Mba mangataka torohevitra

1. pulm ( 12/07/2016 13:09)
Izaho dia lehilahy ary manana sipa! ny olana dia izao: kamo be za ny anao firaisana @nazy fa izy kamo mietsika be nefa efa mba teneniko fona oe mba izarao fafiny za fa tsy mahazo fafiny mitsy??? nefa izy tsy mivaky loha mihitsy! nefa izy koa anefa tiko ary itako fa tia ahy! dia lasa aho niverina niaraka t@le sipako taloha (iza tsy dia tiako fa ny manao firaisana @nazy no tena tiko ary mavita in-3 ao anatin alina izahay, nefa ra @ilay olona miarakamiko efa terena be le in1) valalanina ny saiko oe inona no ataoko?????? mba ampio aho fa mijaly e! le sipako taloha koa nefa mbola tia ana fa ny toetrany no tsy itiavako anazy! inona no tokony ataoko?????
novalian'i nilex ny 19/09/2016 13:38
2. diasa ( 12/07/2016 16:12)
salama!
raha mbola eto an-tany aloha de tsy maita ny tonga lafatra ianao fa anjaranao no misafidy zay hitanao mety @nao de koloinao,ampianaro an'lay sipa tena tinao zay tsy hainy fa tsy hoe tenenina fotsiny,ampijereo film ohatra
jereo koa ny zavatra mety hanaitra ny filany,ary ataovy milamina fa mila faharetana ny te hahazo mahafa-po
mazoto!
3. mirananirina ( 29/07/2016 18:46)
Izay tianao ihany iarahana é. Mijaly ilay sipanao taloha raha hiverimberenanao matetika.
Ianao kosa mety tia tena be, ilay avy dia miakatra ireny foana. Torohevitra kely, asaivo izy indray no eo ambony @ izay ianao tsy mihetsika fa izy.
4. lahindroy ( 07/08/2016 06:41)

mirananirina:

Izay tianao ihany iarahana é. Mijaly ilay sipanao taloha raha hiverimberenanao matetika.
Ianao kosa mety tia tena be, ilay avy dia miakatra ireny foana. Torohevitra kely, asaivo izy indray no eo ambony @ izay ianao tsy mihetsika fa izy.


salama jiaby

Soa ny manan-droa leroa
5. rhaj0 ( 09/08/2016 21:23)
Ny fahitako azy, dia ianao lhl no tsy mahay mampirevy eee... Raha mahay mampirevy ianao dia mandeha ho azy ny jeu de mousta..

Efa noresahina lavabe tatsy @ resa-behivavy ny fampirevena vhv, fa avadibadiho ao.. efa ho 5000 no nandalo tao fa aza mandalo katsa-maina ee..

http://forum.serasera.org/forum/message/m5460ccbbeac86
6. robertrakotondrabatry1 ( 10/09/2016 13:04)

pulm:

Izaho dia lehilahy ary manana sipa! ny olana dia izao: kamo be za ny anao firaisana @nazy fa izy kamo mietsika be nefa efa mba teneniko fona oe mba izarao fafiny za fa tsy mahazo fafiny mitsy??? nefa izy tsy mivaky loha mihitsy! nefa izy koa anefa tiko ary itako fa tia ahy! dia lasa aho niverina niaraka t@le sipako taloha (iza tsy dia tiako fa ny manao firaisana @nazy no tena tiko ary mavita in-3 ao anatin alina izahay, nefa ra @ilay olona miarakamiko efa terena be le in1) valalanina ny saiko oe inona no ataoko?????? mba ampio aho fa mijaly e! le sipako taloha koa nefa mbola tia ana fa ny toetrany no tsy itiavako anazy! inona no tokony ataoko?????
7. nilex ( 19/09/2016 13:38)
ny tena marina aloha tsy tia azy ianao na inona na inona ny fanazava ho entinao.Ny olona tiana koa tsy atao toy izany e.Tia tena ianao raha ny fijeriko azy e.Mila fanomanana koa nge ny vehivavy rehefa hiroso amin'izany fa tsy tonga dia gidragidraina eo e raha tsy hoe efa galifantsy angaha.Izaho mino fa tovovavy hendry izany olona miaraka aminao izany ka matahotra izy amin'ny zavatra hanerenao azy fa tsy hoe tsy mazoto akory fa ilay taloha indray efa mpiady ka mandeha ho azy ary mino aho fa tsy ianao irery akory no hanaovany izany.Aiza koa no hisy hoe niverina tamin'ny taloha dia raikitra indray.Toy ny biby nge izany fa mba mihevera ihany e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2485