Kilaoty nifamadika

1. thyna ( 17/07/2016 01:10)
Nifamadika ny kilaotin'ilay rangahy sy ilay sipany fa samy maika hody rehefa vita ny nataony ka tsy ni-verifié intsony hoe izy ity sa tsy izy.
Rehefa tonga tany amin'ny vadiny ilay rangahy dia toy ireny avy niasa isan'andro ka sady nanala akanjo no nitsotsotra;teo vao taitra ny vadiny nahita ity kilaoty misy dentelle ka sady nanao hoe:
-Fa ianao angaha mitapy?
-Mitapy ahoana ramatoa 'ty a!
-Fa iny kilaoty anaovanao iny ka?
-Ahhhh!nihanahana ingahy rainy sady niondrika no namaly haingana hoe:
"'ty ve no ariary zato de tsy novidiko!"
novalian'i hery ny 11/08/2016 07:15
2. mirananirina ( 29/07/2016 18:53)
Ssss
3. fredkwel ( 30/07/2016 08:22)
Ten nis ve zan?
4. thyna ( 04/08/2016 00:27)
Blagy mananihany io fa tsy tena marina ka!Nefa mety azo ampiasaina ihany raha tratra!hihihi!lol
5. hmgabin ( 05/08/2016 13:05)
tsara ihany le reflexe fa saika ratsy an!!!!hihihi
6. hery ( 11/08/2016 07:15)
:-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.096