Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
rvnirina8 ( 13/02/2017 14:42)
secte
Miarahaba daholo, mpianatra Sefala ny tenako ary manomana lahatsoratra famaranana mikasika ny sectes - misy afaka manampy ahy ve eo amin'ny fikarohana momba izany? Marihina fa ny sectes ao amin'ny Bai... suite
répondu par endriny le 24/02/2017 15:16
rvnirina8 ( 13/02/2017 14:41)
secte
Miarahaba daholo, mpianatra Sefala ny tenako ary manomana lahatsoratra famaranana mikasika ny sectes - misy afaka manampy ahy ve eo amin'ny fikarohana momba izany? Marihina fa ny sectes ao amin'ny Bai... suite
rhaj0 ( 13/02/2017 13:15)
ny Alahady
@ teny frantsay moa io no hoe "jour du seigneur", nefa indray, @ kolotora paopiolera frantsay, dia misy fiteny hoe "du dimanche". ohatra - bricoleur, peintre, conducteur du dimanche.. izany hoe olona ... suite
répondu par endriny le 15/02/2017 06:19
stahtam ( 13/02/2017 09:21)
"Aza mitsara mba tsy hotsaraina!"
Manohy fandinihana dia toa mahita zavatra tsy mampandry saina: Inona no tena hevitr'io Matio 7/1 io? Raha izaho aloha dia lasa lavitra be ny saiko hoe nilaza izany ve ny Mesia? na hoe izany ve no tena... suite
répondu par stahtam le 22/03/2017 05:57
endriny ( 10/02/2017 07:19)
Ny fitokiana amin'Atra dia PMU
Asa isika na mahatsapa na tsia fa ny fanankinan-doha ny valin'asa na ny faniriana amin'Atra dia sahala amin'ny fanantenan'ny olona mpanao PMU. Asento ny ventsoventsom-po amin'Atra dia arotsaka ny raki... suite
répondu par endriny le 17/02/2017 15:17
rhaj0 ( 08/02/2017 13:19)
You Have Been Trumped - Voan'i Trump Ianao
Tena natambatro tato ny fiantraikan'ny Trumpisme mandaginina (ahy). http://rahampitso.blogspot.ca/2017/01/youve-been-trumped.html Ka tena aiza nama koa, isan'andro mihiratra izao ve dia misy mampand... suite
Torohy ( 04/02/2017 02:40)
Angatra ve sa inona
Salama daholo tompoko, Tsaiko na efa nisy resaka otranzao tato na tsia fa MBA mila toro-hevitra azafady tompoko,, Niaraka t@sipa zay aho dia isakiny manao firaisana aranofo dia mapiasa fimailo foana a... suite
répondu par rhaj0 le 06/02/2017 11:31
koirakoira ( 02/02/2017 22:41)
Mitady mpanao asa tanana miasa amin oditra
Miarahaba daholo, izaho mba mitady mafy olona mpanao asa tanana, ka miasa amin' ny oditra. Mpanao kiraro, sy poketra. Afaka manazava amun andinindininy aho ra ilaina. Misaotra mialoha... suite
répondu par endriny le 24/03/2017 13:04
tapakevitra ( 02/02/2017 11:49)
Mpitandrina mijangajanga
Hono oa ry namako isany, raha ohatra ianareo ka mahalala sy mahita fa ny Mpitandrina ao @ fiangonana misy anareo dia mijangajanga , amin'izay ny sekreteran'ny fiangonana ihany dia inona no ataonareo.B... suite
répondu par rhaj0 le 17/02/2017 15:43
rhaj0 ( 01/02/2017 14:50)
Ny Quran vakiana t@ Lamesa
Dia samy naha-araka ny famonoana olona (moslimo) tao Quebec daholo ianareo io an.. Ny valin-ketsiky ny aty moa, dia ny politisiana rehetra, na kavia na kavanana, sy ny mpino rehetra, na Kristiana na ... suite
répondu par endriny le 09/02/2017 14:56
SahirantsainaB ( 30/01/2017 13:21)
Herpes genital
Salama daoly, Tsaika mba anontany azafady sode mba misy mahafantatra fanafody gasy manasitra herpes genital fa tena leo tena leo. Efa nijeroko t@ internet iz io oe tsy misy fanafody zany, de mba an... suite
répondu par bichette le 17/04/2018 10:02
rhaj0 ( 20/01/2017 19:06)
Feon-Jesosy
Akisako eto mihintsy ity, ary tsy amelako raha tsy mahazo valiny avy @ RBNIR :-) [quote=rhaj0]Mba lazalazao tokoany hoe toatoa ny ahoana ny "feon'i Jesosy" renao izany. 1- ameo santionany hoe [u]ino... suite
répondu par endriny le 28/02/2017 05:36
endriny ( 20/01/2017 14:43)
Ny finoana sy ny fitondrana eto Madagasikara
Mitaraina ny mpiara-miasa fa tsy mamely mihintsy ity fitondrana ity, aux riz aux rats... Tsy nisy vitany ny fampanantenana nataony... Mpangalatra Dia novaliako hoe: Izao no fitondran'ny mpitondra Kri... suite
répondu par endriny le 15/02/2017 06:16
rafilantsoar ( 19/01/2017 16:08)
Tia tokoa ve?
Tena tia tokoa ve ny vehivavy manaiky atrany izay atao aminy!... suite
répondu par Mirananirina le 28/01/2017 18:26
endriny ( 19/01/2017 04:00)
Iza no Apostoly tianao indrindra?
Apostoly Benjamina sa Apostoly Tatandraza sa Apostoly Tsaratsara?... suite
répondu par Kaboda le 30/04/2018 20:32
raharimanarivoeric ( 18/01/2017 14:32)
mba te hatavy euh
inona marina ar n mampatavy euh?ts mapivorak fa mb mampahazo2 aina,... suite
répondu par BENEM le 28/09/2018 05:15
rabaradaka ( 18/01/2017 08:33)
Les chiffres de la pauvreté selon le PNUD
Plus d’un milliard d’êtres humains vivent avec moins d’un dollar par jour. 448 millions d’enfants souffrent d’insuffisance pondérale. 20% de la population mondiale dét... suite
rabaradaka ( 18/01/2017 08:29)
Filoha hajaina mamim-bahoaka sady voafidin'ny maro an'isa Hery Rajaonarimampianina
Ampy izay ary tena ampy mihitsy izay. Na hanova governemanta isan'andro aza ny Filoha hajaina mamim-bahoaka sady voafidin'ny maro an'isa Hery Rajaonarimampianina dia ny omaly tsy miova. Inona no andr... suite
répondu par Mirananirina le 28/01/2017 19:03
raharimanarivoeric ( 18/01/2017 07:42)
Awn n fomba hialana tanteraka amin'ny sigara?
Manahoana daholo..Mba mangataka torohevitra fa tena tsy mety afaka amin sigara euh..Ten miezak fa ts6 valin mints..Misaotra oanze mamaly... suite
répondu par mpisotrtoaka le 13/06/2019 11:43
rhaj0 ( 17/01/2017 12:31)
Manala Devoly
Mizara ny hita.. [url=http://latribune.cyber-diego.com/culture/2175-photo-christian-barbe-les-portes-du-paradis-les-asiles-psychiatriques-de-madagascar.html]http://latribune.cyber-diego.com[/url] [i]... suite
répondu par endriny le 15/02/2017 05:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.9715