Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
SYLLA8
(
23/04/2016 14:28)
INONA AM TY ANGAH NO TENA MITOMBONA!?
"avoto ny namanao mb hanavotanao ny tenanao" sa "avoto ny tenanao mb hanavotanao ny namanao"? aiza amnreo no mety hitombona na tena mitombona,de rah hoy enao hoe samy mitombona aby io de mb omeo ohatr...
tohiny
novalian'i tenere ny 16/11/2016 16:23
rickardorickardo2
(
23/04/2016 13:03)
mila fanampina
mila fanampina f marar loha lava!...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 16/05/2016 13:49
razafyaina2o15
(
22/04/2016 12:22)
FIHAVANANA
ankehitriny toy tsy hita taratra intsony zany hoe fihavanana zany ! asanoho ny fiainanamihasarotra hatrany ve sa noho ny fisian ny teknologiavaovao sa noho ny inona tsy hay intsony ; vola ! ...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/05/2016 15:30
razafyaina2o15
(
22/04/2016 12:03)
FANATSARANA SY FITANDROVANA NY ZARIDAINA
MIARAHABA
endriky ny tanana rehetra na eny ambanivohitra na ety andrenivohitra ny zaridaina ka tokony hajainasy kolokoloina fatratra izy ireny ; mitondra rivotra tsara ary mampazotozoto ...
tohiny
razafyaina2o15
(
22/04/2016 08:18)
e! ty tananantsika
farahovian ihany hoa ny olona maromaro sasantsasany vao mb hhay hiaro zany hoe fanananaiombonana zany e! toy zaridaina ny jiro ny wc ny zavatrarehetra mahafinaritra eny an dalana manaingo ny ...
tohiny
novalian'i razafyaina2o15 ny 26/04/2016 05:00
razafyaina2o15
(
21/04/2016 12:31)
betsaka ny olona no tsy mahay miara monina ka ton...
betsaka ny olona no tsy mahay miara monina ka tonga ny disadisa eny na dia eo @ manodidinaaza ! nef tikony hahatsapa ny tsirairay fa misy hatrany ny fifampiresahanamba hilaminan zany fiaraha mo...
tohiny
razafyaina2o15
(
21/04/2016 12:22)
fanabeazana
miainga avy any @ ray aman dreny aloha ny fanabeazanavao miampita@ mpanabe sy ny mpampianatra satria saorotra ny mitondraazy raha ts ny ray aman dreny no mandray andraikitra! miangaavy any ny olana...
tohiny
novalian'i razafyaina2o15 ny 17/06/2016 06:20
endriny
(
21/04/2016 04:36)
Ny olombelona tokoa ve no namorona an'Atra
Hoy ny baiboly: "Raha misy olona roa na telo mivory amin'ny anarako dia eo afovoany aho".
Izany hoe raha izaho irery izany no mivabavaka eo dia tsy misy Atra. Fa raha "misy 2 na 3" miara-mivavaka ami...
tohiny
novalian'i endriny ny 17/06/2016 05:57
rhaj0
(
20/04/2016 14:39)
Ny sakafo sy ny filàna
Izao indray no reko farany...
Ny vatana dia mila sakafo hamenoana ireto filàna
1- filàna enerzetika : mila angôvo ny vatana.. io dia alaina any @ siramamy sy ny matavy sy ny sisa.
2- filàna nutri...
tohiny
novalian'i booboo ny 13/06/2016 08:49
rhaj0
(
20/04/2016 11:17)
ni-pa nama
https://offshoreleaks.icij.org/search?country=MA&q=&ppl=on&ent=on&adr=on
Alibhay Djouma Goulamhoussen
Taj Mahal, 15 rue Mahafaka Tsaralalana, Tananarive 101
Mr. Ylias Akbaraly
Lot iiK 36 1, Soavimas...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 11/05/2016 13:39
Rafieritreretana
(
19/04/2016 14:44)
.... indrisy, lotoina ny anarako! Ary ny voninahitro tsy homeko ny hafa.
jereo eto:
https://www.youtube.com/watch?v=tVPZiFDRcTU
...
tohiny
novalian'i stahtam ny 27/05/2016 09:37
rabaradaka
(
19/04/2016 09:41)
Olivier Mahafaly no hany olona azon'i Hery sy Voahangy atokisana
Io Olivier Solondrasana MAHAFALY io no olona azon'i Hery sy Voahangy antoka tsara fa hanaiky izay ampanaoviny. Fantaro ohatry ny paosiko io olona io hatreny amin'ny ENAM ka fony izy mbola Directeur ta...
tohiny
novalian'i endriny ny 29/04/2016 04:32
endriny
(
18/04/2016 05:07)
Mahavariana ihany koa isika mpitazana ka
Salama daholo aloha,
Niova izany iny ny goveronemanta, dia mba nampiseho ny mombamomba ilay Piraiminisitra vaovao.
Dia miala any ny tsikera mahery vaika hoe: "Efa lany olomanga mihintsy I Gasikara k...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 22/04/2016 13:27
tovorandria
(
16/04/2016 19:30)
29 Mars 1947
Sao d mba misy afaka manazava fohifohy ny tantara niainan´ireo malagasy nandritry ny 1947? Izany hoe ny zavatra tena nisongadina tamin´izany niainan´ireo malagasy nitolona ho amin´ny fahafahana?
...
tohiny
novalian'i Nav ny 17/07/2016 16:39
sahia
(
15/04/2016 13:09)
hon oa e rzalà
zah band ef manambad, nampiresk sipa (ef manambad)teto zah d ten sariak b lay sipa. Tsis resk oe hiarak nef f mb oe mpinaman fotsin alou n anay hatramzao an, dia ef nifampiseho sary, ten ohatran tarai...
tohiny
novalian'i fanotina ny 27/04/2016 16:03
Rizaho
(
15/04/2016 09:21)
Fanafohanana Fisoratam-panambadiana, mila hevitra
Salama daholo,
Sarotra de sarotra ny fisaraham-panambadiana eto amintsika, fa mba misy ve lalàna manafoana ny fanambadiana? Tsy mbola noconsummerna alory ny fanambadiana fa tsy miara-mipetraka akory...
tohiny
novalian'i mpilaza444 ny 09/11/2017 13:31
endriny
(
13/04/2016 05:34)
Ny Babilonianina izany no nandrafitra ny baiboly ho an'ny Jiosy sy ny Kristianina e
ahahahahhahaha,
Mampihomehy be ilay tantara, fa aleo iny ho any fa ny tantaran'ny razako aza tsy haiko...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 09/05/2016 10:56
papotsy
(
12/04/2016 06:01)
fiovana tompo-tseza ftsn.
lu d0l. a0n reto n ten fika masisu ret mpitundr tsik reto a. n fahtanrw v ts we r zala ian n mamurn blém mb hampahatr atsik? ...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 12/04/2016 17:19
guevannijohnpaolorakotomamonjy
(
12/04/2016 04:15)
Fianarana momban'ny atao hoe filozofia
mila fanampina momban'ny fanadihadiana tahirin-kevitra : manome lanja ara-pilozofia...
tohiny
novalian'i hery ny 13/04/2016 22:56
endriny
(
11/04/2016 15:07)
Miantso kila ny Papa
Dia tsy haiko ry zareo na mihena ny mitombo ny isan'ny mpiangona kristianina eto an-tany na tsia. Fa ny hitako eto Madagasikara aloha dia mitombo ny isna'ny fiangonana, nitarina daholo ny ankamaroan'n...
tohiny
novalian'i endriny ny 07/06/2016 14:24