firy km madeha any soaniroa azafady de firy km madeha tongotra 
Firy km miala à mahitsy madeha any soaniroa azafady de firy km madeha tongotra azafady merci beaucoup |
Valio |
Miverina eny ambony
Adin'ny iray sy sasany miala avy eo Bejofo hono io a (Mahitsy) |
Valio |
Miverina eny ambony
Toa hoe sandoka hono io fisehoana tao Soaniroa io an |
Valio |
Miverina eny ambony
salut!mandehana mihints aloha makeny soaniroa izay vao afaka mitsara izay isika e.amin'izao efa aintsika iahany ny zavamisy amin'ny fiainana ku.ny ahy ra mahasoa ahy d aleako ko
|
Valio |
Miverina eny ambony