Fiasarahatoeran'ny mpifakatia

1. pulm ( 12/07/2016 13:04)
Salama daolo eee!!
za mba manipy teny kely iany ho anareo zay mpifankatian nefa misaratoerana! tsy vanona mitsy ny tokatrano! ny lahy mila n vavy ary ny vavy mila ny lahy! ny atao oe fitiavana eo @pivady dia ny firaisana aranofy! tsarovy nefa ra io no tsy ampy dia marisarisa zay ny mpivady ary lasa misy olana kely!
novalian'i Lydag ny 30/09/2016 08:56
2. mirananirina ( 29/07/2016 18:47)
Tena marina.
3. nilex ( 19/09/2016 13:40)
raha mpifankatia tsy dia maninona fa raha mpivady dia tsy maintsy miaraka mitoetra .
4. Lydag ( 30/09/2016 08:56)
Fitiavana tsy marim-pototra izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1649