Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
Veloo ( 13/12/2016 19:20)
i Hery ve mbola ato foana as Tompon'ny Serasera
Tena mba liana e - za mbola velona tttttt... suite
répondu par hery le 22/12/2016 04:38
Veloo ( 13/12/2016 19:18)
Solafaka - Benja sy Ariana
Zany ka hira ka - tena I am fall in love with the voice of Benja - oh my! misoatra Benja - tokony misy maromaro otran'io mihitsy Za ndray aloha tsy mba mirara an'izay lazan'ny olona - mahatanja ry r... suite
répondu par Veloo le 13/12/2016 19:34
J.niaina ( 08/12/2016 14:17)
Ny antony mahatonga ny vay ?
Miarahaba antsika rehetra, Inona avy no mety mahatonga ny vay ? Misaotra mialoha ho an'izay hamaly.... suite
répondu par NDINDY le 22/09/2018 12:58
rabaradaka ( 08/12/2016 13:21)
Potehin'ny fianakavian'i Hery ny firenena
Efa mazava ange ny zavatra noteneniko teto mikasika ilay zandrin'i Hery Rajaonarimampianina e, i AINA RAKOTOARIMANANA, fa io rangahy io no mifehy ny fitrandrahana vato sarobidy eto Madagasikara. Fa ma... suite
répondu par Veloo le 13/12/2016 19:39
rabaradaka ( 08/12/2016 13:07)
Sombiny amin'ny sampin'i Rajoelina
Saika tsy hitantara an'ity zavatra soratako ity aho, nefa mahatsiaro ho manana adidy ka tsy maintsy tantaraiko. Miala tsiny sahady ho an'izay tsy mahatanty. Olona iray nandray anjara tamin'ny fandeven... suite
répondu par rabaradaka le 16/12/2016 08:41
RBNIR ( 05/12/2016 13:41)
TRANGA IRAY EFA NATAON'ANDRIAMANITRA TALOHA MIVERINA INDRAY ANKEHITRINY
« Aoka isika hidina, ka eny no hanorokoroantsika ny fiteniny, mba tsy hifankahala teny izy. » (Genesisy 11:7) « Dia tao no nampielezan'i Jehovah azy hiala ho eny ambonin'ny tany rehetra; dia nit... suite
répondu par endriny le 14/02/2017 07:50
nytsaraharahina ( 02/12/2016 18:56)
Ny tena Temoin de Jehovah
Raha tokony ho izy dia izao no tokony ho temoin de jehovah dinihina kely ity texta ity: Isaia56.6:"Ary ny hafa firenena izay efa manaiky ho an'i Jehovah mba hanompo Azy sy ho tia ny anaran'i Jehovah ... suite
répondu par endriny le 19/01/2017 04:08
ldorentine1 ( 01/12/2016 19:54)
mba te ahalala vao ato o...
mba te ahalala vao ato o... suite
répondu par sipagasy le 02/12/2016 15:02
hery ( 30/11/2016 23:37)
Andramo eto ara raha mbola mandeha ny solonanaranareo.
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/b338eddc6e04c177f2686fdd3952d292.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/b338eddc6e04c177f2686fdd3952d292.jpg[/img][/url] Mamalia eto ambany fo... suite
répondu par elien8 le 22/11/2018 12:10
rhaj0 ( 29/11/2016 14:46)
Hira Krismasy tianareo
Taon-dasa tsy tsaroana fa ireto no hita parady teto @ serasera.. 2014 http://forum.serasera.org/forum/message/m54901932e4356#m5492d8d13b2b2 2015 http://forum.serasera.org/forum/message/m56700e63cd3c... suite
répondu par rhaj0 le 22/12/2016 14:29
rhaj0 ( 28/11/2016 13:49)
Ny Jiosy ao Dago
O ry Stahtam sy Tealala.. hono ho'a, ngo dia ianareo, na ny mpiaraka aminareo no mivoaka gazety io? Fantatrareo ve i Nihatsara ohatra? [url=http://www.jpost.com/Diaspora/Newly-converted-Jewish-commun... suite
répondu par endriny le 12/01/2017 06:17
andrianson ( 27/11/2016 18:47)
Prêt Bancaire
Miarahaba Antsika ato. Efa nisy tamintsika diaspora ve Nanao Prêt bancaire(Immobilier) t@banque tao mada. Misy fikasana mantsy anao investissement locatif any an'tanàna ka mba te ahalala ny démarc... suite
répondu par sipagasy le 02/12/2016 15:05
rhaj0 ( 25/11/2016 17:43)
Tonga indray ity ny Noely...
Dia namadibadika (toa ny fanaoko) ny Babioly aho io ;-) Fa nahita ny tantaran'i Zakaria. Iza aminareo no mahay ny tantaran'ilehio? Ny tantara fandreko @ Zakaria dia bilagy anglisy sinoa izay.. toat... suite
répondu par rhaj0 le 13/12/2016 11:51
ora ( 21/11/2016 13:16)
lay tonokalon'i ZARA AINGA
sao mba afaka mahazo ny tonon'ilay tonokalo momba ilay Ray aman-dreny nifampiresaka tamin-janany izay nalfa nianatra aty Andrenivohitra iny ve ry Hery? inona ny lohateniny?... suite
répondu par hery le 21/11/2016 18:46
stahtam ( 21/11/2016 06:51)
"Saino kely ange..."
RAFIERITRERETANA - 14/04/2015 19:32 [quote=Rafieritreretana] Lasa hoaho ny saiko raha nandinika teny vitsivitsy nataon'ny mpaminany tamin'ny zanak'Isiraely, eny fa ny Mesia koa aza. Noheveriko mantsy... suite
répondu par stahtam le 02/01/2017 11:08
hery ( 21/11/2016 06:22)
Sao tsy tokony ho eny amin'ny oniversité
Avy namaky sy nihaino ity tononkalo anakiray ity aho dia tonga saina ihany hoe sao tokoa dia tsy tokony ho any amin'ny oniversité ary ny tanora Malagasy zanaky ny tsy dia ampiampy loatra. Toa andania... suite
répondu par Charoumeni le 13/01/2017 11:09
rhaj0 ( 18/11/2016 15:13)
Ireo pretra (sasany) nanolana ankizy (7)
Ka midona any @ tanana izany ity resaka efa natao [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m54886c2e7f0c3#m548afa21941c5]tatsy[/url] sy [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5469de30a50f... suite
répondu par rhaj0 le 15/02/2017 20:38
jydu ( 18/11/2016 05:50)
vahaolana tanana miempaka
[youtube] [/youtube]... suite
samie ( 17/11/2016 16:05)
Mba saika hanontany hoe iza kay no mihira an'le hi...
Mba saika hanontany hoe iza kay no mihira an'le hira hoe : Fa na ho aiza ianao Handeha hanalavitra ahy Mieloelo foana andohanao eny aho Hiteny irery ianao Fa mbola hafa aho Mbola hafa e hafa e ny ant... suite
michousou ( 16/11/2016 19:34)
Miarahaba ny mpikambana rehetra o!!fa manina kay t...
Miarahaba ny mpikambana rehetra o!!fa manina kay ty serasera ty rah mba te iala enao de tsy mety tafiala mitsy otran'ny facebook?rah iala zao enao @ facebook vo mi-deconnect de afaka fa ty na miditra ... suite
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.7078