Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
mpilaza444 ( 22/08/2016 16:45)
vady tia lelena nefa mamalivaly
Tia milely amiko ny vadiko ary le mando be ireny rehefa manao. Rehefa am antoandro nefa de miseho ho mpamalivaly. inona no hanaovana azy?... suite
répondu par andrywui le 20/11/2017 07:51
Ditrakely ( 22/08/2016 14:03)
e! asa famitahana fotsiny ry reto fa tandremo a!
hono oa ry reto, ilay manao recrutement lava tsy misy farany ao antsirabe ilay teleoperatrice ao amin'ny bonnara io ilay ao ambony cyber "akory aby" io ve ahoana marina fa mandefa demande d'emploi ian... suite
Ditrakely ( 22/08/2016 13:57)
e! asa famitahana fotsiny ry reto fa tandremo a!
hono oa ry reto, ilay manao recrutement lava tsy misy farany ao antsirabe ilay teleoperatrice ao amin'ny bonnara io ilay ao ambony cyber "akory aby" io ve ahoana marina fa mandefa demande d'emploi ia... suite
répondu par hery le 05/04/2017 18:45
tealala ( 22/08/2016 12:46)
Evolution
http://www.lamed.fr/index.php?id=1&art=369 "Plus j'avance dans le domaine de la science et plus je crois en D.ieu"... suite
répondu par endriny le 08/10/2016 16:44
zo6 ( 21/08/2016 09:55)
firaisana ara nofo ho an'ny mpifankatia
FAHAFATESANA no tambin'ny ota! ny fahafatesana nataon'Andriamanitra sazy no fampisehoany fa tsy ankasitrahany ny adultère sy ireo fahavetavetana! ao @Deo 22:13-29 sy Eks 22:16-17 dia meloka avokoa eo... suite
répondu par rhaj0 le 14/10/2016 12:25
andrianarivelo ( 20/08/2016 19:58)
Oe! asio tsiky fona e! Dia itsikio fa tsy adala a... :-)
Oe! asio tsiky fona e! Dia itsikio fa tsy adala akory ianao, fa mitsiky iany. ....... ;-) ... suite
wittboii ( 19/08/2016 12:02)
Princio - Io kolikoly io (Dikan-teny)
Salama daholo, J'ai pu obtenir les paroles de la chanson grâce à ZIORIKA qui a eu l'extrême bonté de me consacrer une partie non négligeable de ton temps, merci encore, ZIORIKA! Pour ceux que ... suite
répondu par wittboii le 13/09/2016 14:52
Harry14 ( 18/08/2016 20:25)
Site gasy vaovao be
Nouvelle agence de communication en ligne Malagasy: MITADY FIARAHAMIASA AMINAREO Entreprise commercial ,MANAO pub sy vente,en ligne, misy offre de service,misy torurel ho a osss facebook,sur Youtube 0... suite
angouz ( 18/08/2016 18:36)
Mba ilaina tokoa ve ?
Salama ! Hono ho aho ry mpiady hevitra isany, aminareo ve dia tena ilaina tokoa ve ny mpimasy ? satria dia izao no antony fanontaniko, raha efa tena mandinika ny olona mpampiasa sy mpilalao ody izaho ... suite
répondu par hery le 10/09/2018 20:41
angouz ( 18/08/2016 18:17)
fiverenan'ny sambo fiara
Azo inoana ve fa hisy fiverenany ny sambo fiara ary iza no mpaminany nilaza an'izany, ary ahoana ny fisehoany ?... suite
répondu par endriny le 08/09/2016 06:31
tealala ( 18/08/2016 08:00)
Testamenta vaovao/Testamenta taloha
Fa maninona kay ilay testamanta vaovao no manova ny zavatra tao anatin'ilay testamenta taloha?... suite
répondu par tealala le 23/08/2018 18:20
STViha ( 15/08/2016 19:13)
FIARAHA-MIENTANA NO ILAINA
ASA FAMPIHOROHOROANA. Anisan’ny zavatra tena atahoran’izao tontolo izao na firenena aiza na firenena iza ary misy firenena fanta-daza amin’io resaka io mihitsy, tsy ho lazaina eto hoe iza izan... suite
zo6 ( 15/08/2016 18:00)
fahotana ve ny mivady tsy vita mariazy any apengonana
fahotana ve ny mivady tsy atao mariazy any apengonana, ra ny ankamaroan'ny malagasy manko d tsy vita fanamasinana any apengonana ny mpivady, zan oe mijangajanga zan ry bebe sy dadabe... suite
répondu par rhaj0 le 23/08/2016 13:20
STViha ( 13/08/2016 20:12)
MALAHELO NY MALAGASY (HEBREO) ELOHIM !
Fa ny vahiny ve mieritreritra mihitsy hoe vita tanteraka ny momba ny MALAGASY na ny HEBREO e ? Sanatria izany hoy i Paoly ao amin’ ny Romana 11/1. Inona moa no tsy karazana ota fady ataon’ny vahi... suite
rhaj0 ( 12/08/2016 14:09)
Arabo sy Israeliana sa... Moslimo sy Jiosy?
Aleo akisaka eto ity resaka ity, fa tena mba zava-dehibe ihany.. [quote=stahtam]nisy faminaniana niseho momba an'i Ismael ... Resaka ankapobeny no resahina ... Problème mondial ny adin'ny Arabo sy ... suite
thyna ( 10/08/2016 23:48)
Tsy tonga nianatra(Blagy)
Tsy tonga nianatra i Lita ka nanontanian'ny mpampianatra hoe : -Fa taiza ialahy ry Lita no tsy nianatra omaly? Namaly i Lita sady menamenatra nanao hoe : -Nosasàna ny patalohako dia tsy afaka niana... suite
répondu par BENEM le 27/09/2018 05:30
mpilaza444 ( 10/08/2016 12:33)
Izay manaitra eny amin'ny vehivavy
Maro ny vehivavy mihaingo fa heveriny ho ireny no jeren'ny lehilahy. Ny mahaliana ny lehilahy dia ny vehivavy manana fivaviana midongona be dia hita eo anoloana ny sariny. Eo koa ireo manana nono mifa... suite
répondu par Hear me! le 16/11/2017 11:16
mpilaza444 ( 10/08/2016 12:22)
Sao mba misy produits manaitra ny an'ny vehivavy?
Izaho mba liana mafy te hahafantatra raha mba misy zavatra ahosotra ny clitoris dia mahery mitady firaisana be ny vehivavy na koa mahabe liquide vaginal? Mitombo be mantsy ny fahafinaretana rehefa ny... suite
répondu par Felantsoa14 le 25/06/2018 03:04
STViha ( 09/08/2016 20:08)
RY MALAGASY (HEBREO)! AZA MATORITORY INTSONY
"Tiava ny namanao tahaka ny tenanao" hoy i IESHUA ao @ Lioka12/31, hain'ny MALAGASY na HEBREO tsara mihitsy ny nampihatra io Didy lehibe mikasika ny fitiavana ny namana io na ny fitiavana ny Tanindraz... suite
répondu par RA TAN le 13/05/2017 11:21
STViha ( 09/08/2016 20:06)
RY MALAGASY (HEBREO) AZA MATORITORY INTSONY!
"Tiava ny namanao tahaka ny tenanao" hoy i IESHUA ao @ Lioka12/31, hain'ny MALAGASY na HEBREO tsara mihitsy ny nampihatra io Didy lehibe mikasika ny fitiavana ny namana io na ny fitiavana ny Tanindraz... suite
répondu par RBNIR le 28/09/2016 10:54
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0367