Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
tokiniainanjr
(
24/12/2016 19:50)
fanangezana filahina
inona no azo atao mba anamgezana filahina,amin'ny fomba mahomby,...
suite
répondu par diasn0732 le 12/09/2018 14:38
bor2lais
(
24/12/2016 16:46)
Andro Malaza
Mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra e (na ny magy na ny heroda na ny lohan'ny mpisorona na ny mpanora-dalàna na ny mpiandry ondry) ! :-)...
suite
répondu par rhaj0 le 30/12/2016 20:28
rhaj0
(
23/12/2016 13:51)
fahadiovam-piaina - hygiene de vie
Ny dokotera falehako aty Kanada, dia... miezaka ny TSY hanome fanafody mihintsy. Rahefa marary, dia hoz'izy izay : "c'est normal". Izany hoe, toa hoe "lalam-piainana" ny aretina. Ary dia, toa ny hoe, ...
suite
répondu par rhaj0 le 03/01/2017 12:51
rhaj0
(
23/12/2016 13:45)
tekinaolozia
Inty misy famaritana voambolana mba tiako zaraina... Raha mba itadiavantsika fanagasiana izao ireo teny ireo mety tena mba an...
http://iq.intel.com/what-the-tech-12-tech-terms-to-know-now/
[b]Big D...
suite
répondu par rhaj0 le 29/12/2016 17:38
Abcd2
(
22/12/2016 22:22)
Mifandray @Satanisma ve ny franc macon?
Araka ny fijoroana vavolombelon'ny olona niaina ela tao fa niala dia "eny"...
suite
Dreamlover14
(
21/12/2016 19:56)
Resto
Nisakafo tao @ resto rangahy iray nahita zavatra hafahafa tazany @ ireo serveur rehetra tao :
- mitondra sotrokely iray avy rizareo rehetra
- misy tady kely mivoaka eo @ braguette-ny
Nametra-panontan...
suite
répondu par dreamlover14 le 27/06/2017 18:20
lesetra
(
21/12/2016 13:21)
mba tena marina v le fiangonana farany
misy fiangonana iray milaza fa fiangonana farany misy anaty baiboly ve le izy ary mety ho tanteraka ve ny zavatra lazainy mikasika ny fara andro...
suite
répondu par endriny le 18/01/2017 17:11
rhaj0
(
20/12/2016 21:08)
Teraka an'io
Toatoa izao izany no fandehany. Ampitomboana ny fahalalana.
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=K7kaw40pPYw[/youtube]...
suite
répondu par rhaj0 le 06/01/2017 16:00
hery
(
20/12/2016 15:45)
Misy migafy indray ny serasera :-)
Misy migafigafy indray izao ny serasera. Dia efa miezaka manadio eo aloha.
Tena tsy mbola fotoana fanamboarana goavana izao fa tsy ampy ny fotoana (mila mamelom-bady aman-janaka koa mantsy)......
suite
répondu par mirananirina le 05/01/2017 21:05
Mika.el
(
20/12/2016 12:39)
ny ankizy sy ny fitiavana
miarahaba O!
nis namako mba nanontany ny hevitro mikasika iti resaka iti ka mba atodiko eto ny fanontaniana fa tsy itako izay valiny azo lazaina azy. eto mada antananarivo no misy anay, 14 ans ny zana...
suite
répondu par Onjarliva le 01/02/2019 16:02
dasy
(
17/12/2016 14:25)
mpihira
Mba lasa aiza ilay :Asna nihira tao amin'Ny Ainga taloha
Misaotra...
suite
répondu par BENEM le 25/09/2018 07:54
rabaradaka
(
16/12/2016 08:45)
Mpanao gazety tsy milay
Maheno an'ingahy Heninkaja mpanao gazetin'ny KOLO TV taloha ao amin'ny radoin'ny mpitondra aho (I-BC) dia kivy tanteraka mihitsy, mihevitra ve razandry io fa hateza eo io HVM io ? Ny vava anefa tsy vo...
suite
répondu par ravatorano le 01/03/2017 07:14
rabaradaka
(
16/12/2016 08:40)
Jiolahim-boto lasa mpitondra firenena !
Ny marina tsy mba maty, ary ny tody tsy misy fa ny atao no miverina; hoy ny Ntaolo fa hoy ah indray hoe matesa faty any !
Nitrandraka volamena teto Soamahamanina ry Augustion Andriamananoro sy Mamy Ra...
suite
répondu par Calinbrandon le 13/01/2017 13:41
Veloo
(
13/12/2016 19:20)
i Hery ve mbola ato foana as Tompon'ny Serasera
Tena mba liana e - za mbola velona tttttt...
suite
répondu par hery le 22/12/2016 04:38
Veloo
(
13/12/2016 19:18)
Solafaka - Benja sy Ariana
Zany ka hira ka - tena I am fall in love with the voice of Benja - oh my!
misoatra Benja - tokony misy maromaro otran'io mihitsy
Za ndray aloha tsy mba mirara an'izay lazan'ny olona - mahatanja ry r...
suite
répondu par Veloo le 13/12/2016 19:34
J.niaina
(
08/12/2016 14:17)
Ny antony mahatonga ny vay ?
Miarahaba antsika rehetra,
Inona avy no mety mahatonga ny vay ?
Misaotra mialoha ho an'izay hamaly....
suite
répondu par NDINDY le 22/09/2018 12:58
rabaradaka
(
08/12/2016 13:21)
Potehin'ny fianakavian'i Hery ny firenena
Efa mazava ange ny zavatra noteneniko teto mikasika ilay zandrin'i Hery Rajaonarimampianina e, i AINA RAKOTOARIMANANA, fa io rangahy io no mifehy ny fitrandrahana vato sarobidy eto Madagasikara. Fa ma...
suite
répondu par Veloo le 13/12/2016 19:39
rabaradaka
(
08/12/2016 13:07)
Sombiny amin'ny sampin'i Rajoelina
Saika tsy hitantara an'ity zavatra soratako ity aho, nefa mahatsiaro ho manana adidy ka tsy maintsy tantaraiko. Miala tsiny sahady ho an'izay tsy mahatanty.
Olona iray nandray anjara tamin'ny fandeven...
suite
répondu par rabaradaka le 16/12/2016 08:41
RBNIR
(
05/12/2016 13:41)
TRANGA IRAY EFA NATAON'ANDRIAMANITRA TALOHA MIVERINA INDRAY ANKEHITRINY
« Aoka isika hidina, ka eny no hanorokoroantsika ny fiteniny, mba tsy hifankahala teny izy. » (Genesisy 11:7)
« Dia tao no nampielezan'i Jehovah azy hiala ho eny ambonin'ny tany rehetra; dia nit...
suite
répondu par endriny le 14/02/2017 07:50
nytsaraharahina
(
02/12/2016 18:56)
Ny tena Temoin de Jehovah
Raha tokony ho izy dia izao no tokony ho temoin de jehovah dinihina kely ity texta ity:
Isaia56.6:"Ary ny hafa firenena izay efa manaiky ho an'i Jehovah mba hanompo Azy sy ho tia ny anaran'i Jehovah ...
suite
répondu par endriny le 19/01/2017 04:08
