ny ankizy sy ny fitiavana

1. Mika.el ( 20/12/2016 12:39)
miarahaba O!
nis namako mba nanontany ny hevitro mikasika iti resaka iti ka mba atodiko eto ny fanontaniana fa tsy itako izay valiny azo lazaina azy. eto mada antananarivo no misy anay, 14 ans ny zanany vavy ary 12 kosa ny lahy,dia gaga hono izy raha sendra naeno azy dahy niresaka fa hay samy efa manana ny olontiany izy 2 kely. teo no nahatonga azy anontany "firy taona ny ankizy ankehitriny no manomboka miditra @'izany resaka zany, de firy taona no tsy tokony ho ferana intsony?". raha ny hevitro aloha, na dia eto mada aza isika fa tsy toy ny @'ny firenena afa dia 14 taona zany tsy dia aloha loatra indrindra raha oe any ampianaran izy no miaina azy,atao ahoana ny anakana an'zany.miova ny zava misy e! hafa ny taloha. fa firy taona no antonony dia inona no antony?
novalian'i Onjarliva ny 01/02/2019 16:02
2. Dreamlover14 ( 21/12/2016 20:34)
Tadidio fa ny haino aman-jery, ny boky, ny internet, ny zava-misy andavan'andro dia hitan'ny ankizy. Manapy izany ny fahamaotiana (puberté) izay manova ny fihetsika, fisainana ka eo indrindra no ilana ny ray amandreny miresaka @ ankizy; Aza atao olana ny fitiavany olona satria mbola "fitia vao mitsiry" izany ary mila ny ray amandreny hiresaka mitsotra aminy ny maharatsy na mahatsara izany. Resaho izy, ataovy izay hahazoany ny fonao fa ho gaga ianao fa izy indray no hi-confier aminao ny olany.

Amiko tsy olana na 10 taona na 14 taona izy no mitsiry fitiavana, fa anjaranao no miresaka voalohany, fadio ny tonga dia mandrara avy hatrany, ataovy toy ny resaka vazivazy ilay izy @ voalohany saingy rehefa miresaka tsara dia ataovy serieux avy eo.

Ny fandrarana matetika dia vao mainka mamporisika ny ankizy hitady ny antony handraranao azy ka vao mainka izy hanao izany miafina

Ny zanako 15 sy 12 taona fa rizareo no miresaka aminay hoe mahafatifaty azy ny olona mpiara-mianatra na mpiara-mivavaka aminy, dia lasa ataonay firesaka ao an-trano. Au moins isan-kerinandro izy niresaka momba an'ireo olona mahafatifaty azy ireo. Izaho indray no nostalgique hoe hay koa moa toy zany aho fahiny ?
3. hery ( 22/12/2016 04:41)
Fitiavan'ankizy e. Misy mipololotra ao am-po ao fa mbola madio foana raha haintsika ny mitantana azy. Eo ihany ilay fahatsoram-pon'ny ankizy ka raha mahavita manampy azy isika dia tsy hibolila izy.
4. mirananirina ( 05/01/2017 21:15)
Eisy mbola tsy sérieux ny azy ireo fa resaka fotsiny. Na izany aza ilay 14 ans tena ao anatiny ilay misimisy mony ireny ka efa manomboka mitia olona.
Jereo matetika fotsiny ireo namana mpiaraka aminy. Aleo aza manaiky ireo namany miditra ao antrano. Raha misy olondehibe. Fa ny ora hianarany any ampianarana dia tsy maintsy hajaina. Za koa angamba no masiaka loatra @ zanako fa dia eo ambany masoko emploi du temps ny.
5. tongona ( 21/02/2017 15:40)
fitiavan'ankizy 10ans na 14ans ;mbola fitiavan ts mitova olon'dehib io f mbola fitia taitaitra sy mitsiriritra fotsiny izany fa ny fitiavana koa voajanahary koa tsy azo sakana sao animba ilay zaza izany fa mifampiresk no ten tsara fa tsy azo ampitaorina na bedesina ni zaza raa resk fitiavan fa vao maika manaonao fona...
6. Onjarliva ( 01/02/2019 16:02)
manahôna ô!
Manana olotina 13taona ah! Tiko izy saingy tsy avelan'ny Raiaman-dReniny hiaraka anefa izahay,dia niezaka ny niresaka t@ aho anefa fa hoy iz tamk hoe hamono tena izy raha misarak izahay inona no tokony ataoko azafady?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1774