Inona daholo moa ny droit ny mpanofan-trano raha raha norohanan'ny tompotrano ? Ny antony nandroahana dia ny fanamboarana ny trano, hipetrahan'ny zanakin'ny tompotrano, ary ny fahataran'ny fandoavana hofatrano. Nanome préavis 3 volana izy tamin'ny zany. Moa va amin'ilay 3 volana farany, tsy mandoha hofatrano intsony?