You are here: home > Forum

mahay lalana

Lohahevitra : Hoy ny lalàna
Fitohizan'ny hafatra : mahay lalana
Valiny : 9
kalameva02 - 20/05/2016 21:15
mitady mafy olona anontaniana mahay momba ny lalàna eto belgique ikarakara dossiers fa maty vady
Valio | Miverina eny ambony
5laody - 21/05/2016 10:28
Mirary fiononana ho anao sy ny fianakavianao. Notaire no tsara atonina hanaovana antontantaratasy. Jereo eto. Raha manana zom-pirenena Malagasy ny vadinao dia ny ambassade no manana fahefana ho notaire.
Valio | Miverina eny ambony
kalameva02 - 21/05/2016 14:37

5laody
Mirary fiononana ho anao sy ny fianakavianao. Notaire no tsara atonina hanaovana antontantaratasy. Jereo eto. Raha manana zom-pirenena Malagasy ny vadinao dia ny ambassade no manana fahefana ho notaire.

merci namaly fa zao izy belge ka fa tena ts azoko mits n loi oe raha ts niara nipetraka hono zahay ts mahazo droit @za...oh manafintohina ihany satri ts faute nay no nahatonga anzan fa n ambassade nadrasana t@visa de alohan izy maty io vao nivaly n visa marihako fa zahay de mpivady ara dalana tsara eto mila fanampiana re
Valio | Miverina eny ambony
5laody - 21/05/2016 16:19

Olana succession manokana izany ilay izy fa tsy misy olana sejour?
Valio | Miverina eny ambony
kalameva02 - 21/05/2016 18:07

5laody

Olana succession manokana izany ilay izy fa tsy misy olana sejour?

sejour dray tsy misy olana ka
Valio | Miverina eny ambony
5laody - 23/05/2016 00:08

Misy association manome conseil maimaim-poana eto nefa ela vao mamaly.

Ny tena tsara raha manana avocat ianao. Tsy fantatro na aiza no misy anao fa any Bxl no misy avocat fantatro. mahereza.
Valio | Miverina eny ambony
kalameva02 - 23/05/2016 19:28

5laody

Misy association manome conseil maimaim-poana eto nefa ela vao mamaly.

Ny tena tsara raha manana avocat ianao. Tsy fantatro na aiza no misy anao fa any Bxl no misy avocat fantatro. mahereza.
Gily no misy ahy zay koa nge le manairana itony mba fomba iserana nef ela b zan vo mamaly merci anao mankasitraka mirary soa
Valio | Miverina eny ambony
5laody - 24/05/2016 11:10

kalameva02

Tsindrio ilay hoe "eto" ireo ambony ireo fa misy rohy (lien) napetrako tao mety azonao antsoina phone maka rendez-vous. azafady fa ohatry ny mifangaro ny fomba nilazako azy.
Valio | Miverina eny ambony
kalameva02 - 24/05/2016 14:45

farany re aiza no misy gospel eto na protestante gasy a encore merci
Valio | Miverina eny ambony
5laody - 28/05/2016 22:02
ao amin'ny mkmb bruxelles metro botanique. Misy concert chorale ny 29 mai raha mbola afaka ianao. na jereo ny site.eto tsindrina
Valio | Miverina eny ambony