Resaka mpanofa trano sy tompon-trano 
Inona daholo moa ny droit ny mpanofan-trano raha raha norohanan'ny tompotrano ? Ny antony nandroahana dia ny fanamboarana ny trano, hipetrahan'ny zanakin'ny tompotrano, ary ny fahataran'ny fandoavana hofatrano. Nanome préavis 3 volana izy tamin'ny zany. Moa va amin'ilay 3 volana farany, tsy mandoha hofatrano intsony? |
Valio |
Miverina eny ambony
Ilay 3 volana préavis aloha ny fahalalako azy dia fepotoana, homena ilay mpanofa hahafahany mitady trano fa tsy dia hoe fanomezana alalana azy tsy handoa hofan-trano mandritra ny telo volana farany..
raha tsy hoe angah tsy andrinao ilay 3 volana ka mandroaka azy alohan'ny fotoana ianao dia voatery mandoa onitra amin'izay fotoana izay....Nefa raha mahandry ianao dia omeo telo volana izy hitadiavany trano saingy ny hofatrano takio foana fa mbola mitomboka ihany e!!! |
Valio |
Miverina eny ambony
Tsy maintsy miala ao anatin'ny telo volana ny mpanofa trano roahin'ny tompon-trano. Mandoa hofantrano foana izy amin'izany. |
Valio |
Miverina eny ambony