Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
razafyaina2o15 ( 21/10/2016 09:00)
tsetratsetra tsy aritr fotsin
manao ahoana daholo .salama ny zavatra mampalahelo ahy fotsiny @ resakaJIRAMA dia ny any @ partie nay any dia tapaka ary matetika mitsy dia tsy miverina raha tsy ny ampitso maraina... tohiny
endriny ( 21/10/2016 03:27)
Ranakombe, ilay mpamosavy
Araka ny angano Malagasy taty aoriana dia I Ranakombe no Ombiasa masirasira indrindra teto Madagasikara ary tany amoron'ala tany izy no nipetraka. Tsy misy tsy natahotra azy hono ny olona teto amin'ny... tohiny
novalian'i endriny ny 10/11/2016 14:08
gily ( 20/10/2016 06:53)
Slt daholo.Mba misy mahafantatra ve ny lohateny sy...
Slt daholo.Mba misy mahafantatra ve ny lohateny sy ny mpihira an'ity hira misy andalana hoe : "veloma eny masina ry nandalo ka tsy tana, veloma tsy misy tsiny ho hadinoiko 'lay fahiny, tsofiko rano ho... tohiny
gily ( 20/10/2016 06:53)
Slt daholo.Mba misy mahafantatra ve ny lohateny sy...
Slt daholo.Mba misy mahafantatra ve ny lohateny sy ny mpihira an'ity hira misy andalana hoe : "veloma eny masina ry nandalo ka tsy tana, veloma tsy misy tsiny ho hadinoiko 'lay fahiny, tsofiko rano ho... tohiny
njr07 ( 20/10/2016 06:09)
Resaka mpanofa trano sy tompon-trano
Inona daholo moa ny droit ny mpanofan-trano raha raha norohanan'ny tompotrano ? Ny antony nandroahana dia ny fanamboarana ny trano, hipetrahan'ny zanakin'ny tompotrano, ary ny fahataran'ny fandoavana... tohiny
sitlo ( 19/10/2016 14:11)
Ny nahatonga ny teny hoe vodihazo
[center][img]https://s10.postimg.org/uskmolec9/Vody_hazo.jpg[/img][/center]... tohiny
rhaj0 ( 19/10/2016 01:42)
Islamo
http://geopolis.francetvinfo.fr/madagascar-terre-fertile-pour-l-islam-radical-119777 La Gazette de Madagascar le 20 Septembre 2016. [i]«Ils font tout pour créer des écoles coraniques. Ils prennent... tohiny
novalian'i endriny ny 01/02/2017 17:28
rhaj0 ( 18/10/2016 13:19)
Inona no ho nataon'i Jesoa?
Izany no fanontaniana fapetraky ny Kristiana evanjelisitra ao zamerika ao hono, rahefa misy tranga na seho atrehiny: [i]Inona no ho nataon'i Jesosy raha Izy no teo[/i]. Ka dia inty izany misy nataon... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 01/12/2016 14:15
famenohasambarana ( 18/10/2016 12:17)
manana trompe bouché nefa te hanan-janaka
bjr,izaho dia manana olana tsy ahafahana miteraka,rehefa avy natao radio ny tranon-jaza dia hita fa bouché ny trompe iray ary phimosis izany hoe tery ny trompe iray,sao dia misy mitovy cas amiko ka a... tohiny
rhaj0 ( 17/10/2016 17:01)
Ny Fitadidiana (mémoire)
Na zokiny na zandriny dia, mino aho fa samy mieritreritra hoe, ahoana tsara ny @ Fitadidiana ity, ary ahoana no hanatsarana azy.. Ny zandriny te-hahay raha vaovao, na dia voan'ny hanaovana tsianjery-b... tohiny
tothe ( 14/10/2016 11:15)
Ifonako Nirina sy Liva
Mangataka io hiran'i Nirina sy Liva ifonako io re tompoko raha mba azo atao, merci... tohiny
tothe ( 14/10/2016 10:51)
Azo atao ve ny maka hira ato? raha azo atao de aho...
Azo atao ve ny maka hira ato? raha azo atao de ahoana ny fakana azy? ... tohiny
endriny ( 14/10/2016 05:37)
TENA misy, TENA marina
Tsy maintsy ampanenoina be ohatran'izany ve ilay izy vao marina sy misy, sa tena tsy vitantsika ny manaporofo ilay izy dia tsy maintsy atao vazavaza mihintsy mba hampangiana ireo tsy mety resy lahatra... tohiny
novalian'i endriny ny 31/10/2016 16:31
angouz ( 12/10/2016 14:52)
Misy tsy mazava
Salama daholo ! Hono oa azo atao ve ny manoratra fanjonohana olona mba ho solokina eto amin'ity serasera ity eto, misy olona milaza fa afaka mampindrana vola hatramin'ny 900 000€ dia avy eo alain'n... tohiny
novalian'i hery ny 05/04/2017 18:44
nantsafaina ( 12/10/2016 10:47)
Aza hitako, aza misy anie izany.
Ny hanongotsongoana ny maty anie, tahotra ny handevim-belona. Ny aro riaka main'andro, hitsinjovana ny fahavaratra tsy maintsy ho avy. Dian-tana rahateo ny fiainana, ka ny efa lasa no hakana lesona am... tohiny
nantsafaina ( 12/10/2016 10:14)
Kabary tsy valiana sady tsy misy mpihaino.
Marina tokoa fa tsy mba mirehitra ny tany mena, Ny afo lavitra aza moa tsy azo hamindroana. Nefa dia ho diso ve izay nilaza fa rehefa mety anie ny atao Sahobakaka aza hampidi-drano ketsa, Ary ny baing... tohiny
novalian'i vazivazo ny 13/10/2016 11:33
BANDBGS ( 12/10/2016 07:04)
REHEFA TONGA EO AMIN'NY INONA NO TOKONY HISARAKA NY MPIVADY§ MIALA HEVITRA
Salama daholo! za d bandy nanambady ary manan janaka roa vavy.Nisy vanim potoana naditra rehefa niteraka izahay mivady toy ny 85% NY LHL rehetra ihany.Taty aoriana enaf dia vonon hiova ary efa hanoma... tohiny
novalian'i lhomme ny 20/04/2018 10:01
valohery16 ( 11/10/2016 06:01)
FA MANINONA NY FIVAVAHANA KRISTIANA IHANY....
Ny zavatra tsy azon'ny ol sasany dia oe AA dia saro-piaro tahaka ny olombelona koa tsy tiany raha ampifangarona @ fanompona zvt hafa IZY ka ny zava-panahy dia tsy azo ampiasaina logique ka oe rehefa... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 19/10/2016 10:56
STViha ( 10/10/2016 14:14)
VOLANA FAHAFITO 5777/ IOM KIPOUR/ TRANO RATSAN-KAZO
Faly miarahaba indray ! Araka ny efa nambara fa ao anatin’ny volana fahafito isika HEBREO izao dia tsara raha velabelarina ny tokony ho atao ho fiaraha-mientana hatrany mba ho fanarenana ny firenena... tohiny
novalian'i STViha ny 30/10/2016 19:27
STViha ( 09/10/2016 17:31)
SHANA TOVA OUMETOUHA
Salama e ! Faly indray miarahaba ny MALAGASY na ny HEBREO manerana ny NOSY, faly sy ravo tokoa manambara amintsika izao vaovao tsara manaraka izao : Tsinana ny Alahady lasa teo mantsy ny volana fahaf... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.9864