Miarahaba antsika rehetra! mba mangataka fanehoan-kevitra mahakasika indrindra ny didim-poitra teto afovoan-tany : ny fomba taloha sy ankehitriny niova, ny fiheverana ny atao ho didim-poitra.(fiovana tao anaty ny fotoana nifandimby no ilaina raha azo atao) misaotra tompoko