Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rhaj0 ( 16/01/2017 16:08)
Silence - Martin Scorsese
MIsy horonantsary vao nivoaka teo mandehandeha any.. Momba evanzelisitra mi-evanzeliser ny Zaponey fahiny (t@ 1600s tany, izany hoe t@ fotoana nandalovan'i Flacourt tany DAgo izany). Tantara io fa tsy... tohiny
novalian'i lahindroy ny 02/02/2017 14:07
rhaj0 ( 16/01/2017 13:56)
abus sexuel 2017
Dia tena valaka tanteraka aho zareo, valaka tanteraka maheno t@ radio vao teo, ny @ fipetraky ny abus sexuel any @ Oniversitia ao Quebec, @ izao taona 2017 izao. Nanontaniana viavy efa ho 1000 eraky ... tohiny
novalian'i alex32 ny 15/10/2018 11:25
rhaj0 ( 12/01/2017 12:08)
Hoatrinona ny mananasy
Saika mba tiako atambatra apetraka eto ny vola ilaina raha manao zavatra.. Dia ampiarahina reference gazety mihintsy mba tsy hitenitenenana foana. Dia mba ivanitihina, dia ho ampitahaina @ vidin'ny ..... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 01/02/2017 20:13
mpisotrtoaka ( 10/01/2017 14:58)
Ecolage amin'ireny sekoly ambony ireny
Salama daholo ary bônané aby e! Ohatrinona kay ny écolage amreny ISCAM na INSCAE na UCM ireny raha mba te hianatra any ny ankizy? MISAOTRA mialoha e... tohiny
dodakely1 ( 09/01/2017 12:16)
avelao hiasa ny fanjakana jusqu'a 2018 dia tsara avy eo tsarao
@ ity ,efa nambarany fa ho atao ny RN5A Ambilobe vohemar,RN5 Mananara Aavaratra maroantsetra,RN32 Antsohy Andilamena,RN44 Moramanga Andilamena,RN9 Analamisampy Manja,RN12A Vaingadrano tolagnaro,RN13 ... tohiny
lahindroy ( 08/01/2017 19:35)
Dia faly miarahaba antsika rehetra tsy an-kanavaka...
Dia faly miarahaba antsika rehetra tsy an-kanavaka , ny mpisera , ny tompon'andraikitra isan-tsokajiny ...eto amin'ity serasera.org ity , tratry ny taona 2017 , eny na dia somary tara aza ; mirary ho... tohiny
novalian'i hery ny 08/01/2017 21:26
SYLLA8 ( 06/01/2017 10:44)
ARETI_NIFY
Salama daolo, ono wa ry zareo, inona tokoa hoa ny fanafodin'ny aretinify? ts zan manku fa tena marary nify b ny zandriko d ef nividanana fanafody tam pharma iz f mbl tsy sitrana, nampihinana paraky ku... tohiny
novalian'i nirynah ny 02/10/2018 12:40
rabaradaka ( 06/01/2017 07:27)
Ho potehin'i Maharante ny ENAM
Fanahy iniana hanapotika sa tsy fananana olona fa dia mahagaga raha ry MAHARANTE Jean De Dieu no mbola ministre ihany nefa ange ka dia tsy misy zvatra ataon'io olona io mihitsy e, afera maloto sy bizn... tohiny
novalian'i dodakely1 ny 09/01/2017 12:01
hery ( 05/01/2017 17:50)
Mba nampitsiky dia natao video
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=28LC8amVy9I[/youtube]... tohiny
endriny ( 05/01/2017 17:22)
Ahoana ny zon'ny mpamorina eto amin'ny serasera
Mba heritreritra nofy mangina ny ahy ity. Satria dia arantintsika eto daholo ny tononkira sy ny tononkalo. Tsara ilay hevitra, ary deraiko tanteraka. Saingy isika ve efa nahazo alalana tamin'ny tompo... tohiny
endriny ( 04/01/2017 15:40)
Fampihavanam-pirenena eo amin'ny finoana
Raha milaza fampiahavanam-pirenena isika, miantso fampiraisam-pinoana. Kanefa ireo Fiangonana nibodo sy nangalatra ny fiangonan'ny hafa tsy mbola mamerina na manolo ireo zavatra nobodoiny sy nangalari... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 16/02/2017 15:50
leonaldine ( 03/01/2017 14:03)
firy km madeha any soaniroa azafady de firy km madeha tongotra
Firy km miala à mahitsy madeha any soaniroa azafady de firy km madeha tongotra azafady merci beaucoup ... tohiny
novalian'i RALAFY ny 21/11/2017 10:45
endriny ( 01/01/2017 07:23)
tratry ny taona daholo e
Dia mba hitombo araka ny finoana anie ny fahendrena! Mirary ny vintana tsara ho antsika rehetra amin'ity taona 2017 ity e!... tohiny
novalian'i lahindroy ny 08/01/2017 19:27
rabaradaka ( 30/12/2016 12:32)
Panique totale dans le camp de HVM
Des réunions, des ateliers, des forums partout ! Panique totale au sein du HVM. Ce qui m'étonne dans cette histoire, il y a des fonctionnaires qui ont osé participé à des réunions politiques du ... tohiny
SYLLA8 ( 28/12/2016 08:43)
tsy ampy ve ny fanantenana???
Fa ny fihazohazona ataon'ny mpanana sy forongony,ny herisetran'ny matanjaka,ny hafetsena ataon'ny mpandoka ve no no mahtonga ny ain'olona tsy nisy vidiny,mampahory ny osa ,ary nahketraka ny bado. Samy... tohiny
novalian'i endriny ny 05/01/2017 17:16
parasykely ( 26/12/2016 12:30)
"Phénomène" mandalo ankehitriny
Salama daholo, [b][u]Tsara ho marihana aloha fa tsy fitsaràna izy ity fa fahatsapana handraisana vahaolana[/u][/b] Ny finona moa dia mila fitokiana tanteraka amin'ilay Mpamonjy dia Jesosy Kristy iz... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 10/01/2017 12:03
tokiniainanjr ( 24/12/2016 19:50)
fanangezana filahina
inona no azo atao mba anamgezana filahina,amin'ny fomba mahomby,... tohiny
novalian'i diasn0732 ny 12/09/2018 14:38
bor2lais ( 24/12/2016 16:46)
Andro Malaza
Mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra e (na ny magy na ny heroda na ny lohan'ny mpisorona na ny mpanora-dalàna na ny mpiandry ondry) ! :-)... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 30/12/2016 20:28
rhaj0 ( 23/12/2016 13:51)
fahadiovam-piaina - hygiene de vie
Ny dokotera falehako aty Kanada, dia... miezaka ny TSY hanome fanafody mihintsy. Rahefa marary, dia hoz'izy izay : "c'est normal". Izany hoe, toa hoe "lalam-piainana" ny aretina. Ary dia, toa ny hoe, ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 03/01/2017 12:51
rhaj0 ( 23/12/2016 13:45)
tekinaolozia
Inty misy famaritana voambolana mba tiako zaraina... Raha mba itadiavantsika fanagasiana izao ireo teny ireo mety tena mba an... http://iq.intel.com/what-the-tech-12-tech-terms-to-know-now/ [b]Big D... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 29/12/2016 17:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9752