Fazahoana zanaka lahy

1. angouz ( 02/06/2016 22:26)
Akory iaby ! tsy haiko na efa voaresaka tato izy ity, fa mba anisany mahaliana ny manontany azy, ahoana kay no fomba azahoana zaza lahy fa mba tsara ho fantatra ? ary mba iangaviana mba experience vecu no omena !
Mishaotra iaby ! deh miandry aho zay ?????
novalian'i fredkwel ny 17/06/2016 07:17
2. fredkwel ( 03/06/2016 04:30)
Ref rerak be tsar iny un n lelah n tsar manw rs arak n henuk,andramu aloh e.Ng efa manambd?
3. angouz ( 03/06/2016 12:44)
Tsia ! fa misy te ahafantatra ilay izy dia mba anontaniako fa tsy mety raha atao andrakandrana io fa mila zvtra sur kosa aloha fa raha izany honohono izany dia manahirana ihany fa misaotr e ! ary mety tsy hisy olona hamaly anio izao eto fa menatra
4. fredkwel ( 03/06/2016 14:33)
zan v?Ataonareo inun nefa zany e?Zay mitranga de isa0ry Atra fa tsss
5. harenadanny ( 03/06/2016 14:41)
mihinana hena kisoa!
6. angouz ( 04/06/2016 12:16)
Ialako tsiny fa tsy tokony tato ity resaka ity no nataoko fa hay misy vondrona tokony hiresahana an'izany ary ambadika.
7. harenadanny ( 07/06/2016 10:23)
fa aon kusa ary eh? aiz ndray no tokon hiresahan an zany?
8. endriny ( 08/06/2016 05:46)
Mamerina lesona kely aho

Ny lehilahy ihany no afaka mamaritra izay mampety ho lahy na vavy ny zanaka noho izy mitondra ny Kraomaozaoma X sy Y. Raha olona tia hena na zavatra be proteina sy sokay ilay lehilahy dia mahery tohana be ny X ka afaka misedra lalana tsara na dia tsy haingam-pandeha aza. Raha olona vizan-dava sy mamolava kosa anefa izy, dia marefo dia marefo ny X ka ho aty an-dalana. Ny Y izay efa zatra ny tsy misy no handresy eto. Ka ho lahy ny zaza

Kanefa na izany ny vehivavy koa dia mametraka fepetra be dia be amin'ny izay mety ho lahy na vavy. Satria ny Y dia tsy maivana ary haingam-pitsoriaka noho ny X mavesatr'entana. Ka raha amin'ny fotoana tena 13-14-15 mahalonaka ny vehivavy dia Y no tonga voalohany, ka ho lahy ny zaza. Raha lasa aloha loatra ilay firaisana dia X no mandresy satria mora maty Y noho izy tsy misy na inona na inona.

Raha diso masina loatra (asidra) ihany koa anefa ny tsiranoka ao amin'ny fivaviana, dia ripaka eny an-dalana ry Y, satria lava loatra matsy ny lalana manavatsava ny fantsona. Ka hofatin'ny kikin'asidra eny an-dalana ny anao lahy. Dia ho vavy ny zaza.
9. harenadanny ( 08/06/2016 10:26)
ar chromosome in le XXL?
10. angouz ( 08/06/2016 12:06)
Izao ihany no nahatonga ahy niteny hoe tokony tary @vondrona aho no nampiditra ity resaka ity, satria misy ny olona manko tsy te hivakiloha an'io fa hoe izay tonga eo dia izay izany fa teneniko eto aloha fa manana safidy daholo ny olona, fa ny tena antony anontaniako an'io dia misy olona mitady zazalahy mafy de mafy fa vavy fona no azony dia mba mila fanampina izy de izay.
11. tahina16 ( 09/06/2016 10:34)

fredkwel:

zan v?Ataonareo inun nefa zany e?Zay mitranga de isa0ry Atra fa tsss
12. tahina16 ( 09/06/2016 10:38)

fredkwel:

zan v?Ataonareo inun nefa zany e?Zay mitranga de isa0ry Atra fa tsss
13. fredkwel ( 17/06/2016 07:17)
tahina16 inun n tinaw ho lazain amn'io pubko io e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8393