Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
Maps23
(
18/07/2016 08:20)
Fanotaniana
Nanao fanabeazana aizana aho nadritrany 3 mois. Ary le 21 juinny rende-vois manaraka ,, kanjo anefa lasa niasa lavitra aho le 10 juin de tsy afaka nanohy intsony ary mariako fa tsy niray t@ lehilahy t...
suite
répondu par Fredkwel le 26/08/2016 17:15
Maps23
(
18/07/2016 08:19)
Fanotaniana
Nanao fanabeazana aizana aho nadritrany 3 mois. Ary le 21 juinny rende-vois manaraka ,, kanjo anefa lasa niasa lavitra aho le 10 juin de tsy afaka nanohy intsony ary mariako fa tsy niray t@ lehilahy t...
suite
thyna
(
17/07/2016 01:10)
Kilaoty nifamadika
Nifamadika ny kilaotin'ilay rangahy sy ilay sipany fa samy maika hody rehefa vita ny nataony ka tsy ni-verifié intsony hoe izy ity sa tsy izy.
Rehefa tonga tany amin'ny vadiny ilay rangahy dia toy ir...
suite
répondu par hery le 11/08/2016 07:15
Tovorandria
(
16/07/2016 15:48)
Fa an iza i madagasikara
Mba fantatsika ve ny nahazo ny vahôkan i Soamahamanina izay miaro ny taniny tsy anjakazakan ny vahiny nefa d ny vahiny no mahazo ny rariny fa gasy miady ho an ny taniny indray no vonoin ny emmoreg ô...
suite
répondu par romi16 le 28/08/2016 18:51
Charoumeni
(
15/07/2016 14:47)
Tsy misy saribao
salama e! Tsy misy saribao! Manao vary hono ny mpanao saribao! Lasa namadika daholo hono ny dokera! Marina ve zany???Izany tokoa ve no antony?? Toa tsy mampino an!...
suite
répondu par hery le 21/09/2016 15:53
diamondrajessica16
(
13/07/2016 20:42)
Ny didim-poitra eto am-pivoan-tany
Miarahaba antsika rehetra! mba mangataka fanehoan-kevitra mahakasika indrindra ny didim-poitra teto afovoan-tany : ny fomba taloha sy ankehitriny niova, ny fiheverana ny atao ho didim-poitra.(fiovana ...
suite
olaitan
(
13/07/2016 00:54)
VOTRE MEDIUM VOYANCE MARABOUT
[b]VOTRE MEDIUM VOYANCE MARABOUT POUR VOS BESOINS D URGENCE
Retour Affectif - Retour de l'être aimé en 2 jours / Porte feuille magique / -Bague, magique & Chaîne magique pour gagner au LOTO PMU e...
suite
pulm
(
12/07/2016 13:09)
Mba mangataka torohevitra
Izaho dia lehilahy ary manana sipa! ny olana dia izao: kamo be za ny anao firaisana @nazy fa izy kamo mietsika be nefa efa mba teneniko fona oe mba izarao fafiny za fa tsy mahazo fafiny mitsy??? nefa ...
suite
répondu par nilex le 19/09/2016 13:38
pulm
(
12/07/2016 13:04)
Fiasarahatoeran'ny mpifakatia
Salama daolo eee!!
za mba manipy teny kely iany ho anareo zay mpifankatian nefa misaratoerana! tsy vanona mitsy ny tokatrano! ny lahy mila n vavy ary ny vavy mila ny lahy! ny atao oe fitiavana eo @pi...
suite
répondu par Lydag le 30/09/2016 08:56
rabaradaka
(
12/07/2016 11:14)
Ny hadalan'ireo Ministry ny Fampianarana
Tsy mahay teny vazaha loatra aho fa mba hitako dia zaraiko :
Indépendamment de votre degré de compétence dans chaque matière, voici tout ce qu’on ne vous dit pas assez sur les oraux. 22 trucs et...
suite
mpisotrtoaka
(
12/07/2016 10:50)
ZAZA TSY MAHAZAKA BEDESINA
Mba saika hanontany aho sao misy hevitra avy aminareo!
Ny zanako 4 ans rehefa misy zavatra tsy mety ataony ka hitany fa hibedy azy aho dia avy hatrany dia mamono ahy izy na mikapoka mafy sady miefone...
suite
répondu par rhaj0 le 10/08/2016 15:36
weeb
(
12/07/2016 08:23)
Masturbation
in r reto no atao f ts mahzo aina mints za rehf manw @ sipaku.?d aleko mimaste f io no mapahazo aina....
suite
répondu par marcelio le 09/09/2018 20:28
STViha
(
11/07/2016 21:27)
MITADY MAIKA ANAO MALAGASY (Kristiana) ny Andriamanitry ny Hebreo hiverina aminY
Araka ny efa voambara tamin’ ny lohahevitra farany momba ny maha HEBREO ny MALAGASY sy ny tsy maintsy hahatanterahan’ ny faminaniana mikasika ny fanambàrana azy dia maro ny naneho ny heviny sy ...
suite
répondu par stahtam le 27/03/2017 05:37
angouz
(
11/07/2016 18:11)
Misy reference iray indray ity fa dia aoka samy ha...
Misy reference iray indray ity fa dia aoka samy handinika sy amakafaka tsara izay tena marina fa io aloha izao no ofisialy, ka dia aiza ary izany no fototra ?...
suite
rabaradaka
(
11/07/2016 09:30)
Aza mitsangana ry Malagasy ! Mila olom-baovao isika
MITSANGANA RY MALAGASY
Hoy aho indray hoe AZA MITSANGANA RY MALAGASY raha ireo jiolahy politika ireo no hitarika ny hetsika.
Iza no tsy nahalala ny halatra tany an-tapitrisany hectare nataon'izay Hajo...
suite
répondu par romi16 le 28/08/2016 18:50
STViha
(
08/07/2016 22:51)
EFA TONGA NY FAMONJENA AN'I MADAGASIKARA
Araka ny efa voalaza ombieniombieny sy ny efa hita porofo mitohoka amin'ny tendany, tsy azontsika hialàna na hodian-tsy fantatra intsony dia hamafisina etoana fa HEBREO NY MALAGASY tsy azo toherina n...
suite
répondu par stahtam le 11/07/2016 07:16
rabaradaka
(
07/07/2016 10:21)
Taratasy misokatra ho an'Atoa KOLO Roger, sénateur de Madagascar
Andriamatoa KOLO Roger,
Nandritra ny fotoana naha-Praiministre sy Lehiben'ny Governemanta anao no sady Minisitry ny Fahasalamana dia nilaza ianao fa homena fitaovana fitiliana (mammographie, radiograp...
suite
répondu par romi16 le 28/08/2016 18:54
Bonena
(
05/07/2016 12:45)
fampiroboroboana sy fampandrosoana ny kolontsaina malagasy " vakodrazana"
Manao ahoana ny hevi-tsika tsirairay ato e? Inona no maha samihafa ny vakodrazana sy ny hira gasy? Mba mangataka ny hevitry ny tsirairay ny tenako e! Raha ny fahalalako azy ireo mantsy dia toa kolonts...
suite
répondu par 201007jacky le 29/09/2016 13:23
STViha
(
05/07/2016 08:46)
FOHAZY NY HERINAO RY GASY!
Misaotra ireo efa nahavaky sy naneho hevitra t@izao fanolorana vahaolana hoan'ny firenena izao, ity mantsy ilay tonga @ fitenenana hoe: "ny omby indray mandry tsy indray mifoha" ka dia azo raisina ho ...
suite
répondu par rhaj0 le 20/07/2016 14:56
Rafieritreretana
(
04/07/2016 10:55)
Mitady trano misy matotoa
Mitady trano misy matotoa hofaina
alefaso ny offre...
suite
répondu par soa.tiana le 04/07/2016 12:18
