Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
STViha ( 03/07/2016 18:52)
ANJOMARAM-PANAFAHANA HO AN'I GASIKARA
Araka ny efa hitantsika tamin'ny lahatsoratra teo aloha dia mitady ho voatsamatsamaka sy vakivaky ny fiaraha-monina Malagasy, fantatsika anefa fa ''Ny firaisana no Hery'', ''Izay mitambatra vato, izay... tohiny
novalian'i booboo ny 05/07/2016 12:38
STViha ( 02/07/2016 19:56)
FAMPIRAISANA FINOANA
Tsy mety ho tanteraka ve ny fampivondronana ho iray ny Kristiana eto Madagasikara? Raha ny hevitray dia efa vanim-potoana izao tokony hampiraisam-panahy amin'izay ho antsika Kristiana eto Madagasikar... tohiny
STViha ( 01/07/2016 20:48)
ANTSO AVO HOAN'NY MALAGASY
Isaorana ny RAY MPAHARY fa mbola nahatratra izao fotoana na andro fiomanana hidirana @ andro faha-7 ato anatin'ny fanafahan'i Estera izao isika na ilay antsoina hoe ''Zoma''. Tsy kisendrasendra no nam... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 19/07/2016 11:44
STViha ( 30/06/2016 20:10)
GASIKARA AFAKA!
Mbola manamafy ihany amintsika Malagasy izay MINO ny MPAMONJY (ny ZANAKA izay tonga tety an-tany hanamafy hatrany ny fiombonam-po sy fanahy (vavaka) izay natomboka omaly ; Satria amin'ilay Nahary dia... tohiny
STViha ( 29/06/2016 20:21)
GASIKARA AFAKA!
GASIKARA AFAKA! (Isaia 60/1-3) Toa honohono na zary nofinofy ny hoe ''FAHAFAHAN'NY MALAGASY'' na ara-tantara na ara-jeografia, satria tsy arak'izany ny tena toe-java-misy sy ny fomba fiainana nanombo... tohiny
rabaradaka ( 29/06/2016 08:24)
Ny fitondrana HVM no tao ambadiky ny grenade teny Mahamasina
Ny 20 jona dia nisy manam-boninahitra Jeneraly namana niteny hoe misy grenade betsaka miparitaka eto Tanà ary ezahana haparitaka any amin'ny Faritra ihany koa. Ny tanjona dia hanosoram-potaka ny mpan... tohiny
tranokwly ( 28/06/2016 06:50)
centre d’éducation d’enfants défavorisés
salama daholo, miala tsiny aloha ra toa ka tsy tokony tamn ty lohaevtr ity no nampidirako it. mijery ireo zaza gasy maro b mirenireny tsmis atao d las n saina ,ande mba hanokatra toerana iray hanabeaz... tohiny
Onja.H ( 27/06/2016 12:39)
asa avy/ao amin'ny internet
Salama ô! Enoko miresaka az it fon n namako sasany tato ho ato, ilay hoe miditra amina ''site'' iray dia na mijery ''video'' na miditra amin'ny iray amin'ireo '' fenêtre '' atolony dia maazo vola? M... tohiny
rhaj0 ( 27/06/2016 12:27)
aiza ny atheista
[img]https://img.washingtonpost.com/wp-apps/imrs.php?src=https://img.washingtonpost.com/blogs/worldviews/files/2013/05/atheism-map-1024x506.jpg&w=480[/img]... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 11/07/2016 20:25
saho ( 26/06/2016 18:39)
Baomba nipoaka nisy naratra sy maty 26 juin 2016 teny Mahamasina eo 7 ora alina
Ny fahaleovantena taratasy fotsiny tsy misy dikany Izany antsoina hoe fahaleovantena miaro tanindrazana, tombotsoa vahoaka, tombotsoa iraisana misy sokajiny ny vahoaka sahirana hamoretana ny zavamisy... tohiny
radoratsimba ( 24/06/2016 05:50)
dentiste
Miarahaba anareo rehetr , hono ho a r zareo aiza eto tana kay no misy dentiste mahay an le manoy nify tapaka? d mety ôtrin ? tena mahay a misaotra betsaka... tohiny
maers01 ( 23/06/2016 09:51)
Iea avy ny Gasy eto Nice eh? mba te ifanerasera
Iea avy ny Gasy eto Nice eh? mba te ifanerasera... tohiny
novalian'i thyna ny 04/07/2016 22:19
dognatmg ( 23/06/2016 08:18)
Truvada: fanafody
Fomba ny olona no manao dokotera tena, indrindra rehefa mahitahita izay izy eo amin'ny fiainana niainany niaraka tamin'ny aretiny. Amin'ny resaka SIDA no hampiasaina an'io TRUVADA io. Mampiasa an'io n... tohiny
tranokwly ( 23/06/2016 06:30)
torohevitra amn fanamboarana trano
manao ahoana daholo mikasa hanao trano izahay amin'in volana ambon in ,d mba t haka toro hevitr aminareo zay manankambara, ten ts mahay ny resak tao trano mints mants e ,mrihiko eto fef vit plan vit d... tohiny
novalian'i rlam ny 07/03/2017 20:34
angouz ( 22/06/2016 17:57)
Hafa ndray ty an !
http://polyandrie/une indienne épouse 5frère/news.reponserapide.com :-)... tohiny
angouz ( 21/06/2016 17:50)
Ketrika mahasoa
Miarahaba anareo izay mamaky eto ! marina tokoa fa isika gasy dia fatra-pitady izay mahasoa izay tokoany na dia ny andrian'ilika aza mbola atrehina fona ka mba misy fanontaniana Moa ve dia tsy misy o... tohiny
novalian'i tranokwly ny 23/06/2016 06:40
rhaj0 ( 21/06/2016 13:19)
Fanontaniana - Fanadinana
Misy "test multiple choix" hitako dia mba zaraiko.. 1- Izaho dia mino marimarina fa, rahefa mieritreritra mangina, toa ny hoe, "[i]Andrmntra ooo.. ampio aho @ fanadinana izay hatrehiko rahampitso[/i]... tohiny
novalian'i RBNIR ny 18/07/2016 05:15
tiaviniainagasy ( 17/06/2016 06:06)
Manontany ny tanora [torohevitra mahasoa]
Inona no hataonao raha lasa zatra mikasikasika filahiana(favaviana) ianao...Hoy i Liva:"Valo taona ah de ef nikasika(x2) ny filahiko.Fantatro taty aorina hoe ts tian'A-tra ilay izy.Nanenina be ahu isa... tohiny
novalian'i nomeja ny 03/08/2016 06:07
tiaviniainagasy ( 17/06/2016 05:49)
mba mila fika!
slm dol! za rangah te h mince an! arakarak ny hinanako sakaf voa maik mampatav ahy. Mb mila vonjy e!!!!... tohiny
novalian'i napou ny 01/08/2016 06:38
tiaviniainagasy ( 16/06/2016 14:04)
Asa ho an'izay tia
Mitady mpitaiza vavy. Taona 15-18. Kilasy mody. contra tsy voafetra. Zaza tezaina 2taona lahy kely. Num: 0350835025 na 0322499399... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8103