Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
201007jacky ( 30/09/2016 08:56)
MAFANA NY ANDRO
Tao anaty trano fitaizana itony marary saina itony dia nampanaovina fitsapana ireo. Izay afaka dia mahazo mody. Hoy ilay mpiandraikitra: - "Hanao fitsapana ianareo dia izay afaka dia mody daholo. Iza... suite
répondu par mirananirina le 08/10/2017 19:28
Lydag ( 30/09/2016 08:35)
Ahoana no andraisanao hoe:"vy tsy mikitrana irery"...
Ahoana no andraisanao hoe:"vy tsy mikitrana irery"? Marina mandrakariva ve izany? Matoa misy ny ady na korontana dia samy tomponandraikitra ny anadaniny sy ankilany? ... suite
répondu par Lydag le 01/03/2017 08:32
201007jacky ( 29/09/2016 14:29)
Inona no mahapotika ny kolontsaina malagasy?
Efa nantitranterina teo aloha ny famaritana araka ny fahalalako azy ny atao hoe "kolontsaina" Eto indray dia ny mety mahapotika io harena io no andeha hasiana resaka. Singa roa no eritreretiko mahapot... suite
répondu par endriny le 01/04/2017 13:49
201007jacky ( 29/09/2016 13:15)
INona no atao hoe KOLONTSAINA?
Kolontsaina? Teny telo no nahazoana io anarana io: kolo + na + saina Ny "kolo" dia avy amin'ny hoe "mikolo", "koloina", "mikolokolo", "kolokoloina", "ikoloana",... Azo adika hoe "mikarakara" ny hoe "... suite
répondu par rhaj0 le 17/11/2016 13:53
sicnarf ( 27/09/2016 17:46)
fianaran'asa
Salu daôl...iz kay nmba maita sekoly fianarana asa azafady!! eto tana iany ... suite
Rajasanagara ( 25/09/2016 15:06)
Hay ve ka ny Hindousime no nipoiran'ny Judaïsme e?
Dia avy eo nasiana finoana grika,romana,egyptiana....dia lasa kristianisma taty aoriana. Ny tantaran'i Abraham dia i Braham ao @ Hindouisme ihany. Ny tantaran'i Samson dia i Hercule ao @ finoana Grika... suite
répondu par rhaj0 le 13/10/2016 10:34
livaniaina79 ( 25/09/2016 09:36)
Olana
Manana olana kely ts met misokatra NY menu WiFi NY findaiko inona no tokony atao Samsung galaxy cores duos Le finday ... suite
répondu par hery le 10/10/2016 04:41
livaniaina79 ( 25/09/2016 09:29)
Olana @ telefona ...
Olana @ telefona Bjr dhl member vao2 ,manana olana ah ry zareoan tsy mety misokatra NY menu WiFi findaiko inona no atao Samsung galaxy core duos Le finday mb omeo solution svp... suite
dyfisa ( 25/09/2016 04:00)
inona no atao
Lava b ny tatara fa fitiniko. Manambady aho 3ny zanakay nifankatia tokoa zahay fa ts haiko ra mandalo fitsapana na sanatria tapitra ilay fitiavana fa miaraka am olokafa vadiko aminizao ftona izao ary ... suite
répondu par Mirananirina le 28/01/2017 18:46
dyfisa ( 24/09/2016 09:55)
rojom bavaka ho an tokatrano feno toloko ranomaso
Bjr. Reny mpianakavina aho ary mandalo ady sarotra ny tokatranonay ankehitriny satria tombé amoureux am vehivavy hafa ny vadiko. Matahotra mafy aho ny ho ariany satria izy mbola tiko sy ny fitsinjov... suite
répondu par irakiraka le 21/02/2017 13:55
dyfisa ( 24/09/2016 08:59)
rojom bavaka ho an tokatrano feno toloko ranomaso
Bjr. Reny mpianakavina aho ary mandalo ady sarotra ny tokatranonay ankehitriny satria tombé amoureux am vehivavy hafa ny vadiko. Matahotra mafy aho ny ho ariany satria izy mbola tiko sy ny fitsinjov... suite
répondu par tararaky le 25/09/2016 19:29
dyfisa ( 24/09/2016 08:00)
rojom bavaka ho an tokatrano feno toloko ranomaso
Bjr. Reny mpianakavina aho ary mandalo ady sarotra ny tokatranonay ankehitriny satria tombé amoureux am vehivavy hafa ny vadiko. Matahotra mafy aho ny ho ariany satria izy mbola tiko sy ny fitsinjov... suite
toky4 ( 23/09/2016 13:42)
mety ho vita ve ny amnohitra by asan dahalo any am...
mety ho vita ve ny amnohitra by asan dahalo any ambanivohitra ... suite
répondu par hery le 10/10/2016 04:44
ravatorano ( 23/09/2016 07:12)
io ary fa ilay nolazaika tany aloha be tany
lasa TIM ([b]T[/b]eo [b]I[/b]hany no [b]M[/b]iverina) daholo wa zalah pisehatra politika sy polifika eto amitsika ireto ! Ny mpitondra mahazo fahefanana dia mùanampatra ny heriny tokoa amin'izay fah... suite
répondu par Tovorandria le 24/09/2016 19:59
angouz ( 22/09/2016 18:34)
Aza kitihina ny havanay
Ny tany amidinareo azo leferina ihany !... suite
répondu par angouz le 12/10/2016 06:38
Tahh ( 22/09/2016 07:59)
salama dol,mba mila torohevitr,za miarak @bandy ir...
salama dol,mba mila torohevitr,za miarak @bandy iray,mifakati zaay d ten miarak,rhf tena tafiarak ela2 zay d zay vo niteny iz we ts afk miarak mandrakzay tsika fa za ef manabad...d inon tkn fanapakevi... suite
vonjyas ( 20/09/2016 11:21)
Polisy sy zandary maka vola @ sofera
Inona no atao mba anajanonana ilay kakain'ny polisy sy zandary @ sofera taxi-brousse reny fa mandreraka be le kolikoly e!... suite
répondu par Vonjyas le 20/12/2016 13:03
vonjyas ( 20/09/2016 10:50)
Fanofana trano
Salama daholo! Ra manome préavis lay tompontrano ve reto dia mandoa hofatrano iany ve sa tsy mandoha! Fa roahany ilay tompontrano mantsy zay dia hoe ilainy ony ny trano! Misaotra ho an'izay mamaly e!... suite
répondu par Vonjyas le 29/09/2016 05:50
tiavanafi ( 19/09/2016 12:36)
misy association tokony hanampy ahy ve eto France ?
Bjr daoly ndray ry namana misotra anareo sahady @ torohevitra Za vao tsy ela aty a France sépare @ vadiko izy tsy afaka manampy ahy arabola za zao mipetraka aty @ tranoninamako 5 mois zay no nahat... suite
répondu par booboo le 27/09/2016 08:23
islak ( 18/09/2016 13:26)
fiainana
inona marina ny momba an ireo vehivavy ireo, [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/2038299584c19b692c863429540b1266.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/2038299584c19b692c86342954... suite
répondu par Islak le 23/09/2016 01:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4817