mapianatra teny francais na teny anglais gratuit fa mba ilaiko maika azafady indrindra. Misaotra mialoha....
suite
répondu par asa18 le 28/09/2018 12:47
balita57
(
28/10/2016 09:40)
iza ilay mpihira? tononkira manontolo
Miarahaba anareo,
Iza @nareo no mahafantatra na afaka manohy sy mameno ity tononkira ity? misy havako mantsy mihirahira foana an'izy ity nefa indrisy tsy tadidiny na ilay mpihira na ny tohiny satria e...
suite
tealala
(
28/10/2016 09:26)
Zoophilie any Canada
Tena lasa ara-dalàna ve ny zoophilie any Canada ry zareo sa resaka mandeha?...
suite
répondu par calin.brandon le 16/11/2016 04:43
NDINDY
(
27/10/2016 14:39)
FIANARANA TENY FRANCAIS SY TENY ANGLAIS
SALUT DAHOLO! SAO MBA MISY AFAKA MANOME ADRESY NA OLONA AFAKA HAMPIANATRA TENY FRANCAIS NA TENY ANGLAIS MORAMORA FA TENA ILAIKO MAIKA BE IZANY NIVEAU MOYEN. MISAOTRA MIALOHA...
suite
répondu par asa18 le 28/09/2018 12:45
rhaj0
(
27/10/2016 12:50)
Fa Mba Iza Moa i Paoly?
Mahaliana (ahy) ihany, fa misimisy ihany ny Kristiana no mifototra ny fi(s)ainany @ Paoly sy izay nosoratany. Toa hoe, @ ireo boky 27 ao @ testamanta vaovao ao, dia efa ho ny antsasany no toa hoe an'i...
suite
répondu par rhaj0 le 22/11/2016 16:01
