manahoana daoly tompoko ôh!

1. hasimbolatiana ( 09/05/2016 15:53)
saika mba angataka fanapiana azafady ndrindra hoe aon kay ny tena fampiasaina an'ilay Cytotec 200 ?g plaquette10piles raha 19 jours tsy tonga le réglé
novalian'i hery ny 09/05/2016 18:02
2. vao2vao2 ( 09/05/2016 16:13)
Tena efa misy retard izany ka raha izaho ianao dia tonga dia manaova prise de sang zao misy zazakely.
3. hasimbolatiana ( 09/05/2016 16:28)
zan ve nef we mbl mety hony rah mbl latsakiny 12 semaine
4. vao2vao2 ( 09/05/2016 16:46)
Hay, raha misy an' izany hoe mbola mety raha latsakiny 12 semaines dia tsy maninona e! Ny ahy ahiahy fotsiny ko. 'Zah manokana aloha tsy mpampiasa io Cytotec 200 io e.
5. hasimbolatiana ( 09/05/2016 17:00)

fa enao sao de afak manampi ahi @ le fampiasan az
6. hery ( 09/05/2016 18:02)
Salama

Manatona aloha dokotera fa aza manaonao foana sao ny aina koa no manaraka. Zavatra saro-pady be mihitsy io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2303