Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rabaradaka
(
26/05/2016 12:42)
Misy farany ny zava-drehetra
manoloana ny kolikoly diso tafahoatra, ny tsy fahaiza-mitantana, ny tery setra atao amin'ny vahoaka, ny fanenjehana mpanao gazety, ny tsy fandriam-pahalemana sy ny sisa dia tsy maintsy hisy gouverneme...
tohiny
novalian'i theomanja ny 02/06/2016 05:17
rvando
(
26/05/2016 09:21)
zuvaro
fa afaka fir andro aorian rs no ahatsapana oe bevoka kay mb mangataka fanazavan fa mias b saiko mants manir bb an...
tohiny
novalian'i asylumefreder ny 31/05/2016 11:39
rvando
(
26/05/2016 09:14)
kristianina sy famelankeloka
mis fetra v ny famelankeloka za mants nanana namana tena nanao ts net tamiko d ts met mamela az mits ...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 17/06/2016 12:23
endriny
(
24/05/2016 05:14)
Hay zavatra niaran'ny mpitondra Malagasy (Depiote Sakaraha) avy any Frantsa mihintsy ity fivarotana rongony ity
Fomban'ny dadany ihany no ataon'ny zanany lahy koa angaha tsy loza.
[url=http://www.francetvinfo.fr/sante/drogue-addictions/cannabis/l-ancien-patron-des-stups-soupconne-d-etre-au-coeur-d-un-trafic-de...
tohiny
novalian'i theomanja ny 02/06/2016 05:06
mhj
(
24/05/2016 02:59)
"recours gracieux" pr refus de visa dvt le consulat de france, efa nisy nanao v? perte de temps sa azo idirana ihany?
salama daholo,
ny cas-ko : nangataka ls visiteur aho satria manan-janaka 1 izay manana nationalité française, izahay mianaka dia mbl eto madagasikara, ary manam pikasana ny hipetraka en France, ny ...
tohiny
tovorandria
(
23/05/2016 20:34)
Tena ts mahalala menatra mits ity fitondrana ity fa fitondrana inona re ity e???
Tsy avotra tsony ity fitondrana ity. Ny olona mamorona asa ho an ny vahôka n1 no enjehina ôhatran ireny manenjika alika reny. Mba misaina ary ve le pitondra e???...
tohiny
novalian'i theomanja ny 02/06/2016 09:04
tovorandria
(
23/05/2016 20:31)
Tena ts mahalala menatra mits ity fitondrana ity fa fitondrana inona re ity e???
Sô lo misy mievitra oe za miandany am atsy na aroa a, fijery am maha olopirenena tsotra ny ahy, refa misy zvt maakasika an i ravalo d may ery ny endimboanjo hanakatona handrava sy hanapotika ,na d hi...
tohiny
endriny
(
23/05/2016 17:40)
Ho an'i fanahin'ireo iharan'ny tsy rariny isan'andro mihiratra eto Madagasikara...
Tsy hitako hoe hanao sora-baventy eny amin'ny arabe ve aho sa inona? Fa dia eto aloha no alefako ny ventsoventsoko...
Toerana lazaina fa natokana eo ambany fitantanan'i Masindahy Laurent sy Masina Ma...
tohiny
novalian'i endriny ny 15/06/2016 04:36
rabaradaka
(
23/05/2016 06:56)
tena fitondrana vendrana sy tsy misy ilana azy
Mpiasam-panjakana iray mandefa ny karamany any amin'ny Banky no milaza fa tsy manome ilay avis de crédit intsony ny fanjakana fa tsy maintsy mandeha eny Ambanidia hono maka ilay izy.
Tena Fitondrana...
tohiny
novalian'i theomanja ny 25/05/2016 14:46
angouz
(
22/05/2016 17:53)
Aretin-tsaina
Inona marina no tena mahasitrana ny marary saina fa toa misy fianankaviana iray izay dia lany volabe nefa dia tsy sitrana intsony ary dia maty ihany ilay adala ?...
tohiny
novalian'i angouz ny 27/05/2016 14:38
menalamba
(
22/05/2016 17:36)
Mana-bokon'ozatra ..!!! ??
Tena sangy ratsy ity ataon-dry zalahy sinoa ity kah !! Marina mafy na homena vola bé aza aho dé mifona mintsy an...Sa iza no mahasaky ?? hon !
Jereo eto :
http://www.liveleak.com/view?i=114_1463930...
tohiny
kalameva02
(
20/05/2016 21:15)
mahay lalana
mitady mafy olona anontaniana mahay momba ny lalàna eto belgique ikarakara dossiers fa maty vady ...
tohiny
novalian'i 5laody ny 28/05/2016 22:02
RALFJTJ
(
20/05/2016 08:14)
firaisana vao maraina
k'aiz daholo ry zalahy a,
Mba hampavitrivitrika hiatrehana ny tontolo andro vaovao sy mba ho samy miramirana dia tena efficace be ilay manao rapport alohan'ny hifoha iny (na dia efa nanao impiry ary...
tohiny
novalian'i fredkwel ny 21/06/2016 13:43
rhaj0
(
18/05/2016 12:17)
ka Fambara inona hono ity...
Nisy zavatra toa ny "voatavo", rahefa jerena avy lavitra, ary "midorehitra" be, nilatsaka avy "tao ambony tao" omaly, araka ny notaterina tato;
http://www.amsmeteors.org/2016/05/huge-fireball-over-nor...
tohiny
novalian'i lahindroy ny 04/06/2016 16:20
0NYAN
(
17/05/2016 20:17)
hira misy resaka fiarahana/ mariage
Miarahaba antsika tsirairay!
misy hira iray izay mahafinaritra ahy nefa tsy mba ita @ net sy heno matetika @ radio koa. Efa hira t@ année fin 90 début 200 izy io! Resaka fiarahana/mariage ilay izy. ...
tohiny
rabaradaka
(
17/05/2016 06:59)
Dia ho izao ve sisa ?
Dia sanatria ho izao tokoa ve sisa no hiafaran'ity vehivavy tsara tarehy nahababo ny fon'ny lehilahy mpanam-bola rehetra na vazaha na gasy ? Lasa rangon'antitra !
Sary nindramina tamin'ny fihaonan'ny ...
tohiny
novalian'i theomanja ny 24/05/2016 13:46
rabaradaka
(
17/05/2016 06:34)
Bado daholo ve ny ao Tsimbazaza ao e ?
Védétisme sa inona loatra ity ataon'ny député Nicolas fa dia ny TVM sy ny RNM mihitsy no manao déplacement rehefa ho any ivelany io député io. Fa angaha tsy misy olona manam-pahaizana ao Tsimba...
tohiny
joaryramiandry
(
16/05/2016 14:17)
Famakafakana
Tena miasa arak ny anarany marina ve ny "MANDRAVASAROTRA" ...
tohiny
novalian'i hery ny 11/08/2016 07:20
rhaj0
(
16/05/2016 13:40)
Ny Vaksiny
Inona tsara moa izany ny Vaksiny
https://fr.wikipedia.org/wiki/Vaccination
... introduire un agent extérieur (le vaccin) dans un organisme vivant afin de créer une réaction immunitaire positive co...
tohiny
novalian'i booboo ny 13/06/2016 09:03
rabaradaka
(
14/05/2016 06:48)
Hanova sa hanandrakandrana ny MEPATE vaovao ?
Filan-kevitry ny minitrea ny 13 may 2016.
Tsapa tao amin'ny MINISTERE AUPRES DE LA PRESIDENCE EN CHARGE DES PROJETS PRESIDENTIELS, DE L’AMENAGEMENT DU TERRITOIRE ET DE L’EQUIPEMENT fa ABROGES daho...
tohiny
