Fikaontiana sipa
1. asylumefreder
(
31/05/2016 12:03)
Atao ahoana kay ny mikaunty sipa?Ahoan ku nu ahafantara hoe tia iz f ts mbol manaik fotsn?
répondu par fredkwel le 02/07/2016 03:37
4. nilex
(
30/06/2016 05:46)
amiko a,raha mbola tsy hay izany zavatra izany dia aza mbola manao aloha.Ny fikotina sipa tsotra indrindra sady mahintsy dia ny miteny aminy hoe tiako ianao dia vita ko.
Fa ny fandrefesana ny fitiavany indray rehefa mbola tsy hainao dia aleo tsy manao aloha fa mety harary fo eo ianao raha sendra ny tsy mety.mandeha ho azy eny io .
Fa ny fandrefesana ny fitiavany indray rehefa mbola tsy hainao dia aleo tsy manao aloha fa mety harary fo eo ianao raha sendra ny tsy mety.mandeha ho azy eny io .
